LENDREMA mbola ao foana !!!

1. petsambava ( 09/05/2006 18:40)
1950-1982:LENDREMA maditra ! efa maty ka tsy nisy mpandevina, tao anaty vata-paty kesika.Ory vola ory harena.
http://www.madanight.com/madagascar-photo-32205.htm
1972-...:zanaky ndrema !zanaka jomaka, mangaro-paosy dia mamaky trano.
http://www.madanight.com/madagascar-photo-23198.htm
1932-...maman'i NDREMA
mamanay mitady hidégà..hidégà
1985-...:zafikelin' i NDREMA
miha mitombo andro aman'alina
http://www.madanight.com/madagascar-photo-17553.htm
Na zafikelina jomaka aza izy maninona no ihomehezana fotsiny na atahorana!

Ireo mpitondra tokony hikarakara an'i LENDREMA mianakavy ilaozana miady seza.



novalian'i Fiffi ny 10/05/2006 03:40
2. petsambava ( 09/05/2006 18:43)
ity ny maman'i NDREMA
http://www.madanight.com/madanight.com/madagascar-photo-18854.htm
3. Fiffi ( 09/05/2006 19:21)
aiza le maman'i Ndrema ? toa ity no hitako ao an "Désolé, ce module n'est pas activé"
Ireo mpitondra tokony hikarakara an'i LENDREMA mianakavy ilaozana miady seza.
Ka @ fomba ahoana aza aloha no hikarakarainy io fianakaviana io raha tsy mahazo seza izy ?
4. petsambava ( 09/05/2006 19:29)
ity maman'i NDREMA e
http://www.madanight.com/madagascar-photo-18854.htm

Raha mbola ihomehezana fotsiny ry LENDREMA na atahorana fa tsy ampiana dia eeee tsy hisy raha ho vanona eto,nefa refa hitady seza anie ilaina ry LENDREMA e!
5. petsambava ( 09/05/2006 19:56)
manan-jina mantsy ny vahoaka na heverina fa mahantra aza ka atao tohatra fiakarana lava izao.Toriana izao mana sy wa wa lava izao refa propagande nefa refa lany odina tsy hita!!lazaina lendrema
eritrereto ireto ankizy ireto raha mba miakanjo tsara sy madio tsy mbà mahafatifaty ery ve? nefa tsy fidiny azy ireo
http://ldv4u.skyblog.com/15.html
6. zandikely ( 09/05/2006 20:11)
Tena tsy azoko ny resaka. Inona ity LENDREMA?
7. fijo ( 10/05/2006 03:28)
ny mahafinaritra ahydia ny mahita ny tanana e.misaotra lendrema an
8. Fiffi ( 10/05/2006 03:40)
fijo: zah koa akia mitovy @ ndry an! :):-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1641