ENTANA SINOA SY NY FRIPPERIE ....soa ihany!!!

1. 4mimananelatra ( 02/05/2006 10:09)
Raha jeréna @ saina tsy miangatra dia :soa ihany fa misy an'ireo 2 voalaza etsy ambony izany hoe
-ny sinoa
http://www.madanight.com/madagascar-photo-14548.htm
-sy ny fripperie
http://www.madanight.com/madagascar-photo-23158.htm
manavotra @ izao fiainana sarotra izao fa raha tsy izany angamba dia asa ...raha eny @ magazay lobaka 1 mety ahatratra 75.000fmg aiza no ahatakàrana an'izany? string 1 ao @ magazay iray ao @ le zoom 175.000fmg ?
na ao @ pavillon ao ANALAKELY aza dia misy entana lafo tokoa...:?::?:
novalian'i tiris8786 ny 04/08/2015 16:30
2. fasaly ( 02/05/2006 10:16)
hummmm! lafo tokou zany string zany:°):°):°)soa fa nisy ny sinoa zany kanou!;-)
3. Fiffi ( 02/05/2006 10:27)
fa de mahagaga tokoa hoe fa maninona no varotana lafo be tahak'izany ?
4. xxx ( 02/05/2006 10:35)
ny ahy aloha ny vadiko dia tsy avelako mividy slip sy string eny @ fripperrie ny antony?tsy azo antoka ara-pahasalamàna eny fa na dia sasàna tsara aza!!
5. 4mimananelatra ( 02/05/2006 10:41)
mbola misy lafo noho io 175.000fmg io aza raha ao @ boutique le septieme ciel ao @ TANA WATER FRONT aza ensemble soutien slip dia mety ahatratra 375.000fmg au moins
6. Fiffi ( 02/05/2006 11:04)
de iza koa no hahavidy an'izany ? fa maninona ko no hatao lafo be tahak'izany ? aleon'ry zareo lanin'ny mite ao toy zay hamidy mba mora2 de mba ho lafo daholo.
7. 4mimananelatra ( 02/05/2006 12:01)
misy mividy tokoa rtoa FIFFI ireo tena mpanam-bola dia mahasahy mividy ao ny vazaha ao ny karàna ny vadina ministre..
8. sakaizakely ( 02/05/2006 12:04)
Raha oharina @ vidimpiainana malagasy dia tena lafo tokoa izany. Ka maninona moa ny gasy raha mamboatra sy mivarotra mba hifaninana @ sinoa e ? Iza kou no hividy stringy milingilingy 300 000 ? Oul tsy mahita izay hasiana ny volany angamba ka ! Mahavidy vary herinandro ho an'ny fianakaviana 1 izany.

Fa izaho klou dia tena tsy tia an'ity invasion-ny sinoa ity e ! Aty Frantsa dia maniry etsy sy eroa ny prêt à porter sinoa sady mora dia mora. Mahazo pataloha jeans 5 euros. Ny olana dia ry zareo ireo dia mampiasa olona @ tsy rariny. Misy ireny ateliers de confections ireny, sinoa tsisy taratasy ny ankabeazany, karama tsy lavorary, miasa tsy mitsahatra manomboka @ 5 maraina ka hatramin'ny 12 ora alina, zara raha mahazo 50 na 100 euros/mbolana (smic 900 euros). Misy olona mi-exploiter an'ilay filière n'ireo travailleurs na mains-d'oeuvres clandestins izay mampalahelo tokoa, fa ry zareo exploitants no tena manangombola ary mahazo tombony bedia be tokoa. Tokony ho dinihina koa izay toejavatra izay. Tsy fantatro loatra ny conditions de travail n'ireo sinoa mpanao confection any Madagasikara, sao mba mety gasy ihany no asaindry zareo miasa manjaitra ao @ sweat shop -ny ao.
9. petsambava ( 02/05/2006 12:15)
Ny sinoa dia henjana tokoa raha amiko manokana raha resaka ara-barotra ..ny marketing mantsy dia tsy maintsy mizara 2 e na par qualité na quantité..ny qualité dia zavatra 1 tsara sady marque
oh:parfum véritable 200ml yves saint laurent ao @ boutique CDG dia mety ahatratra 50 euros

raha quantité dia ny bénéfice à la quantité
oh: ny orin'asa JB dia kely ny marge alainy @ biscuit sy bonbon fa saingy kosa mamokatra en quantité ry zareo ..
Ny sinoa dia en quantité no ataony ary hainy foana ny maka marge selon ny économien'ny ilay firenena...ao NEW -YORK dia gaga ianao fa 5 dollars dia mahazo lasopy @ bol be mihintsy.

Ny indro kely @ ireto sinoa ireto dia ny hamafisan'ny zavatra mila mahay mijery tsara,.. ao koa ireo FAUX izay be dia be mihintsy
10. xxx ( 02/05/2006 12:29)
Nandritry ny salon de l'auto tao @ palais de sport t@ 2005 asa izay nahatadidy fa nisy ilay
-bmw Z8 cabriolet izay à 800.000.000 millions
http://www.madanight.com/madagascar-photo-26794
-tao koa ilay porsche cayenne izay plus de 1 milliard
http://www.madanight.com/madagascar-photo-26873

nefa nisy nividy !!!!!
dia tena mahagaga mihintsy hoe ny tena na hiasa mandra-pahafaty 24h/24 aza tsy hahazo an'izany ...

11. xxx ( 02/05/2006 12:31)
ireto ny sariny e
http://www.madanight.com/madagascar-photo-26873.htm

dia ity ny iray

http://www.madanight.com/madagascar-photo-26794.htm
12. kiali ( 02/05/2006 14:31)
sinoa =string ??? tsy mazava!
fa'nagah ny sinona no namorona ny string??
13. pitchou ( 02/05/2006 16:53)
tena marina kalou le we ny sinoa tsy manaja ny lalàna mifehy ny asa sy mpiasa e! fa ity koa iray, mba info azoko tany an'anona tany: rehefa mividy entana maorisiana enao, d tadidio fa gasy ampiasaina toy ny andevo no nanao azy ireny any maorisy! tena nihoron-koditra be aho nahare ny conditions anaovana azy!
14. Fiffi ( 02/05/2006 17:01)
pitchou: zany ve ?
15. xxx ( 02/05/2006 17:47)
xxx:

ireto ny sariny e
http://www.madanight.com/madagascar-photo-26873.htm

dia ity ny iray

http://www.madanight.com/madagascar-photo-26794.htm



mmhhhh mahonena ny mahita ny sasany tsy mihinana akory na vary 1 sotro aza anatin'ny andro maro nefa ny sasany ato mahita izay anariana ny volany mmhhh
16. pitchou ( 02/05/2006 23:41)
fiffi> ieuh hozy ireo ankizy ireo sy olona rehetra mahita izany
17. diamondra27 ( 03/05/2006 00:56)
hay ve izany no zava misy e =D=D=D hpo ela velona anie ny SINOA sy ny STRINGY =D=D
18. patrick2002 ( 03/05/2006 10:29)
oh ry reto ah fangaha ny vehivavy gasy mividy string eny @ friperie:roll::roll::roll:
19. dadabe ( 03/05/2006 14:06)
yeee milay anie ireny e:°):°)
20. Fiffi ( 03/05/2006 14:19)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5915