Ny vehivavy .... lol
23. cutie
(
10/05/2006 10:46)
tsy voatery ho vhv daholo koa anie no nanao an'reo parking reo e
more crazy crap hoy le site ko a:-D:-D:-D:-D:-D:-D
more crazy crap hoy le site ko a:-D:-D:-D:-D:-D:-D
24. mbaliana
(
10/05/2006 16:54)
fa iza no niteny fa vhv no nanao an'ireny retra reny ee refa mi se garer... mety lhl koa ka... tsy tao anaty ny fiara akory le vhv manaporofo fa ry zareo marina no nanao an'reny...
Aty aminay ny olona tena mpanao accident be ndrindra dia ny lhl...araky ny statistique national ndry zareo aty ....
Aty aminay ny olona tena mpanao accident be ndrindra dia ny lhl...araky ny statistique national ndry zareo aty ....
31. nolalaina
(
17/05/2006 06:59)
cutie:
vale, ari.malala, nefa tsy mankaiza reo refa tsy misy vhv:-D
Aza manao zany njy fa efa mahay zvt entre-ndry zareo zao ny lelà an!! =)) =)) =))
32. pitchou
(
17/05/2006 12:55)
labomba> fa maninn aza moa no tsy mba sahinareo avoaka le faty oul b d b vokatry ny accident ataon'ny lhl ireny e! sa .... tsy milay raha tsy mbola nahafaty oul sy perte totale ny fiara? :D
33. cutie
(
17/05/2006 20:00)
Mpandefa : nolalaina [ Valio ] 17-05-2006 11:59:19
Lohateny : Re : Ny vehivavy .... lol
Hoy i cutie:
vale, ari.malala, nefa tsy mankaiza reo refa tsy misy vhv
Aza manao zany njy fa efa mahay zvt entre-ndry zareo zao ny lelà an!!
ka @reny anie mbola misy ny manao vhv e :-D
34. labomba
(
18/05/2006 14:04)
nolalaina> hahahaha tsy ny lehilahy rehetra kosa an! za tsy ao anatiny lol.
35. nolalaina
(
19/05/2006 06:35)
labomba:
nolalaina> hahahaha tsy ny lehilahy rehetra kosa an! za tsy ao anatiny lol.
Mazavament fa tsy ao anatiny ka!! :wink:
36. Aino
(
19/05/2006 10:59)
ny aty indray anefa de ny vehivahy indray no mahay mirol noho ny lehilahy!!
38. labomba
(
19/05/2006 16:11)
Eny e! sipa mirol refa mitsangana fa refa mitsivalana tsy rol tsony ny sipa. Miantso mama sisa ...