Momba ireo klandy manao hetsika aty USA
21. cutie
(
17/05/2006 00:21)
lasa nareo mitsam ndray no hifandramatra eto fa araho ihany ny vao2 e :P
22. patrick2002
(
17/05/2006 02:16)
misaotra an'i cutie aloha manaraka eh!ny hevitra no ampiadiana ry cutie ah.Fa saingy izao kosa mba mampalahelo no mahita immigrant ,tonga ao etats-unis legal ,nefa maneso na manenjika ny immigrant illegal
dia lasa ny fisainako eh !sao dia mba reny ilay gasy tonga andafy nitsikin'NY vintana tonga dia nahita asa tsara dia maneso ilay gasy manao mac job hozy isika aty amerika na petit boulot hozy ny any europe. rehefa tsy niainanao ilay cas aza faly ny hanatsatso fotsiny fa mba diniho tsara ny mahazo ireny olona ireny.Ry tovolahy itony angamba ilay gasy mifanena anaho eny @ 15 eme avenue ao new york arabaina hoe manao ahoana tompoko oh ,dia mamaly anao hoe what do you say ,sorry I'm from bangladesh:roll::roll:

23. tovolahy007
(
18/05/2006 00:57)
patrick2002>manaoana e!Nareo zany anie de manao resa-jaza mitsy e,inona zao no idiran'io resaka lazainao io @ ty resaka ty?lasa any @ fahadisoana le eritreritrao ra patrick satria toa misaina zavatra tsy misy enao?Nga rehefa milaza hoe diso ny tsy fanana taratasy ara-dalana de lazaina hoe tsy tia gasy e?Mba valio hoe azafady?Enao angamba no manao izany ra ny fahitako azy @ zao;ary zao koa e,za dia Gasy ary tsy ho lasa vazaha na oviana na oviana fa de lazaiko anao izany,ary mirehareha aho @ zany mahagasy ahy izany aty USA,koa asa raha tena aty USA marina enao fa raha ny gasy hitako sy niaona tamiko hatrizay taty dia refa miresaka de teny gasy daolo,any @ toerana misy anao angamba no tsy miteny gasy fa raha ny gasy rehetra hitako de miresaka teny gasy daolo.Koa de gaga aho marina,ary aty ary tsy andry mihintsy zany hoe mba hiaonana @ na gasy namana zany fa de asa re zany eritreritrao izany fa de gaga za.Koa amiko de izao e,ny filazanao ahy ho klux klan na hoe tsy mahay teny gasy de zao ,tsy mety amiko refa tsy manara-dalana.Dia itanao zao e,antsoy daolo ny fianakavianao rehetra zany de aza asaina maka VISA akory fa tonga de asaivo mandeha any mexico ,zany hoe visa ao mexico iany no asaivo alainy de asaivo miditra aty USA e,de aty zay vao lazao izy hoe aty vao miady manamboatra paps hoe,satria tsinona mety zany aminao de mba ataovy @ fianakavinao koa e.Raha ny fahitako azy eto de enao mihitsy ngambany ra patrick le mpitaona olona sy milaza hoe tonga de mijanona aty mi klandy re olona,raha izao ny fandeany.Hitanao ngamba zao ny vokany ny tsy fanana taratasy @ zao.
Koa aza aodinkodina re ny resaka e.
Koa aza aodinkodina re ny resaka e.
24. tovolahy007
(
18/05/2006 01:13)
cutie>tsy hoe izany fa @ zavatra toy izao de tsara ny mba manentana ny olona rehetra indrindra fa ny Malagasy mpiraitanindrazana fa ilaina ny hanana paps ara-dalana refa mba andeha hivahiny an-taninolona na hipetraka any ko,satria de izao ny vokany ny tsy fanana izany,koa za de tsy mamporisika olona mihitsy hoe tongava manao vacance aty de refa aty tonga de mijanona aty,ny antony de izao iaraha mahita izao.
Ny andry patrick izao mantsy amiko le manome vahana ny olona ho avy aty tsy amina taratasy .Ny havako rehetra de mba te ho aty USA ko fa ny antony de noho io taratasy io,aleoko lavitra izy ireo any Dago milamina tsara toy izay tonga aty tsy manana taratasy de avy eo mitaintaina lava izao,zany no maha irery ahy aty hatramin'izao.De gaga za hoa fa ngambany ataoko fa tsy nisy teny fanesona mitsy nataoko teto fa i rapatrick hono nahita izany;ataoko fa tsy fanenjena na fanesona ny hilazana hoe fahadisoana ny tsy fanana taratasy ara-dalana .

25. patrick2002
(
18/05/2006 02:59)
marina izany ry tovolahy ah! betsaka ny havana any dago no te ho tonga aty ,fa izao dia miteny hoe mijanona any ary aza tonga aty tsy misy taratasy izany ,satria na gasy tahaka anao io aza (tovolahy007)tsy hanoro hevitra anao akory,fa hiteny indray hoe ,te ho tonga aty tsy misy paps kou, tsy mety izany tsy manara-dalana izany.
zah aloha dia malahelo hoe immigrant legal ianao ,mahasahy milaza fa tsy mety ny ataon'i immigrant illegal, mba azonao heritreretina moa hoe inona ny fomba hatongavanireo mpi cland be dia be ireo aty,ao ny sasany mivarotra trano ,fananana mba hotonga aty amerika ,nefa tonga aty tsy araky ny nampoizana azy ny zavatra miandry ,tonga @ fitenenana hoe handroso maty raibe hiemotra maty renibe.
vao 2 mois passé izay izao no nisy sipa niresaka amiko t@ skype tany dago ,fa misy entreprise mi recruter immigrant avy any dago hono mandefa taratasy ho azy hiasa any toronto hitaiza be antitra dia mangataka vola 200 $ ,efa miteny izao hoe magouille izany fa aza mino an'izany mbola nandefa 200$ ihany ilay sipa .
any haiti misy reseau mafia mampiditra olona any etats-unis 10 000$ no takin'ilay reseau ,miala any haity dia mandeha mankany colombie tonga any mexique avy eo miditra mankany etats-unis,dia ianao no mi debrouille tonga ao USA,izay no 10 000 $us,betsaka ny haitien no mivarotra fananana handeha ho any nefa izany no zavatra miandry,dia tsy mampalahelo anao ve cas hoatry ny izany fa ianao indray no hiteny hoe ,KA TSY MANARA-DALANA KAH:?:

26. cutie
(
18/05/2006 13:56)
patrick mampalahelo zany.
FA na de zany aza matoa natao ny lalana de tsy mainty arahina na tiana na tsy tiana.
ka ny mampime ahy anie nareo mampiady hevitra koa , nefa ry zareo repoblikana koa aza tsy mitovy hevitra @ bush, fa i bush tady hanome papiers an'reo immigrant illegal e, refa tonga aty e .

27. tovolahy007
(
19/05/2006 01:06)
patrick2002>Dia vao maika aho gaga ra patrick marina,zavatra efa fantatra fa refa tratra anie de tsy maintsy alefa hiverina any @ tany niaviany ve de heverinao fa hamarotra ny fananany ireo olona ireo?zavatra efa fantany io koa tsy maintsy tazominy izay fananany any @ taniny mba hivantanany refa sanatria ka tratra izy.Dia izao koa e,amiko refa ny olona iray no miklamdy de amiko izay de efa vonona izy ny hizaka izay zavatra hiseho satria efa fantany fa tsy mety io zavatra ataony io,ary efa fantany fa lalana nataony firenena rehetra io ,mba tsy hilazanao ndray hoe za no namorona io lalana io;tsy maintsy hisy ao ny hametsifetsy ,ny hampatahotra,efa fantany izany ,saingy vonona izy.Ity misy ohatra e,ataoko izany hoe enao any Dago,de nalefa nanao mission tao Mexico tao,de tonga ve enao de tapakevitra hoe za rangahy tonga de andeha hiditra any USA @ zao tsy misy ininona a?Dia tsy misy fatahorana mihitsy ve ao aminao na dia kely aza hoe ,tsy ara-dalana anie ity zavatra ataoko ity fa de hanao be loha foana enao hoe za rangahy andeha hiditra foana?Dia mety ve izany aminao??Enao mantsy toa manizingizina zany fa tsy misy ilana taratasy izany mitsy ,koa eto aho de lasa fisainana hoe sao de enao no nilaza tena tery ambony tery e, nareo mihintsy angamba le tsy maty nanonta tany Dago taloha ,tsy manaiky ho fehezin'ny lalana fa miseho ho ambonin'ny lalana tany antanindrazana tany de nilefa niklandy any antanin'olona @ zao ka milaza mafy fa mety ndray zany zao zany hoe miditra sy mipetraka any @ firenena hafa tsy avec paps zany,tandremo iany lahy .
28. tovolahy007
(
19/05/2006 01:20)
cutie>Koa i ra patrick anie zany ngambany le tany Dago le manao azy ho ambonin'ny lalana de nilefa e,ary za sure fa sao de mpiklandy koa ary ra pa io fa toa de manao be loha fotsiny hoe mety ny tsy fanarahana lalana,de gaga aho ry cutie marina fa de ho ariana daolo izany zao ny Visa sy ny pasipaoro fa i ra pa efa milaza io hoe tsy misy antony tokony hanana an'io akory fa tonga de afaka mipetraka @ zao.Fantatra mihintsy fa mampalahelo fa saingy izao ,zavatra efa fantandry zareo io fa tsy mety ny ataony ary na ho ela na ho aingana de mety ho tratra iany izy ireo.Za aloha tsy nandeha taty zany raha tsy tomombana daolo ny taratasiko e,tena mba kozy zany,hoe andeha hiklandy aty USA @ zao fotsiny ve?dray dray dray,tsy i tovolahy izany,nianatra tao Tana aza efa sakodiavatra ohatra ny inona koa vao maika ve aty @ tany tsy misy avan-dreniko sa avan-draiko aty?tsy manao za marina.Za ary zao efa mikarakara ny fiverenako any Dago @ zao,aleoko any milamina tsara e
29. Fiffi
(
19/05/2006 04:04)
hummmm ! tena mampiheritreritra zao zavatra rehetra lazainareo eto zao ry tovolahy007 sy patrick2002 an!
Fa tsy any USA hiany aloha no manao fihetsika hoe legalizana ny paps an! vao tsy ela zao teto frantsa koh ireo klandy firy ??????? no nanao manifestation mba hahazahoany paps.

30. patrick2002
(
19/05/2006 16:05)
manao ahoana ianao ra tovolahy misaotra anao aloha namaly eh! ny @ resaka paps aloha dia miombo-kevitra aminao tanteraka izaho ilaina ,izao dia olona manana paps ara-dalana ary efa nahazo ny nationalité canadien aza ra tianao ho fantatra .
tiko tenenina aminao dia sarotra ary sarotra ny mikarakara papier ankaty oh: iray mila vola 10 000 $ ianao @ compte-nao (tsy mora izany ao dago),ary ireo tonga aty tsy misy paps koa tsy tonga moramora aty fa sahirana vao tonga aty ,ary engagement noraisina ilay izy ka tsy maintsy tanterahina, tsy manome tsiny anireo izao ,tsy hoatranao ary eto no tsy hitoviza-tsika hevitra ,satria betsaka anie ny malagasy no mafy ady any dago eh! tsy lavina izany,tena hitanao hoe intelligent, elite ,ilay olona fa tsy mahitahita ,tsy misy vola dia mitrongy vao homana ,na mividy kiraro aza tsy mahavidy, ho an\'ireny olona ireny dia hoy izao hoe aleo mipetraka aty andafy ,hanaradalana anefa ireny olona ireny tsy haazo papier mihintsy satria tsy misy vola,vola juste hatao frais sy devise kely fotsiny,izay no mahatonga an\'ilay olona tsy hanara-dalana.
Ka ny ahy dia raha hanara-dalana olona mana-katao any dago no mahazo visa resident permanent aty (canada io) ,raha efa mety anefa ny fiainanao any dago tsy hitako izay handehanana aty ,fa mitrongy vao homana daholo eto.
betsaka anefa ireo olona tokony ho lasa aty andafy ,nefa mitrongy vao homana ao dago ,aleo ireo olona ireo hiaina aty ,ny olana anefa tsy haazo papier mihintsy ireo olona ireo raha hangataka visas ao @ ambassade.

31. tovolahy007
(
20/05/2006 00:57)
patrick2002>manaoana e,de faly ny hitafa @ nao ndray e.Tsara izany refa manana paps ara-dalana enao .Dia mba manaova fanentanana ho an\'ny namana sy ny avana rehetra any Dago hoe manaova toa ahy ,mba manara-dalana maka taratasy fa tsy tonga de hiklandy fotsiny @ zao.
Ny momba ny hoe ireo intelligent sy elite izay sahirana any Dago dia tsy mitovy hevitra aminao aho @ io satria raha elite izany izy sy intelligent,dia ahita zavatra atao foana izy any Dago,ary tsy ho sahirana sy hitrongy vao homana izany.Dia izao koa e,koa raha asainao hipetraka aty an-dafy daolo ireo manampahaizana sy elite any Dago dia inona sisa zany no mba zavatra handeha any ?Izany ve de mba mety?Disoko koa aloha enao amin\'io razoky,mila ny olony manam-pahaizana i gasikara mba hampandroso azy ,koa raha alainao hipetraka aty an-dafy daolo ireo manampahaizana ireo de hisy fandrosoana ve any @ nao?
Ary ny hoe fomba ahatongavana aty an-dafy dia sarotra,marina io,tena sarotra nefa izany tsy midika hoe refa tsy nahazo paps de mbola andeha hikiry biby foana hoe andeha,ary izay no tsy andehanan\'ireo intelligent reo satria fantany fa tsy mety izany hoe hiklandy izany,fantany io dia aleony mijanona any mampandroso ny fireneny e.Ny aty ary anie izao entanina mba hitodi-doha hiverina any Dago ireo nahavita fianarana taty e,koa de ny efa any ndray ve no alefa hiklandy aty ,diso be izany.
Dia misaotra e

32. tovolahy007
(
20/05/2006 01:15)
fiffi>za aloha de kely finoana @ io le hoe ho anaiky hi legalizena an'io paps io e,satria zao mantsy,ary mino mihintsy za fa matahotra ry zareo hoe raha vao legalizena eo io dia vao maika hitombo ny olona ho tonga hiklandy,dia hanao hetsika toy izao misy izao koa de refa lavina avy eo de raikitra ny hoe fa nahoana ny teo aloha no nomena fa izahay tsy mba omena,Ka ataoko fa io de anisan'ny hatahorandry zareo @ le i legalizena ny paps .Rah ny eto USA aloha de ry zareo Mexican ireto no tena nahatonga ny bleme satria de nibosesika tsy nisy toy izany ny fidirany aty,tsy misy Visa io na hoe taratasy fombafomba an,fa tonga de lasa zao,de refa tonga aty avy eo de ao ireo manana avana izay mampiantrano fa ao ireo izay tsy manana de lasa mangalatra sy manao trafika ny zavamaha-domelina mba ahitana vola,misy koa ireo zay ambakain'ny olona sasany zao fotsiny ,karamainy @ karama farany izay ambany.Fa io le mikandra io tsy de bleme izany fa le sasany lasa manao gang no tena olana de izao izy izao.Lasa taitra ny fanjakana de ny rehetra avy no mamay zao,ry zareo mexican ireo no tena betsaka mantsy @ ireo klandy reo.Ary fetsy ry zareo satria de nantsoiny daolo ireo mpiklandy avy any @ firenena hafa.
33. patrick2002
(
20/05/2006 03:05)
manao ahoana ry tovolahy
tsy miombo-kevitra aminao izaho @ fampandrosoana ny dago izay miandry an'ireo elite gasy ,tsy haiko na hodianao tsy fantatra fa betsaka ny dokotera en medecine nivoaka teny ankatso no manao clinique tsizarizary dokotera mizaha marary,ohatra iray fotsiny io ,
Lazao ahy raha misy concour @ fanjakana ka tena concour madio marina ny anarany,ohatra concour d'entré commissaire de police ,magistrat,receveur douane ,inspecteur d'etat,agent d'impot, et cetera.
hatramin'ny fidirana any @ compagnie d'Etat aza oh
concour eleve pilote ,steward, hotesse jerenao zanaky ny mpiasa ao @ air mad ny 50% coincidence ou non.manana ny doctorat d'Etat ianao nivoaka aty USA
tonga eny ankantso mangataka ny hanao chargé de cour rehefa tsy mahafantatra ministre na doyen na faculté lasa manao vacataire izay 1000 fmg par heure ny karama (t@ 1998 io).
Ahoana ny fampandrosoana amin'izany ,ireo olona tsy mahitahita izany ao dago mba ahoana ny hiafarany, ireny no toriko hevitra hoe hataovy izay hatongavana aty ,fa mbola mety hisy chance anao aty andafy aty mety ho en regle ny papier-nao rehefa hitan'ny ianao fa katraka.
Any izao ka tena lina mihintsy te hafantatra hoe ry tovolahy itony ve le gasy mahitahita any dago any ,ilay tena mpanao ny lalana,dia mitono-tena hoe mpanara-dalana ,nefa ilay lalana natao ho an'i tombotsoany (aoka tsy hatezitra fa ahiahy ny ahy).
Dia mora aminao no miteny hoe alao ny elite hampandroso ny tanindrazany ,firy ny dokotera cancre mitana poste ao dago ao satria zanaka professeur ,fa firy ny dokotera nahazo mention tres honorable ,nefa tsy mahazo poste any @ hopital mihintsy.

34. patrick2002
(
20/05/2006 03:17)
Fiffi sarotra aloha no inoako hoe ho regle-na ny taratasy ny sans papier ny antony dia ho charge ny fanjakana ireny olona ireny @ pension-ny rehefa antitra sy ny securité social isankarazany ,rehefa en chomage,ianao tsy misy paps iny rehefa en chomage ianao dia azony ialana mora satria tsy misy paps. Io ianao tsy manana paps io koa tsy manana choix ianao fa tsy maintsy miasa any @ asa mafy rehetra io petit boulot hoy ianareo any europe ,mac job hoy izahay aty amerika ,
Ny tsy hi legalisé na ny papier-ny sans papier izany amiko dia fialan'ny gouvernement andraikitra fotsiny izao.Io no tsy hekeko

35. tovolahy007
(
20/05/2006 16:47)
patrick2002>manaoana ndray e!
Za aloha dia aleo tsorina fa tsy nahitahita izany tany Dago e,mpamboly izahay tany ary tena niady t@ fiainana,any ambatondrazaka Lac Alaotra no misy anay ary mbola any daolo ny Ray sy reniko ary ny anabaviko sy ny rahalahiko,miasa tany,koa asa re zany ra hoe mahitahita na hoe mpanao lalana,tsy misy miasa ao @ justice na 1 aza ny fianakaviako fa de tantsaha madinika izahay.Ary ny fomba nahatongavako taty de tsy nisy resaka hoe nahitahita na fahafantarana olona fa de nanao fangatahana de nivaly de nahazo,dia izao aty izao.
Ny momba ny hoe Dokotera tsy voaray ao @ fanjakana de izao ,asa enao na efa ela no tsy mba tany Dago fa de betsaka anie izao ireo toeram-pahasalamana privee izay sokafan'ireo dokotera izay lazainao fa mahay ireo e,ary ry zareo ireo ary no mahazo olona betsaka noho ny fanjakana satria noho izany fahaizany izany.Koa tsy ny hoe hiasa ao @ fanjakana foana akory no hoe asa tsara,de raha alaianao ho aty an-dafy daolo ireo de le ratsy sy tsy mahay sisa no any Dago de avela ho faty ao daolo izany ny havanao sy ny olona rehetra any ve?tsy mitovy hevitra tsika @ io.

36. patrick2002
(
21/05/2006 05:04)
dia faly izao mahare fa misy zanaka mpamboly izany ao madagasikara mahatafita zaza aty amerika ,izany no nirina izay marina no ilaina ny serasera ,mba hahitana fiainana tsy nolalovan'i tena, fa mba betsaka ihany aloha ny havana valala mpiandry fasana ,fa tena tsy ao mihintsy eh! tsy tafavoka satria ny vokatra miakatra zara raha mahavidy petrole,savony fianarana ho an'i ankizy hatreo @ EPP ihany io ah! raha ny any ambany vohitray no tenenina dia efa nisy mihintsy hono fotoana tsy mikloty ny zaza madinika tsy mahavidy lamba cotona fa hatramin'ny nisian'ny friperie no nitafian'ny tambanivohitra ,kay mba misy tambanivohitra mahatafita zanaka aty USA izany ka enga anie ny tambanivohitra gasy rehetra hoatran'izany daholo,
dia mitso-drano anaho izaho ry tovolahy mba hianao indray no hisolo an'i Ravalo ah! ireny koa manko NIVARO-DRONONO VAO NANANA.Izao tonga filoham-pirenena :lol::lol:
Ny eo @ dokotera aloha betsaka ny manao clinique kely eny araky ny teninao fa tsy voatery mandeha ao ny sasany consultation 1 isaky ny 2 jour, ao ny an'i sasany 50 isan'andro,

37. tovolahy007
(
21/05/2006 20:22)
patrick2002>dia faly maiarahaba ano ndray e!
Iee tena enjana ny fiainana any ambanivohitra any ka,marina daolo ireo voalazanao ireo fa saingy misy betsaka anie ireo olona tafita ireo no zanaka tambanivohitra fa refa tafita sy nahazo toerana ambony dia lasa miova e,ka manadino ny tambanivohitra ary menatra ny antsoina hoe zanaka tambanivohitra.Ary eo indraindray no mitranga le fomba tsy dia tiko loatra ;le refa tafavoaka aty an-dafy hianatra de refa vita le fianarana dia milaza fa tsy hiverina any Dago tsony satria tsy misy asa e,sy ny sisa;amiko ndray dia tsy andriko ny ahavitan'izany fianarana izany mba ahafahako hiverina any Dago haingana mba hanabe voha ny tany.Efa zary lasa raiki-tapisaka eo @ tsika mantsy le hoe raha tsy lasa minisitra za refa miverina any Dago tsy mba ho any izany fa aleoko mijanona aty an-dafy aty,na hoe asaina mitazona toerana ambony.
Koa araky ny ilay teninao hoe mba izaho indray no hisolo ny filoha Ravalomanana dia hoy aho hoe aoaka iany za @ zao razoky aloha marina,aleoko mampihatra izay zavatra nianarako taty ho an'ny faritra niaviko aloha satria tsy voatery ho filoha na minisitra zay vao afaka ny hampandroso an'ny Madagasikara akory.
Koa izaho zao dia efa manomankomana ny fiverenana any Dago e,eny na de mbola misy 2 taona aza dia efa miomana ny @ izany aho izao.Dia manentana ireo manampahaizana rehetra izay aty an-dafy mba hanabe voha ny tanindrazantsika e.Zany akory tsy hoe terena ny hiverenana any fa io dia miankina @ tsirairay io.
Koa dia mahateza ny aina ra patrick ary aza adino hatrany ny mampahalala ny mpiray tanindrazana ny @ hoe refa ho aty an-dafy ,refa misy zany ary hirina ho hisy betsaka de asaivo maka taratasy ara-dalana foana e.Satria ny mahazo ireo tsy manana izany aty izao dia efa io iaraha-mahita io.
Dia samia hotahin'A/tra e

38. patrick2002
(
24/05/2006 01:48)
dia misaotra @ adi hevitra fa efa vita iny izao ny resaka clande any usa samby nambosaka ny hevitra teto isika sy ianao,ka samy hisy ho saintsainina izay ,ho famaranana fotsiny dia ,mafy ny mahazo ireo olona ireo any @ taniny ,matoa izy ireo tonga mila ravin'ahitra aty, dia adidin'i Fanjakana no manome chance azy ireo ,fa tsy hanararaotra azy indray,satria harena ny olombelona hoy ny filoha chine Mao tse-tong t@ fotoan'androny, Fa raha tsy izany dia lasa ny olona ihany no mihinana olona les hommes sont les loups des hommes, ka manjary manao gangster sy mivarotra rongony, indray reo olona ireo ny vehivavy manao putes ,sy asa maloto rehetra io.
Anjaran'i fanjakana no manampy azy @ integration, sahala @ atao ny immigrant cubain ,ampitoviana daholo ny immigrant rehetra ,dia atao tsara ambina ny frontiere ao mexique fa tsy ,atao baranahina hoatry ny amin'izao fotoana izao. Mba hanakanana ny afa tsy ho tonga.
samia isika ho tahian'andriamanitra.
fa misy hevitra ato @ dinika ato ao @ DIASPORA no misy azy nosoratany sipagasy mba manasa anao izao ,fa resaka immigrant any europe indray izy io

39. Zina
(
24/05/2006 22:10)
araho tsara ny vao2 fa misy chance ny gasy any usa mahazo taratasy, ny klandy rehetra
40. tovolahy007
(
25/05/2006 00:04)
patrick2002>manaoana e!
Ho avy any fa misaotra nilaza e,fa saingy tsy dia hanana ho lazaina ngambany satria tsy any ny tena fa de ho hita eo e.
Dia samia ho tahina'A/tra e