VOLAM-PIANGONANA AVY DIA MISY MANODINA!!!!

21. cutie ( 30/04/2006 14:37)
efa haiko zany e:-D:-D:-D
fa na nivoaka gazety na tsia, na marian na tsia, efa dahita matetika io fanakodinam-bola io @ fiangonana.
22. fijo ( 05/05/2006 03:21)
ka ny didy folo,fa ny fahasahiranna iray ko
23. Fiffi ( 05/05/2006 03:47)
izany no hatao hoe "vavan-gazety"
24. methode ( 05/05/2006 14:45)
Misy vavany koa ny gazety ankehitriny!
25. Herimiafina ( 05/05/2006 15:20)
Norma izany kah! Mbola eto antany isika fa tsy any am-paradisa tsy akory, misy manda misy manaiky misy kivy misy mangalatra misy manavy misy falifaly = tout est possible.

Ny saina fotsiny no tsy folaka amin'izay hoe possibilité be dia be izay.
Nozarina foana mantsy ohatra ny saina hoe Mamy ny gateau ka gaga sy talanjona refa sendra gateaux masira tampoka, hehehehe:-D
26. cutie ( 05/05/2006 22:16)
HM tia gateau masira ve :-D:-D:-D:-D
27. niryna ( 09/12/2006 04:24)
Efa hatramin\'ny niandohana no nisy ny heloka,firy ny mpitondra fiangonana na katolika na hafa no mangalatety? Firifiry ny diakonina na mpitam-bola no voan\'ny fakam-panahy manodina vola.Taloha aza olona iray no asiana mitazona azy, izao efa misy banky.Tsy atao mahagaga na iza na iza fa olom-belona mitovy amin\'ny tena ihany izy,tsy antsika no mitsara,ny anjaran-tsika dia ny manefa ny am-pahafolon-karena sy ny fanomezana rakitra.Hatreo ihany ,izay mangalatra na manodina ny vola dia Andriamanitra no hitsara aza amin\'ny andro farany.Ny sazin\'izay mpitondra fivavahana dia betsaka lavitra noho ny sazin\'izay tsy nahalala ny lalana firy satria izy natao hitarika olona kanefa mivadika, aleo tsy mahalala mihitsy toy izay mody tsy..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2293