Ndao ary ps indray eeeeee

21. Fiffi ( 05/05/2006 13:08)
tsy ratsy ny an'i majinikakely an!
22. mamzelkely ( 05/05/2006 13:18)
fiffi aa fa zao no mety ko de samy mameno ny banga ny tsirairay aveo :-D:-D
23. chipie1 ( 05/05/2006 15:34)
tsy nisy namaly lé fanontaniana klé
24. watafon ( 05/05/2006 16:43)
andraso valiako e:
vanilla d manjakely , reo alou no azoko omena e!
25. Fiffi ( 05/05/2006 19:54)
dadabe hono ry zareo tsy mahazo teny gasy , tsy mahazo teny frantsay fa ataovy tenin'tsinoa hiany eh! :-D:-D:-D de hoe : ti-tan-golaaaaa :-D:-D:-D:-D
26. marozevo ( 05/05/2006 22:31)
Dia lazaina ve aloha ny antony itiavana ilay ps, sa ampy ny filazana fotsiny hoe tiako ny psn-dRanona dia zay ?
27. cutie ( 05/05/2006 23:47)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 05-05-2006 12:18:48
Lohateny : Ndao ary ps indray eeeeee
ps an'iza no tianao indrindra eto? Aleo atao hoe lahy 2 dia vavy 2 no omena e.

ps hoy aho fa tsy olona an! Ngo de misy manao HS indray eo

manin tsy njy no manomboka miteny 1 :P
28. Fiffi ( 06/05/2006 03:55)
cutie: f'ita hoa eh ?
29. diamondra27 ( 06/05/2006 07:33)
:-D:-D:-D

reklamationina ...

zklbfkfk: misaotra anao nifidy ahy:oops::oops::-*:-*
hay ve 'za ty mba miy mpitia e!:wink:
30. pissoa ( 06/05/2006 13:31)
cutie: Hihihi, hadinoko no niteny :roll::roll:

Nena cutie sy kala no tiako be njinja ny vhv ny ps-ny. De ny lhl little sy dadabe :-*:-*
31. vale ( 06/05/2006 17:09)
mamzelkely:

vale kosa mangalatra eee :-D:-D zah ko vô saika hiteny an zany :-D:-D:-*
mamzelk> :-D:-D:-D:-D de nenah ko ny ps mafinaritra anah zao de ny anjy!:}


32. vale ( 06/05/2006 17:12)
dadabe:

de ny nahy ny ps hoe " vale" :wink:
dadabe> :}:}:} de nefa nenah ko ny ps hoe"dadabe" mahafinaritsa anahy ko satria ohatry ny mampime kely zany le izy :wink::}:}


33. vale ( 06/05/2006 17:23)
.. de ny hoe "lemenakely" ko, tiko,
dia "papoose" ,"ndrena","majinikakely","petsambava","kala","4mimananelatra","herimiafina"... be dia be ny ps mahafinaritra ahy fa tsy voatanisako eto doly:^):^)
34. cutie ( 06/05/2006 17:38)
ny ahy telisoa,peaceandlove de tokinao :P
35. Tokinao ( 06/05/2006 18:59)
msaotra e. ny ahy ny tiako r'zareo dia i pissoa a. hihihihihihihihihihihihihihih ( satria izy no nampianatsa ahy hitsikitsiky toy io ):-D
36. Fiffi ( 06/05/2006 19:04)
vale: ary zaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa ????????? :-D:-D:-D:-D
37. Tokinao ( 06/05/2006 19:31)
Tokinao:

msaotra e. ny ahy ny tiako r'zareo dia i cutie a. hihihihihihihihihihihihihihih ( satria izy no nampianatsa ahy hitsikitsiky toy io ):-D



38. Fiffi ( 07/05/2006 04:38)
iza re eh ? :-D:-D:-D:-D
39. watafon ( 07/05/2006 16:22)
adinoko kay Fiffi no tena tiako e! :-D
40. vale ( 07/05/2006 18:46)
Fiffi:

vale: ary zaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa ????????? :-D:-D:-D:-D
fiffi> ndry aky efa tsy tononiko ntsony ah! efa mazava ho azy tsinnn!:-*:-*:-*


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0918