STRING mihoatra ny zipo na ny pataloha!

1. joda ( 06/05/2006 20:44)
STRING mihoatra ny zipo na ny pataloha: fitotoana vary diavolana ve ka maka fanahy ny akoho?
Eny rehetra eny dia maro ireo andriambavy lanitra asa na fanahy iniana na ahoana fa dia mandehandeha eny rehetra eny dia hita ny fananana!
sa ny an'i Samoëla ity e izany izy eee!mizesta string d'or manara-batana :°)
http://coquines-blondes.photos-coquines-fr.com/gal2/3.htm
novalian'i dimbi79 ny 29/06/2006 04:13
2. fasaly ( 06/05/2006 21:28)
oujyyyyy! raha ny hitako eto de tsy mihoatra ny zipo lay string fa ny zipo no haboritsaka mba ahitàna ny string:°) sady taiza kou i joda no zao vao mahita sy mahalala izany???:°)efa lamaody lamaody efa ela izany ary efa tsy ho lany lamaody njay aza kouuuu!:°):-D
3. Lejim ( 07/05/2006 00:34)
Dia inona ny olana ry joda. Mijere, di mikotia, fa aza manolana ihany.
La difference entre seduction et violation est la patience.
Mazotoa e!
4. FARAGELO ( 07/05/2006 03:17)
Rariny kosa eh! fa matetika reto zavatra roa reto mifandray @ vidim-piainana : zipo sy ny string, hany ka raha miakatra ny fiainana dia akariny koa ny azy, raha midina ny fiainana dia midina koa io,
koa lasa miaka-midina ireo, hi hi hi !!
5. Fiffi ( 07/05/2006 03:38)
fa inona aloha ny olana ? tena tsy hitako hoe misy inona ao ? mihakanjo sy mi-stringy tahakan'ny rehetra hiany no hitako ao koh!
6. FARAGELO ( 07/05/2006 04:13)
Amiko aloha tsy misy olana eh, zara aza nisy an'izany mba ha.......
Fa ny comment tsy maintsy atao foana angamba hoy aho!
7. ravi ( 07/05/2006 04:39)
salut!
ny ahy moa izany ry zalahy tonga de teneniko izay mba fahitako azy io de samy manana ny tiany fa ny hoe mihoatra ny mety fotsiny no tsy azo atao satria ny olona rehetra tsy mitovy ny sasany mety manendrika azy ilay izy fa nyany sasany manaratsy azy ka ny rano raha feno ts azo ampiana intsony fa manjary very ka aleo samy mandinika ny ataony eh!
8. fasaly ( 07/05/2006 05:03)
ravi: marina mahintsy io tsy hoe rehefa lamaody na manedrika ny sasany de tsy maintsy hanendrika anao foana na de efa hita fa try metyaza:wink::-D
tsy ny vevavy ihany ange no manao atikilaoty mi depaase io fa nareo lehuilahy kou e! pataloha taille basse beuh de asiana boxer taille haute de mihoatra kounkou! fa zà tsy contre an!:wink: fa zay manderika ihany araka ny voalaza teo:°)
9. Ragadona ( 07/05/2006 05:44)
Marina aloha fa hoe lamaody e fa tsy dia tokony hoandevozin ny lamaody koa ka handeha hoazy tahaka ny kiraron'i ... daholo izao rehetra izao, ka hoe izay tonga eo dia "tsisy olana". Ataoko fa tsy ny fotoana rehetra, na ny rendez-vous rehetra, na ny toerana rehetra ....no anaovana ny string mihoatra ivelany izany. Sady toa tsy dia fahita loatra intsony izany raha tsy ireny sipa katrikatry any amin ny boaty ireny fa ny tapany ambony indray izao no toa lamaody angamba satria matetika dia "presque nue"(au moins alo amin ny firenena ipetrahako nefa toa tsy dia mifanalavitra ny lamaodin dry zareo erop)
10. fasaly ( 07/05/2006 05:50)
ragadona: aiza kosa de hoe entina am rendez vous e!:lol: io kou nge zao ny pataloha ataondry zareo taille basse be lotra e! nefa ny string na ny slip antonony de lasa otran'ny mi depasse ho azy lay izy injinja fa rehefa mipetraka iny na miondrika, misy ny string taille basse fa hita foana! otr'ahy kalou tsy manderika pataloha taille haute e!:wink: ka zay manendrika ihany no hanaovana, sadu io kou sam manao zay tiany sy mahafinaritra ny sainy e! rehefa tsy mitandraka otran'ny adàla very lamba d'efa basy:-*:°)
11. Ragadona ( 07/05/2006 06:11)
Tsy possible zany hoe samy manao zay tiany sy mahafaly azy zany ry fasaly raha mbola manana ny sainy ny olona fa voatery tsy maintsy mandinika sy mandanjalanja foana, ary tsy miaina irery koa fa tsy maintsy hoe ao anaty fiaraha-monina
12. fasaly ( 07/05/2006 06:24)
ka atao ahoana aza e! tsisy lalàna hoe tsy mahazo manao anzao enao fa tsy mety na tsy tsara, efa miaina am ankahalalahany ny oul zao raha mbola tsy manao ratsy sy mangalatra:wink: raha tsy tianao ny mijery anlay oul de ahodina ny maso raha tiana mou de ny maso mijery tsy mitondra mody:D;-):-*
13. vale ( 07/05/2006 20:31)
an,an, marina io voalazan'i fasaly io, tsy dia hoe fanahiniana ilay slip na string mihoatra ny pataloha fa @zao moa lamôdy ny taille basse ka dia izay ny mahatonga an'iny mihoatra kely iny!!

joda> :)aza dia atao manahirana zany fa fiovan'ny toe-trandro daholo, tsika kosa ve de hiankanjo ohatra ny t@ 1800 tany oh tsy de...:roll:
14. xxx ( 07/05/2006 21:52)
itony mintry izao le izy:-D
http://www.madanight.com/madagascar-photo-32439.htm
15. fasaly ( 08/05/2006 04:02)
ka maninona anefa zao e!:-D:-D:-D:-Drehefa try bevalahana sy be lamosuina beuh ny manao azy d'efa milay foana:-D:-D io kou nge wa! defilé de mode ka mila aseho hono lay string e! de lay micro short kou mba hatao pub:wink::°)
16. Fiffi ( 08/05/2006 04:21)
tena mbola misy tsy mahafantatra hiany aloha ny heo defilé de mode an! raha mijery an'io zah zao de fampisehoana ny string sy ny short no hita eto . Ka tsy aleo ve ho an'ireo tsy mahatanty ny defilé de mode hampisehoana tahak'izao toy izay halana mihintsy le short ? de ho asa fotsiny eo indray zay hitranga !:-D:-D:-D:-D:-D
17. fasaly ( 08/05/2006 04:24)
:-D:-D:-D:-D
18. mamzelkely ( 08/05/2006 05:07)
fa angah ts zao ny lamaody eee :roll::-D:-D ny gasy ts de mbola mahazaka an zao klé kozy mo :-D:-D
19. lantonirina ( 08/05/2006 06:04)
salut,tsy mety kosa ny fomba fiteninao ragadona aiza kosa dewe le sipa katrikatry any @ boite ireny no mampidera string?samy manana ny tiany ny olona rehetra,raha zah manokana zao a!dia tiako ny manao string rehefa manao patalou manarabatana na robe ihany kou mba tsy ho hita le mark hoe slipn'i bebekou no anaovan'ilay sipa fa manjary owein be:lol:
20. fasaly ( 08/05/2006 12:06)
lanotnirina: ié!:°) marina mahintsy zany zà zao mbola tsy katry mahintsy hatrizay niainako nefa efa nitranga ny string:^):^):^):^):-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1481