io namana io , manahirana

21. kala ( 26/04/2006 05:40)
xxx > soa lavo r'ise hahay hamindra. de mahereza :-* :-* :-*

tsarovy koa fa tsy izay rehetra miseho ho namana de atokisana daholo.:roll:
asa aloha raha izaho no diso méfiante loatra fa nenà ndray raha vao resaka hoatran'io de tena hentitra mitsy zà. an-taratasy daholo.:wink:
andramo ange ê! de asio date de fin de travaux (impérative)fa ho hitanao fa tsy hahazo anao intsony ilay teo aloha..
de aza maika ny hoe namana hoa no manao azy; le fitiavanamana lasa fahavoazana ho anao rahatrizay.
sady tsy voatery fantatr'izay namana rehetra koa ange ny aferanao ka tsy maintsy hoe izy no hi-jongle azy:oops::oops::oops: azafady
22. rhevinilsen ( 30/04/2006 20:02)
ngamba nieritreritra koa enao hoe namana de mba moramora
tandremo fa ze mahihitra no lany be
ny namana refa resabola mahavery fihavanana ka mitandrema ihany
23. xxx ( 01/05/2006 08:17)
misaotra anareo rehetra nanome hevitra
rhevinilsen : zay angamba teo ihany , nefa na izany aza , zany anie ka namana miaraka @ rehetra mihintsy e , ny noeritreritiko dia hoa namana ty ka mba azo antoka e , nividy vam izy tany andafy , za no nahita olona nitondra azy , efa tsy namana intsony fa nifandray toy ny ralahy
kala : marina zany fa zay ilay lalana'ny fiainana ,
tiatsara: marina zany e
herimiafina : tena zay e , ny azy anie rehefa nojerena dia tena resaka vola e , fa tsy maninona , tsy hitondra azy lavitra anie iny e , notsofiko rano e
samoana :marina ny anao saingy hoy za hoe , tsy maninona , hiakatra fitsarana handany vola ko ve , fotona , vola fitady baina a , tsy ho aiza izy @iny e
ravatorano : marina zany fa ela anie mba nihevitra hoe mba misy mahay ve ko andeha any ankafa , zay no vokany
vale : marina znay , aleo ihany olona mitovy @ tena no atao namana fa tsy olona mizesta etsy sy eroa e
misaotra nareo namaly e
24. Fiffi ( 01/05/2006 09:13)
25. kala ( 02/05/2006 04:49)
xxx > :-* :-* :-* mbola mankahery anao hatrany de mba ho :D amin'ny fiainanao sisa sy ny bizina miandry ê!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0086