Justin Vali

1. sipagasy ( 08/05/2006 05:40)
hisy fandaharana mikasika io Mpanakanto io ao @ tv:

* 09/05 ------ 4 ora tolak'andro na 16h -- FR3
* 11/05 ------ 4 ora maraina ------------- FR2
* 13/05 ------ 7 ora sy sasany ----------- TV5 monde

Koa dia mahazahoa fahafinaretana daholo aza e!

Mbola ho lazaina aminareo ihany koa @ fotoana manaraka ho an'izay mipetraka an'i LIllE sy ny manodidina fa hisy ny fiarahantsika mankalaza ny 26/06/2006 izay haharitra 3 andro iarahana @ mpanakanto maro.
novalian'i sipagasy ny 01/06/2006 15:34
2. Fiffi ( 08/05/2006 05:47)
sipagasy: misaotra akia nampatsihahy fa dia ho raisina zany io . :):-*:-*
haharitra 3 andro ? hummmm ! manja kosa zany an! :)
3. Fanja1 ( 08/05/2006 06:54)
merci sipagasy
4. sipagasy ( 08/05/2006 07:04)
toy izao ary aloha ny ambangovangony ny @ fety /forum hisy aty Lille/GRANDE SALLE DU FORT DE MONS à MONS EN BAROEUL 59730, ny 30/06 izao ka hatramin'ny 03/07.

Ny zoma 30 Jiona : * coctail d'ouverture miaraka @ consul de Madagascar izay ao Amiens
* fisantarana fifaninanana /ouverture concours lalao fanorona sy lalaon-tsaina samihafa,
* fanokafana ny "exposition" isankarazany
* valandresaka/conference débat mikasika ny toe-tarena Malagasy,
* défilé de mode iarahana @ associatin VALIHA
* concert iarahana @ MBOLATIANA sy ny TARINY
* concert iarahana @ i HANTA sy ny TARINY
* fanombohan'ny fianarana VAHILA(andoavam-bola)

Ny Sabotsy 01 JOLAY : * mitohy hatrany ny fivarotana ny zava-kanto.
* "grand dînner de l'independance" iarahana @ i Maître FENOAMBY & JUSTIN VALI + DJ..... surprise.....

Ny alahady 02 JOLAY : * fety famaranana arahan'ny fizarana loka isankarazany vokatry ny lalao.


koa manasa antsika aza e!
5. Fiffi ( 08/05/2006 08:03)
sipagasy: hummmm ! zao ve tsy hanintona ?
6. sipagasy ( 08/05/2006 08:37)
mmhhh Fiffi tongava aza e! sady ianareo misy ivantanana ihany koa hihih
7. Fiffi ( 08/05/2006 08:43)
sipagasy: hummmm ! hevitra tsy ratsy io an! maninona tokoa moa ? :)
8. Tenio ( 08/05/2006 10:22)
inay any aho mba tany:oops::oops::oops:
9. Fiffi ( 08/05/2006 11:01)
Tenio: de io zany misy okazy hiverenana any indray koh! :)
10. ikalakintina ( 08/05/2006 20:53)
merci sady aty lille mitry zay am zany!, io grande salle fort de mons io ve tsy le eo am face ny mairie de mons?, eo akaikiny tranon'i justin valiha! efa mba nandefa io tany am fiangonana gasy protestant sy katolika ve nareo sipagasy any ampiangonana matsy no mba tena fihaonany gasy e!,de ahoana le fianarana valiha mety ho tsara io e!, de misaotra e!
11. sipagasy ( 09/05/2006 05:18)
Misaotra an'ikalakintina, ny salle dia ilay akaikin'ny Fort de MOns mihintsy kanntsy alavitra ny metro fort de Mons ihany koa,

Ny filazana ny any am-piangonana dia efa vonona fa ny ankamaroantsika anie ka tsy hita any am-piangonana e!!! ka raha mahita hevitra aroso ianao mba ahazahoana isarihana olona maro ihany koa dia raisinay an-tanan-droa e!

Misaotra indrindra @ fiaraha-miasa e!
12. Fiffi ( 09/05/2006 05:35)
[quote][/quotemiaraka @ consul de Madagascar izay ao Amiens]sipagasy: fa any Amiens zany tsy misy fety no ho tonga ao Mons izy ?
13. ikalakintina ( 09/05/2006 20:01)
eny tokoa oa de tsy misy fety zany any amiens? sa ahoana ry sipa gasy?, ankoatry ny any ampengonana de ilazako dolo ary ze gasy fantatro e!, na ao am fianakams nay toa ao am choral gasy de izy fotsiny no teneniko zao de mino za maheno dolo ny namany, na koa manao karazana invitatio kely alefa isantrano somary mafimafy kely, fa jerena ao am annuaire ny adiresy ny gasy aty lille ohatra , de manginy fotsiny ny fanentanana am tony site gasy tony ho an lavitra!, de mahereza e!, zay efa eto vonona be
14. Fiffi ( 15/05/2006 12:12)
ikalakintina: nga any Lille koh njy ?
15. sipagasy ( 21/05/2006 13:20)
tsy hisy fety izany @ ity taona ity any AMIENS fa aty LILLE ny fotoanantsika e! hitapolaka mandritry ny 3 andro, mbola hisy fanazavana fanampiny ihany ho avy tsy ho ela e! ankoatra ny efa ao @ siten'ny radiovazogasy.
16. Fiffi ( 21/05/2006 13:33)
sipagasy: ok ! de miandry zany an! :)
17. Fiffi ( 21/05/2006 16:17)
sipagasy: hummm ! toa efa naharay ny invit hono ny olona avy any ampengonana ? 30€ ny Zoma sy Sabotsy raha miaraka fa raha tsirairay 35€ ?hummm ! aleo tena ho dinihana tsara io an!
18. sipagasy ( 22/05/2006 15:46)
tongava aza akia Fiffi ann, ny sabotsy izany hisy sakafo ihany koa eny an-toerana ho an'ireo mitaiza kely tsy afaka ny hanatrika "bal" ny alina e! hihihi
19. Fiffi ( 28/05/2006 04:24)
sipagasy: ho any akia zah an! :)
20. ikalakintina ( 28/05/2006 05:05)
fiffi!, aty lille za am zao nanararaotra le week end lavabe!, fa efa hody hianatra ndray fa am io fotoana io efa vita exam de aty lille mitapolaka e!, tongava aty fiffi an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5084