mahery ianao razokinibe a

21. Fiffi ( 11/05/2006 16:55)
O ry zareo a...

Mba tsindrio ihany ireny publicité Google eny amin'ny site serasera ireny fa ireny anie no mba hany fidiram-bola eto e.
Au lieu de fotsiny
Aleo heverina kely mba ho hitan'nt namana rehetra fa noho ireo pub ireo no hahatsara foana ny seraserantsika eh! :):-*:-*
22. diamondra27 ( 11/05/2006 19:12)
dadabe::roll:
ilaozana mieritreritra indray fa tsy mianatra an!:evil:
23. fasaly ( 12/05/2006 03:02)
hummmm! i lapino kou mikaroka njainjay kouuuuu!:wink::-* sa
24. Fiffi ( 12/05/2006 03:52)
diamondra: :-D:-D:-D:-D
fasaly: ie ! marina ny andry fa izany rehetr'izany mba hanatsarana ity seraserantsika ity an! :):-*:-*
25. ravatorano ( 12/05/2006 04:05)
za letsy radadabe efa ela no nanaiky an drasefo b io ah tsy eritreritra mandalo fotsiny fa tena mitoetra
maafinaritra aloha fa tena mihatsara hatrany ny site tsika milay b ty eh
fisaorana manokana ho an i hery
fisaoran hho an i dadabe sy ireo namana tsy ho voatonona eto izay mamelona ity site ity amin ny fidirana tsy tapaka eto !
ndeha hanindry pub zany aloha e :idea:!
:wink::wink::wink:
26. Fiffi ( 12/05/2006 05:09)
ravatorano: de tsindrio daholo izay hitanao rehetra ao ! :) de jereo ireo camion manao pub ireo fa manja kosa an! :)
27. fasaly ( 12/05/2006 06:23)
ka anadao aza asiana fety beuh miaraka rodobeuh e!:wink: asiana jobily kely mahintsy kalou de ......
28. arson ( 12/05/2006 06:28)
de...an an an :lol::lol:
sa tsy izany?
29. marozevo ( 12/05/2006 07:32)
Ary tsy mba tao n-tsaina tokoa hatramin'izay ny hisaotra anareo mpikarakara. Koa dia manamafy izay voalazan'ny namana rehetra, ary misaotra an'i dadabe nampahatsiaro
30. Fiffi ( 12/05/2006 11:05)
O ry zareo a...

Mba tsindrio ihany ireny publicité Google eny amin'ny site serasera ireny fa ireny anie no mba hany fidiram-bola eto e.
Au lieu de ^:^ fotsiny
31. dadabe ( 12/05/2006 11:49)
tratra ny tanjona le!!:D

misy mody manao tsy mahita manko ny hatsembohana sy fisikomponitra ataon'ny namana sasany de aleo habaribary fa raha tsy misy olona mahafohy tena tahaka izao dia tsy ho toy izao isika mianakavy .

zah tsy hisaotra an'i hery , fa zah hanampy raha azoko atao :D
32. Fiffi ( 12/05/2006 17:53)
dadabe:

zah tsy hisaotra an'i hery , fa zah hanampy raha azoko atao :D
dadabe: sady tsy hisaotra ianao no mbola zah hanampy raha azoko atao :roll: nga misy manakana hono ?:wink:


33. fijo ( 12/05/2006 20:57)
mba efa nijery sita hafa gasy aho,fa tato no nahatamana ahy.
ny antony dia :
-misy fifehezana ato,
-tsy mifangaro voraka ny loha hevitra,fa efa voazara tsara
-tsy ahitana ompa firy"misy mahalana be"
-ahitana bandy kely tena maharaka zavatra maro mihintsy.
-eo koa ny fanalana azy
-misy loahevitra tena mahaliana"fahasalamana "ohatra izay ahitana dokotera hafaka manoro hevitra tsara.

marina tokoa fa mila fikarohana izany,matoa ny hafa tsy nahitana toa izao.

ilay endrika koa mivoatra foana,"za aloha tsy dia mijery loatra izay hendrika izay,nefa hitako hoe tsara le izy"
34. marozevo ( 12/05/2006 21:53)
Marina dia marina io lazain'i fijo io. Mba nijery "phorum" ( Izao mihitsy no nanoratany azy) izay aho indray andro fa saiky safotra mandram-panidiko ny computer. Teny ratsy izany, tompoko. Eto dia tena mifanaja tokoa. Nahay koa aloha ilay nahita ilay terme hoe NAMANA eh. Io no tena fanoitra mahatsara ity serasera ity.

Izaho kosa ry dadabe dia sady misaotra no maniry koa mba hanampy araka izay azoko atao. Ahoana anefa no fomba mba azo anampiana an'i hery ? Mba toroy hevitra eh fa te-hanampy na tsy be vola aza. sady tsy fanampiana ara-bola no tiako hatao fa amin'ny endrika hafa raha mety. Asa ?? !!..
35. diamondra27 ( 13/05/2006 02:26)
Fiffi sy marozevo > ny nahatonga ahy hilaza hoe tsy hisaotra dia " jereo daholo fa izay miditra eto dia io daholo no lazaina "misaotra an'i hery , ka tsy efa ampy ve izay ny fisaorana ??aleo mba action , zah hanampy an'i hery ./.

misy fomba filazan'ny olona any @ faritry ny menabe izay rehefa mamangy olona , dia rehefa vita ilay fitenen'ilay olona miteny
dia manaraka daholo ny rehetra manao hoe " anay aby izay e ", de raha miteny ny namana hoe , misaotra hery , de hoy aho hoe anay aby izay e:D
36. Fiffi ( 13/05/2006 04:31)
diamondra aaahhhh ! zah nie tsy nilaza we inona eh ! fa i dadabe no nilaza hoe " zah tsy hisaotra an'i hery , fa zah hanampy raha azoko atao" de niteny zah hoe "nga hono misy manakana" ? :-D:-D:-D:-D fa nga akia ndry no nilaza an'io ? i dadabe koh ! :-D:-D:-D
37. dadabe ( 14/05/2006 02:08)
:-D ka iray ihany izahay ry Fiffi a:-D
38. fijo ( 14/05/2006 03:48)
ahoana izany ry momondra sy bedada?
39. Fiffi ( 14/05/2006 05:01)
dadabe , diamondra: hummmm
40. diamondra27 ( 14/05/2006 12:39)
fijo:-$:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6232