resaka taratasy

21. diamondra27 ( 06/05/2006 07:38)
fanja::wink: mampamngy ao aza e
22. onjah ( 06/05/2006 08:34)
Ahoana koa izany taratasy amidy zany fa tsy mazava.
23. Fiffi ( 06/05/2006 10:28)
aza mba midy kizo @ zany ry zareo an!
24. mamzelkely ( 08/05/2006 08:11)
zah mila saingy hoe zah aty dago de ts ilaiko zany :-D:-D
25. Fiffi ( 08/05/2006 13:49)
zah koh tsy ilaiko zany :-D:-D:-D:-D
26. vale ( 08/05/2006 14:41)
ttasy amidy???:?:?:? hummm, mitandrema tokoa amzany fa rah tratra nge ka hum!!:?
27. colar ( 30/05/2006 08:17)
atero aty zany fa vidiko e,amzay za afaka mirozy tsara,fa garantit tsara ve alo e
28. Fiffi ( 31/05/2006 06:59)
29. Evah ( 30/06/2006 08:47)
Herimiafina:

Aiza izany kizo izany fa toa otran,ny mbola tsy hitako, te ho any kely aho haka eksperiansa, hehehe=))



:-D :-D :-D in hevitr'ao in ndray no tena ts'itako. Kilounnn tsss. lasan'ny kizo eto tokotrany enao fa hein! :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1141