VOAHOZONA VE ISIKA GASY?
1. xxx
(
06/05/2006 16:51)
Voahozona ve isika gasy ?
-fahantràna
-cyclone
-politique politicienne
-instabilité politique
-république bannaniére
-chikungunia
-déngue
-gréve
-motion de déstitution ,de censure
-halatra
-viol
-prostitution infantile
-tsolotra,piston,écolage
-inflation
-sns....
loza ity rey olona!!!
-fahantràna
-cyclone
-politique politicienne
-instabilité politique
-république bannaniére
-chikungunia
-déngue
-gréve
-motion de déstitution ,de censure
-halatra
-viol
-prostitution infantile
-tsolotra,piston,écolage
-inflation
-sns....
loza ity rey olona!!!
novalian'i Fiffi ny 10/05/2006 14:32
2. Fiffi
(
06/05/2006 17:00)
tsy ny gasy hiany re no nahazo ireo haretina ireo eh! hatraiza hatraiza hahitana an'izao daholo , saingy rehefa voa ny an'ny tena dia tena mankarary tokoa !
de ahoana zany ireo voan'ny :
-grippe aviaire
-sida
-ny raopilanina mianjera efa im-piry ? firy ny olona maty ?
-ny tsunami
-tempête
-la guerre
-catastophe naturely ireny
sns.........sns....... nga ireo firenena nihatran'ireo milaza fa VOAHOZONA ?
MAMPALAHELO DIA MAMPALAHELO rehefa tratri'ireny ny firenena . Fa dia hivavahana hatrany ny Tompo mba hitsinjo .
de ahoana zany ireo voan'ny :
-grippe aviaire
-sida
-ny raopilanina mianjera efa im-piry ? firy ny olona maty ?
-ny tsunami
-tempête
-la guerre
-catastophe naturely ireny
sns.........sns....... nga ireo firenena nihatran'ireo milaza fa VOAHOZONA ?
MAMPALAHELO DIA MAMPALAHELO rehefa tratri'ireny ny firenena . Fa dia hivavahana hatrany ny Tompo mba hitsinjo .
3. Fiffi
(
06/05/2006 17:23)
vao tsy ampy herinandro akory zao no nisian'ny glissement de terrain tao Roumanie , firy ny olona maty t@ io ? vao nijery vao2 zah teo dia vao niverina indray ny glissement de terrain io ary nahatratra 200 ny isan'ny maty . Azo lazaina ve hoe "voahozona" i Roumanie ?
Fa mampalahelo aloha ny zavatra manjoa an'i Madagasikara , marina izany fa dia ny Tompo anie Hitsinjo mandrakariva.
Fa mampalahelo aloha ny zavatra manjoa an'i Madagasikara , marina izany fa dia ny Tompo anie Hitsinjo mandrakariva.
8. lemenakely
(
06/05/2006 17:59)
Na izany aza mitsikitsiky foana ny olona e !
MBOLA MANANA FANANTENANA!!!
ny sipa manjakely daholo !!!sa ahoana ry zalahy a:°)
MBOLA MANANA FANANTENANA!!!
ny sipa manjakely daholo !!!sa ahoana ry zalahy a:°)
9. Fiffi
(
06/05/2006 18:18)
cutie: marina ny andry an ! fa tsy hoe ny famerenana an'io isakin'ny iray minitra eo akory no hampiova inona ? fanantenana daholo ny hihainana fa tsy hatao mahakivy raha koa ka haraham-pivavahana . Noho izany tsy misy manaka antsika tsy hitsiky . :):):)
14. cutie
(
06/05/2006 19:08)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 07-05-2006 00:05:59
Lohateny : Re : VOAHOZONA VE ISIKA GASY?
sao dia tsy voahozona fa misy manozotena??????
ahona koa zany :roll:
16. mirana5
(
09/05/2006 19:06)
Dia velona ndray lay ny gasy makatsy ny gasy makary é!! fa @ MR Ratsitononina ny firenena hafa tretrika sy sambatra daholo o , NDRISAKO E SAMBATRA NY FIRENENA HAFA OUNTSONALE!!! ny Gasy ouz ny sasany e:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(
19. lamie
(
10/05/2006 13:52)
aza dia be eritreritra ratsy loatra fa ny minisitra rehetra no tokony hikaroka zay tena mampandroso an'i madagasikarantsika,
20. Fiffi
(
10/05/2006 14:32)
lamie: f'ita hoa eh ? tsy hitako izay hiheritreretana ratsy lava zao !