Very sa lasa nandositra?

21. sasa ( 26/04/2006 04:09)
Ataovy daholo ry reto aloha izay mety atao mba hialana nenina an! grave anie ny zavatra otranzao, zay moa aty dago d tsy afaka manao nin nin afa-tsy ny vavaka ihany, d mahereza hatrany
22. Rainikarabo ( 26/04/2006 06:14)
rapala> manantona voyant fa tsy misy maha-ratsy an'izany. Tsy misy hidiran'ny finoana io na kely aza.Raha sarotra ho anao ny mijery ireny olona manana fahitana ireny any am-pita dia ny havana any madagasikara no asaivo mijery, afaka manome contact azo antoka any mada aho raha toa ka ilainao. Averiko fa tsy misy hidiran'ny finoana io na koa hoe fanompoan-tsampy.Manontany fotsiny ianao hoe aiza izy dia vita kabary.
23. rapala ( 26/04/2006 08:16)
sakaizakely> efa nojerena daholo ny hopitaly rehetra2 mhintsy.

Rainikarabo> nanatona voyant izahay sy Fanja 'maly dia loza no vao2 heno. Novonoin'olona 3 lahy hono izy ary efa t@ andro nahavery azy io no navou azy - 4 semaines ange izany e. Hino io ve izahay sa ahoana fa tena tsy hita mihintsy izay ataonay sy Fanja mianakavy. Vao ni-telefona ny polisy aho satria ikala fanaja tsy maharesaka mihintsy, dia nazavaiko andry zareo dia hoe hiresaka @ io olona io zare androany ka ho lazaiko eto ihany ny tokony.

Misaotra betsaka @ rehetra @ torohevitra sy ny fampi-kourazy..:cry::cry:
24. sakaizakely ( 28/04/2006 08:01)
rapala, izaho alou tsy mino voyant izany, betsaka loatra manko ny mpisandoka na aty andafy na any dago. Jereo ity izy mampitaitaina. Azony lazaina daholo izay tiany, tsisy mahafantatra na afaka mi-vérifier ny zavatra lazainy tsinona. Nandoavana volabe zao izany. Ny ankabeazan'izy ireo dia manararaotra ny fahasahiranan'ny fianakavian'ireo mitady vonjy fotsiny. Vitsiana ny tena mahay.

Mirary fampaherezana ho an'i Fanja dia ilazao vaovao enay e ! :-*
25. nambina ( 28/04/2006 09:15)
marina ny lazain'i sakaizakely ry rapala - be ny mpisandoka, vola ihany no motivandreo:x. za enao tsy mampiasa saina be fa haleo miandry zay lazainy polisy ary dia bon courage any hoany fanja sy ny famille-ny.
26. sakaizakely ( 02/05/2006 11:47)
Nanao ahoana izy tao ry rapala ? Manao ahoana i Fanja ao ? Aza hadino ny mampandre ny namana ny vaovao. Dia mahereza :-* :-*

rapala:

sakaizakely> efa nojerena daholo ny hopitaly rehetra2 mhintsy.

Rainikarabo> nanatona voyant izahay sy Fanja 'maly dia loza no vao2 heno. Novonoin'olona 3 lahy hono izy ary efa t@ andro nahavery azy io no navou azy - 4 semaines ange izany e. Hino io ve izahay sa ahoana fa tena tsy hita mihintsy izay ataonay sy Fanja mianakavy. Vao ni-telefona ny polisy aho satria ikala fanaja tsy maharesaka mihintsy, dia nazavaiko andry zareo dia hoe hiresaka @ io olona io zare androany ka ho lazaiko eto ihany ny tokony.

Misaotra betsaka @ rehetra @ torohevitra sy ny fampi-kourazy..:cry::cry:



27. rapala ( 03/05/2006 07:18)
Mbola tsy misy vaovao e!
28. Angie ( 03/05/2006 07:45)
Mahereza mivavaka fa fitsapana mafy izao, saingy minoa fa mbola hisy fetrany ihany.

29. rapala ( 04/05/2006 12:26)
izay mihintsy ry Angie a........
30. naughtyboy ( 04/05/2006 13:06)
mirary fahombiazana @ fikarohana ho an\'i Fanja sy ny fianakaviany ,toejavatra mampalahelo tokoa ....mba andramo indray ihany sao de efa naharay antso avy aminy ireo namany na olona akaiky azy tato ho ato .eritretro fotsiny ny hoe mety nisintaka izy ny amisavisana ratsy hono no iaviany soa mahereza
31. rapala ( 05/05/2006 11:21)
misaotra e....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5126