Mba liana amin'ity famakiana gazety ny havanao, fa izao anefa : tsy misy La gazette de grande Ile (GDI) intsony eny ambony fiaramanidina Air Madagasikara. Fa nahoana kosa e ? Asa na mba fantatry dadatoa io resaka io fa tsy mbola nitaiingina avion mantsy izy. Samia ela velona daholo e !
Rabaradaka
io moa dia fantatra ny antony e! satria ny gazette de la grande ile dia mpitsikera ny fitondràna ankehitriny ,dia ny mpitondra mihintsy no manome baiko ny tsy hisian'io gazety io à bord..porofo fa mbola misy tsy mety ny fanaovana pôlitika ao MADAGASIKARA..Raha nisy vaovao tsy arakao dia jereo ny wanadoo.mg e ...asa moa ianao raha any dago na aty ivelany,raha any dago ianao dia afaka mankany @ la gazette ao @ foibeny mividy izay gazette tsy arakao @ archives
Raha tsy diso aho toa nanomboka tamin ny fanomanana ny fahatongavan ilay filoha alemana no nandraisan ny fanjakana an iny fanapahan kevitra iny, sa i kof anan izy izay tsy dia tadidiko tsara