'ndao ary
141. dadabe
(
14/05/2006 01:52)
:-w:-w:-w fa izany hoe aleo ihany apetaka ny pilansy fa sao dia misy alerte kle
146. totofy
(
15/05/2006 08:37)
diams tairo dance farany partenaire fixe dé alefaso lé nouveauté : nadiya : roc :idea: dé avy eo slow bé "hotel california " (l)(l) okay.
sady efa lasa daholo izy 3 mangina ny tanana 8)8)
sady efa lasa daholo izy 3 mangina ny tanana 8)8)
149. dadabe
(
15/05/2006 10:32)
:-D:-D:-Dde aleo zah hivoka fa eo nareo mitsam
io mety tsara ry totofy a, sipa sy bandy :-$:-$
io mety tsara ry totofy a, sipa sy bandy :-$:-$
150. totofy
(
15/05/2006 10:41)
dadabe
zay nga ty vô kopy klé , za efa ela no nahay ..
fa dadabe tô misy retard:-D:-D:-D:-D
sady ny bal ngé efa ho vita é ....
io mety tsara ry totofy a, sipa sy bandy
zay nga ty vô kopy klé , za efa ela no nahay ..
fa dadabe tô misy retard:-D:-D:-D:-D
sady ny bal ngé efa ho vita é ....
151. dadabe
(
15/05/2006 11:24)
fa aleo amizay aza haka pilansy raha efa ho vita ny bal sao manao aksioo eo totofy kle :°)
152. totofy
(
15/05/2006 11:35)
tianay ho hita aloha ny effet-ny pilansy aminao : zava-bao² zany an! é " , dadany mintsy lé dadabe ity klé
asio pilansy dadabe é !
asio pilansy é!
dadabe ô mampiasa oo
mampiasa god é!
hita daholo ny sékiré dadabé:-w:-w
tena rava lé bal klénefa ambiance bé
asio pilansy dadabe é !
asio pilansy é!
dadabe ô mampiasa oo
mampiasa god é!
hita daholo ny sékiré dadabé:-w:-w
tena rava lé bal klénefa ambiance bé
153. totofy
(
15/05/2006 12:08)
[quotedadabe mou namakô
dadabe mou akamakô
mba ampékaro ny niveau
fa tena trop!
ary ajanony io resaka io ô
fa mahamenatr'olona ô
][/quote]
dadabe mou akamakô
mba ampékaro ny niveau
fa tena trop!
ary ajanony io resaka io ô
fa mahamenatr'olona ô
][/quote]
154. diamondra27
(
15/05/2006 16:44)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))
ambiansy doly izany
fa izao angah ianao vao nande bal e!
aiza re 'zany e! andraso fa entiko matetitetika mivoaka raha izany. Rehefa mande tsara ny ambiansy de somary mivoaka kely ny couple any antokontany de hum hum; izay aloha no zavatra hitako fa tsy hoe: nataoko.
Mba ilaina ihany ny manaraka fiainana fa tsy hoe: miaina @ le izy
Fa totofy kosa aloha 'kay mahita vokabilary an! misy tsy arako ao.

155. totofy
(
15/05/2006 18:40)
diams > tsy arako lé kozz c pour ki ?
fa izao angah ianao vao nande bal e!
aiza re 'zany e! andraso fa entiko matetitetika mivoaka raha izany. Rehefa mande tsara ny ambiansy de somary mivoaka kely ny couple any antokontany de hum hum; izay aloha no zavatra hitako fa tsy hoe: nataoko.
Mba ilaina ihany ny manaraka fiainana fa tsy hoe: miaina @ le izy
157. totofy
(
15/05/2006 20:05)
ah bon , fa za nga tsy mivoaka klé sa hoe ???
jereo ny takelaka hafa ...
misy resaka tsy azonao ..... angamba mila miresaka tsara !!!
jereo ny takelaka hafa ...
misy resaka tsy azonao ..... angamba mila miresaka tsara !!!
158. diamondra27
(
15/05/2006 20:22)
totofy: ka samy manana ny azy nge le dinika sa misy ifandraisany daholo e!
tsy araka nge raha mifandray ohatran'izany kosa ny dinika fa ny fotoana mandaheha ihany moa ny zavatra atao esty andaniny mbola misy maromaro ihany
tsy araka nge raha mifandray ohatran'izany kosa ny dinika fa ny fotoana mandaheha ihany moa ny zavatra atao esty andaniny mbola misy maromaro ihany
159. diamondra27
(
15/05/2006 20:24)
tena tsy azoko le izy totofy fa ataovy famintinana a!
f'angah tsy namanao moa dadabe ?
le hirahira alefanao eto foana e!
aza manao vazah mody miady moa 'nareo 2lahy e
f'angah tsy namanao moa dadabe ?
le hirahira alefanao eto foana e!
aza manao vazah mody miady moa 'nareo 2lahy e
160. dadabe
(
16/05/2006 06:36)
hihihhi mpitari bato vilambava io ry diams a:-D:-D
hafa ny lazain'ny vava ary hafa ny ataon'ny tanana :°)
fa maninn totofy no tezitra :D
fa izany hoe na misy aza ny negociationn de aleo ihany mailo , sy maka pilansy fa sao hisy mibombarda eo avy ao afara kle :-D:-D:-D