RATSIRAKA SY RAVALOMANANA no olana hoy ny MFM...
1. 4mimananelatra
(
28/04/2006 12:16)
Raha nanontaniana ny lohandohan'ny mpisorona ao @ MFM omaly tao @ gazety TRIBUNE dia nilàza ry zareo fa i RATSIRAKA sy RAVALOMANANA no tena olana ka tokony hifanantona ny 2 tonta ...METY MARINA angamba izany @ lafiny iray nefa mbà manontany anareo MFM manokana ny tenako ? depuis 72 sahiko etoana ny milàza fa ny MFM koa dia antoko nanimba zavatra betsaka teto @ ity firenena malagasy ity àry tena mpamadika palitao tsy misy toa azy ao @ MOUVANCE moa ianareo ankehitriny ,.. soa ihany !!!
Izay ho rahampitso no asa izany hoe avant sy aprés 2006
HO HITA EO!!!:?::?:
Izay ho rahampitso no asa izany hoe avant sy aprés 2006
HO HITA EO!!!:?::?:
novalian'i fijo ny 06/05/2006 03:15
2. xxx
(
28/04/2006 15:50)
Olana @dry zareo MFM izany fa tsy ho anay. Satria tsy mahazo laka rizareo.
Sady ry zareo tsy manana depute afatsy iray ao Ikalamavony. Mitovy @Ndrema ihany io.
Sady ry zareo tsy manana depute afatsy iray ao Ikalamavony. Mitovy @Ndrema ihany io.
3. fijo
(
28/04/2006 17:53)
tsy mazava le fomba filazany,fa ny tena tiany ambara dia hoe ,tsy ireo milaza azy ho mpanohitra izao no tokony hifampihaona,fa ireo izay nisy disadisa tamin'ny 2002.dia ravalo sy ny arema.
izay aloha dia marina.
ilay filazana kosa hoe ny MFM sy ny AKFM dia isan'ny nanimba zavatra be teto,dia ekeko marina tokoa.
izay aloha dia marina.
ilay filazana kosa hoe ny MFM sy ny AKFM dia isan'ny nanimba zavatra be teto,dia ekeko marina tokoa.
4. jajaf401
(
28/04/2006 19:14)
Ary iza no tsy nanimba aloha fa nde hofidinay @ 2007 eh??????????? :-D:-D:-D:-D
6. john6
(
29/04/2006 01:45)
politikan'ny malagasy io manao vazaha mody miady eo foana fa misy tetika indray ao indrindra fa ity MFM ity, efa izy iry voalaza nareo iry hoe mpanimba zavatra teto @ firenena mbola te hanimba zavatra zany izy ireo sa?
Ny teniko foana de mahaiza mifidy fa aza manaiky rebereben'olona na atoko ary aza mora matin'ny vola
fa samia tonga saina @ ity resaka politika malagasy ity fa madatraka ankady foana izy ity.
Ny teniko foana de mahaiza mifidy fa aza manaiky rebereben'olona na atoko ary aza mora matin'ny vola
fa samia tonga saina @ ity resaka politika malagasy ity fa madatraka ankady foana izy ity.
8. rabaradaka
(
30/04/2006 07:15)
Antitra ihany aho ity fa tsy mety mahazo fitondrana ny MFM satria io hevitra bontolo asetriny io no tsy hitiavan'ny vahoaka azy. Raha tsy afaka mifanantona Ratsiraka sy Ravalomanana dia tokony hametra-pialana tsy ho mpanolo-tsainan'ny Prezida Ravalomanana intsony Manandafy satria zero ny heviny. Asa fa hevitro izay.
10. xxx
(
01/05/2006 04:08)
Resaka mampihomehy io ry zalahy a. ireo mpikambana MFM tsy mahazo seza na atao hoe andraikitra ambony ao amin' ny fitondrana no milaza an'io. Ny zavatra azo antoka 100% aloha hatramin'izao dia mbola manohana ary hanohana an-dra8 ry zokibe tava... sy ny sasany.
Misy anie ry zareo tena lasa nahantra mihitsy rehafa noesorina tao amin' io fitondrana io e.
Misy anie ry zareo tena lasa nahantra mihitsy rehafa noesorina tao amin' io fitondrana io e.
11. Fiffi
(
01/05/2006 04:21)
Misy anie ry zareo tena lasa nahantra mihitsy rehafa noesorina tao amin' io fitondrana io eahoana ka zany ?
