o mila naman aho e! fa namana fotsiny an!

21. arson ( 16/05/2006 04:48)
samy manana ny tonga soa akia a!mety ndry tezitra mahita azy, na faly, na ory
hahahaha gravy be zany!tsndrim-paingotra daholo zany ranamana!:-D:-D
22. Fiffi ( 16/05/2006 05:42)
23. arson ( 16/05/2006 06:17)
aouh!:-D
24. babylion ( 24/05/2006 12:52)
Hatraty io
25. Fiffi ( 25/05/2006 15:19)
26. pindy ( 25/05/2006 15:22)
mila namana de namana fotsiny ve.namana mifampiresaka sy mifanarasera
27. Fiffi ( 26/05/2006 05:45)
pindy: izay hitiavan'ny tsirairay hiany io kah! ary ianao ? namana inona no mba tadiavinao ? :)
28. arson ( 26/05/2006 07:11)
pindy:de namana ho tiavina,hifampizarana ny retraretra e!
fiffi:ary ne nao namana inona?
29. Fiffi ( 27/05/2006 06:44)
arson: ny ahy ve ? heu..... namana , tena namana , namana tsotra , azo hatokisana , tsy mihatsaravelatsia fa raha misy zavatra tiana lazaina de tonga de lazaina fa tsy hasiana honohono atsy ambadika atsy ! hihihihih ountssss io indray zahfa be resaka tssssssss :-D:-D:-D:-D:-D:-D
30. mamolava ( 02/06/2006 12:38)
za ko mba mila namana hanampy ahy
31. Fiffi ( 08/06/2006 06:34)
mamolava:
za ko mba mila namana hanampy ahy
tena mila fanampiana marina ianao ry mamolava an! :-D:-D:-D


32. rnjak ( 09/06/2006 10:01)
8O nko! nenao ary tsy fantatra hoe mamon'ny :twisted:toaka sa labiera sa paraky sa rongony sa sa sa sa ....... fa neahy tena namana mpanamamomo @ rehetra manitsany nnop jerevako merci!
33. Fiffi ( 11/06/2006 05:53)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.695