POTIKA ny firenena mampalahelo ary mampitomany!

1. victime101 ( 11/05/2006 11:13)
Taloha raha tantarain'ny ray aman-dreninay izahay dia hoy izy ny bourse ko teny ANKATSO fony aho mbola mpianatra nampiako kely dia nahazo automobile,ary marina tokoa izany.
Izao ny SMIG eto MADAGASIKARA 300.000fmg latsaka ,vary 1 kitapo na 12 litres lasantsy super na 20 euros...
Lazaiko marina aminareo fa mbola ambony noho io ny SMIG any NIGERIA na any République Démocratique du congo (ZAÏRE taloha),ny ry Lekôma aza firenena nihomehezana taloha nefa mbola metimety ny azy.Raha eto @ île de l'océan indien dia isika no lehibe indrindra ara-superficie nefa isika no fara-hidiny:Comores ,Seychelles,Maldives,La réunion,Mayottes,Maurice,...Ireo firenena ireo ny ankabeazany dia ny tourisme sy ny textiles ary éxportation no tena andry iankinan'ny fireneny.Ka mbà manontany tena aho hoe tsy manana potentialité ho @ ireo ve ny gasy sa dia fanahy iniana mihintsy ny tsy hampandrosoana azy e?

Lany andro @ adilahy pôlitika sy ny fingapingana isan-karazany .

Ataoko fa tsy ny vola velively no tsy misy faux probléme io satria maro ireo trosa izay nofafàn'ny mpamatsy vola, mbà misy ihany ireo haba alain'ny fanjakàna no miditra ny TVA ny TUPP @ solika sns.. Maro ireo programmes izay natolotra tetsy sy teroa fa zara raha misy réalisé.
Ny tanora ve no tsy manana diplômes faux probléme koa io satria maro ireo tanora diplômés no tsy manao izay asa mifanaraka t@ fianarana nataony.Ao ny mana diplôme na medecine lasa mpivarotra ao ny manana ingéniorat lasa chauffeur taxi sns...

Ary ny tena mahalasa saina tsy vitan'ny hoe kely ny vola raisina fa ny vidin-javatra koa mihalafo .

Fehiny raha atao bango tokana dia raha mbola izao adilahy pôlitika izao no tsy asiana farany dia hihemotra hihemotra foana ity firenena malalatsika ity samy milàza fa tia tanindràzana daholo nefa dia ny mifanohitra aloha no zavatra hitanay renim-pianakaviana.
novalian'i soanja ny 13/05/2006 04:28
2. Fiffi ( 11/05/2006 11:53)
Dia aleo hiharahana hivavahana fa mbola hamiratra ny masoandro anjaran'ity nosy mamintsika ity .
3. kally ( 11/05/2006 12:21)
Firy taona moa no namotehana an'ity firenena ity? Izany bourse mahazo tômôbilina izany kosa aloha tsy ara-dalàna e!saingy ny fiadanan'ny mpianatra teny Ankatso angamba raha tsy diso aho nifarana tany @ taona 1988 tany ho any na 90.
Hadisoan'ny fanjakana ve raha ingénieur tsy mahay mamorona asa ho azy na mahay mikaroka zavatra afa ankoatry ny fitondràna taxi? Hadisoan'ny fanjakana daholo ve ny zava-drehetra? Ary tsarovy fa ny olona iray raha mbola mahatsiaro ho "victime" dia tsy afaka hiady hihoitra mihitsy.
4. xxx ( 11/05/2006 12:27)
vers 1972 tany dia marina fa nahazo fiara occasion kosa aloha e ny bourse ,la mode t@ izany ny r12 tadidinay tsara.
5. Rainikarabo ( 11/05/2006 17:47)
Miasa miaraka no fahombiazana
6. realo ( 12/05/2006 07:43)
Cher(s) compatriote Malgache, amis de Madagascar, vrais et faux investisseurs


Il faut pas etre dupe, pour savoir que les investisseurs s’interessent non seulement à la beauté de notre iles mais plus au simple FORMUL de l’investissement: RETURN ON INVESTISMENT and RISK and PROBABILITY OF SUCCESS.

Raha ohatra ny hataon'i mpanao politika izao ny hampiakarina ny firenena dia ho very isika ry Malagasy. Asa na hadinontsika fa tsy isika irery anie ny tany gisitra te hihavotra haingana eh!.
Ny fialana ny fahantrana dia tsy maintsy ny ASA ihany no hanala azy fa tsy fikorotanana ara politika :-o isan’andro akory. Iza no mpanambola handatsaka ny volany any amin'i tany mitady hikorotona?
Tsy ny democratie sauvage no mety hatafavoaka antsika fa famatorana ny rafitr'asa sy ny hambiazan'izany.

REDRESSEMENT RAPIDE = STABILITE de L’INFRASTRUCTURE +TRAVAIL +DISCIPLINE

Trop de democratie bla bla bla tue l'economie et le developpement.:-o

Maintenant on est dans la periode de reajustement. Il y a toujour les perdants et les gagnants.

Veut on recommencer et s'aligner au départ pour un nouveau choix politique???

Depuis 1975 il y a toujour la grande pauvreté à Mada. Cessez d’etre geignard et prenons notre responsabilité

C’est à nous de choisir entre Leader Castro (Lahiniriko= socialiste anarchique) ou One man show Berlusconi (Ravalomanana= capitaliste dictatorique) pour notre prochain futur


7. Fiffi ( 12/05/2006 09:46)
8. fijo ( 12/05/2006 21:08)
ka hifidy an'iza ary nareo ry mahay teny frantsay be????
9. soanja ( 13/05/2006 04:28)
realo:

Cher(s) compatriote Malgache, amis de Madagascar, vrais et faux investisseurs


Il faut pas etre dupe, pour savoir que les investisseurs s’interessent non seulement à la beauté de notre iles mais plus au simple FORMUL de l’investissement: RETURN ON INVESTISMENT and RISK and PROBABILITY OF SUCCESS.

Raha ohatra ny hataon'i mpanao politika izao ny hampiakarina ny firenena dia ho very isika ry Malagasy. Asa na hadinontsika fa tsy isika irery anie ny tany gisitra te hihavotra haingana eh!.
Ny fialana ny fahantrana dia tsy maintsy ny ASA ihany no hanala azy fa tsy fikorotanana ara politika :-o isan’andro akory. Iza no mpanambola handatsaka ny volany any amin'i tany mitady hikorotona?
Tsy ny democratie sauvage no mety hatafavoaka antsika fa famatorana ny rafitr'asa sy ny hambiazan'izany.

REDRESSEMENT RAPIDE = STABILITE de L’INFRASTRUCTURE +TRAVAIL +DISCIPLINE

Trop de democratie bla bla bla tue l'economie et le developpement.:-o

Maintenant on est dans la periode de reajustement. Il y a toujour les perdants et les gagnants.

Veut on recommencer et s'aligner au départ pour un nouveau choix politique???

Depuis 1975 il y a toujour la grande pauvreté à Mada. Cessez d’etre geignard et prenons notre responsabilité

C’est à nous de choisir entre Leader Castro (Lahiniriko= socialiste anarchique) ou One man show Berlusconi (Ravalomanana= capitaliste dictatorique) pour notre prochain futur




Raha hanao fampielezan-kevitra ny alehanao eto dia ho reraka ianao fa fehezo aloha ilay teny Gasy vao hahazo rariny eto ianao. Tsy misy maharatsy ny fampiasana teny baiko saingy bla bla loatra ny anao ka lasa fihomehezana na dia misy zavatra tsara aza nampitainao.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1524