biz manokana ho an'i kala

21. kiali ( 06/05/2006 13:48)
dadabe zany no rival-ko eto:-w:-w:-w
22. Aino ( 06/05/2006 15:14)
very indray izany kiali t@ iny ko tao lasa ny dadabe manko ny hatrasakiny :*
23. diamondra27 ( 06/05/2006 15:18)
kiali: f'angah @ lhl misy rival 'zany fa refa misy sakafo de hanina l'tia a!:wink:
vaovao amiko indray 'ty

:-D:-D:-D
24. watafon ( 06/05/2006 17:07)
diam: zany v akia ? :-D:-D:-D
25. kiali ( 06/05/2006 18:42)
ka omeo sakafo ho anina aza zah ry diams an! :wink::wink:
26. sasa ( 08/05/2006 03:16)
kiali sy dadabe:-D:-D:-D:-D:-D izay ts rival an'i dadaba koa ato no manenina koa:-D:-D:-D:-D
27. mamzelkely ( 08/05/2006 04:40)
fa ho aiz akay kala :( de bizz manokana ko zany ho anjy ky aa :-*:-*
28. zoklbfkfk ( 08/05/2006 06:19)
'ty misy tononkalo kely atolotro anao :

kala eny amoron-kady
takarina tsy mety azo
kanefa dia maro mpitady
tena mahavoa ny tazo

kala eny an-tokotany
antsoina tsy mety mamaly
kanefa dia mampitomany
ny akama rehetra indrindra fa i kiali

kala eny amin'ny serasera
omena biz tsy mety miteny
kanefa dia mampiveravera
ny kôfa maro saingy tsy sahy miteny

kala eny an-tseranana
kopahina tsy mety mikiaka
kanefa dia mampitonatonana
an'i zoklbfkfk

:*






29. zoklbfkfk ( 08/05/2006 06:23)
:snif: :snif: :snif: :snif:
atataovy aho rey olona
30. ari.malala ( 08/05/2006 12:15)
ndryyyyyyy! fa in no entan'i zoklbfkfk (ha zalah!! sarotra mints ty pseudo anao ty an) fa in wa no entanao mavesatra eee :-*:-*:-*:-*
31. dadabe ( 09/05/2006 02:06)
Mpandefa : sasa [ Valio ] 08-05-2006 08:16:27
Lohateny : Re : biz manokana ho an'i kala
kiali sy dadabe izay ts rival an'i dadaba koa ato no manenina koa
efa mahashy mihitsy manko ankehitriny a:-w

aleo kala sy kiali hiaraka e
de i diams sy kiali koa mbola mifandamina
de sasa sy .... :-$ kopy aho na de tsy lazaina aza e

fa aleo zah sy fasly le :*
32. sasa ( 09/05/2006 03:20)
dadabe za hiasa saina :-D:-D:-D:-D fa ahoana moa za no tsy ho sahy hihihihi
d izay tian'lah amreo alaivo daholo fa aleo izahay sy .....:*:*:*:*:*
33. mamafara ( 09/05/2006 06:13)
milay be kosa
aleo omena bizz koa lay nanoratra ny tononkalo rireto!
hoan'ilay nanoratra :*
34. ari.malala ( 10/05/2006 06:16)
:-D:-D:-D:-D:-Dary to asropiaro le dadabe r'itony e, nefa izy az no tena role ny fanorohambhv sy fampurafesana virtoaly ato :-P:-D:-D:-D:-D:-D:-D
35. pissoa ( 10/05/2006 06:30)
Kiiiii, taraiky be izaho ... :-*:-*:-* kala.
36. zoklbfkfk ( 10/05/2006 07:43)
zah koa ry pissoa :-* :-* :-*
misaotra mamafara namana vaovao :*
zoklbfkfk (dadafara) oainina ve zah :-D
nankaiza oa i kala sa efa lasa tanteraka

37. kiali ( 11/05/2006 15:08)
hifandamina hono tsika sy enao ry diams an! ozy i dadabe
38. sasa ( 12/05/2006 06:12)
tonga i mamafara d aiza i dadafara :-D:-D:-D:-D
39. diamondra27 ( 12/05/2006 06:17)
kiali: de alamino aza koa inon ny olana @izany e
40. totofy ( 12/05/2006 06:57)
kala : %%- %%- bonne chance, dé etsy horohako ty izy:*:*:* (*)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2017