hafatra

1. ravakamalala ( 30/04/2006 16:46)
Rehefa mandray hafarta aho dia misoratra menamena be ery ambony am ankavia hoe hafatra vaovao, mamaky ilay hafatra aho, mamaly (raha ohatra ka...) na mamafa (raha ohatra ka...) dia avy eo aho miverina eo am dinika dia mbola misoratra eo foana hoe hafatra vaovao, na dia efa voafafa izao aza ilay hafatra.

raha ohatra koa aho ka miditra eto ka dinika no pejy hidirako vao voalohany dia tafiditra soa amantsara aho, avy eo aho mivadka pejy namana dia lazainy fa diso hono ny solonanaranan na tenimiafina d tsy maintsy mamerina mi -login.
novalian'i Fiffi ny 02/05/2006 04:19
2. fatou ( 30/04/2006 17:29)
efa nazavain'i hery njay mandeha io aky a! asa aiza lay dinika:°) tsy injy rery ka!:-*
3. Fiffi ( 30/04/2006 17:49)
efa nisy fanazavana tokoa ny t@ io akia an! fa miala ho azy io avy eo. :):-*:-*
4. ravakamalala ( 01/05/2006 15:51)
tara train ndray aho leity e!
okay fa msaotra
5. Fiffi ( 02/05/2006 04:19)
ravakamalala: fa tahak'izao no voalaza tao raha tsy diso zan an! "aza hatao mahagaga raha toa ka efa avy namaky ny hafatra ianareo ka mivadika ao @ dinika ka mbola mahita hoe "hafatra vaovao 1" fa ho afaka ho azy io avyeo. :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0931