Tena hafa miitsy ny toy itony ry zareo ah ..........

21. fijo ( 04/05/2006 18:56)
ary za kay tsy matavy raha izany kle
22. Fiffi ( 04/05/2006 20:33)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
23. Fiffi ( 05/05/2006 03:59)
fa tenda ankanina be ve le ranamana izany e ???
an3 ! haretina io an! mampalahelo.
24. ari.malala ( 05/05/2006 07:05)
Fijo, fa nisy niteny anla nga we matavy elĂ ? :-D:-D
25. Fiffi ( 05/05/2006 07:38)
:-D:-D:-D:-D:-D
26. majinikakely ( 05/05/2006 11:57)
za aloha taloha d nieritreritra fa milay ny ngeza b d nanao izay hahalehibe ny tena topkoa fa nony tonga teo amin ny 130 kg d tena sempotra sy hana ka d niova fenitra haingana miitsy.
Fa marna ilay teny eo ambony hoe mora ny manatavy tena(kisoa b :-D:-D:-D:-D:-D) nohon'ny mampihena izany fa za tena efa firy taoan zay nanaovan regime ary efa karazany maro no nataoko fa mbola 113kg foana za zao =))=))=))=))=))=))
ari.malala
27. ravatorano ( 05/05/2006 12:14)
tena mampimé ty majinikakely ty
elah aza efa majinikakely kou we zato kilao mahery aoana oka kle
zany v d hampino sa hitoraka kanonta eto indray
=))=))=))=))=))=))=))
28. ari.malala ( 05/05/2006 13:18)
majinikakely, ka ny an'iza no halatsaka aloha aza e! :-D:-D:-D:-D:-D:-D sa hifanao fotoana de hahena andro ray ny kibontsika dahy aza e :-D:-D:-D:-D:-D:-D fa za kosa na b kibo aza ts mahatratra 113 kilo zany kosa kle :-D:-D:-D:-D:-D:-D tena ny 60 aza tsy tratrako! mahery enao fa majinikakely nefa 113 kilo:-D:-D:-D:-D:-D
29. majinikakely ( 08/05/2006 07:53)
zay d faly ery i ari.malala ntsssssssssssss
hihihihihi
eny wa eeeeeeeeeeeeeeeee
30. ari.malala ( 08/05/2006 08:11)
hihihi, ko in aza e :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5608