US president
21. fijo
(
28/04/2006 18:25)
lalah,
mandainga kosa ary tena sahiko lazaina fa minia mikipy,raha tsy mahita fa manavaka ny amerikanina.farany teo izao,vao nilahatra ny latino,tany.
matoa misy klan klan ny olona any,dia satria misy fanavakavahana ao.
ary mba manaraka ny politika misy any ihany koa aho,ka mba lazao ahy hoe taiza no nisy mainty,lany tamin'ny primaire tany?????pastera jessy jackson ,aza hita hoe mety nahavoa raha nilatsaka,toko ity ,ny mpiray donaka tamminy ihany no nilaza fa aleo misintaka.ry malcomX ve nisy raha tsy nisy ny fanavahana tany.
ny black panther ve nisy raha tsy nisy ny fanavahana tany.
ny gang,raha atao ny fandinihana ny niandohany,dia hita fa vokatry ny fanavahana nianjady taminy tany.ary mainty no niandohany,satria ny mainty no voahavaka tany.tsy film ireo,fa zavatra misy any.

24. Stone
(
28/04/2006 20:09)
Misy ihany ny fanavakavahana any USA, ihany hoy aho, kanefa dia tsy dia grave intsony ohatran'ny taloha izany, fa mba mahazo masoandro ihany ny couleur.
Fa Manomboka eo Mexique Mianatsimo no tena grave izao ny fanambaniana mainty sy couleur sns. Any amintsika aza no tena grave koa, raha "Black" ianao dia mety iaran'ny fanavakavahana etsy sy eroa.

26. soanja
(
28/04/2006 22:21)
Raha mbola vavolombelona mahita fa tsy manavaka ny Amerikanina fotsy amin'ny ankapobeny dia hitsangana eto foana izahay amerimberina an'io e. Raha tsy efa mifanosihosy aminy ianao tsy hahafantatra fa tsara fo be ireo olona ireo ary tena olon-tsotra tsy misy ohatr'izany. Ny politika anefa dia politika ihany. Soava tsara.
27. fijo
(
29/04/2006 20:46)
ka izay anie no efa nolazaina tery ambony e;mety ao aminy izy no tsara,fa amin'ny raharaham bahiny izy be herisetra.aza hadino koa ,fa zamerika anie misy avaratra sy atsimo e.ka ry zareo ao avaratra mety tsy olana,fa ny ary atsimo kosa,mbola manina ny tongolo taloha"fanandevozana"
28. Lejim
(
30/04/2006 15:14)
fijo> aty @ tapany atsimo zah. Taloha taty no maro mpanavakavaka, fa atoroko an'la fa olona aty izao dia hendry ary mpivavaka ny ankabeazany. Betsaka be ny namako aty, ary efa maro ny tany notsidihako aty fa tsy misy mpanavakavaka izany!
29. fijo
(
30/04/2006 17:30)
za koa ny toerana misy ahy aty frantsa dia toerana anjakan'ny FN.megret no mairenay taloha.fa za be namana vazaha.
le fanavahana anie tsy eo imasonao izy no manao azy e.eo izy mody manatsara foana.ny KKK anie ka betsaka ny pasitera e