fa izao fotsiny, ny revin ny mpizahatany anie matetika ka lafo raha miohatra amin ny fiainan ny sarambabem-bahoaka e. Sao dia izay no niantefan ny fampitahana nataonao indraindray
Angaha misy mpizaha tany afaka miasa mikarama any Etazonia sy Allemagne? hahaha