Salama daholo e!!!!

21. Fiffi ( 24/04/2006 11:31)
mandrindra: nga moa voyazy akia ny eto ? :-D:-D
22. ari.malala ( 24/04/2006 12:44)
bzoro Honorine sy izay namana vavao retraretra d tonga soa, d mirary serasera milay b ho anareo retraretra e :-*:-*:-*
23. Fiffi ( 24/04/2006 12:48)
:):):):-*:-*:-*:-*
24. mandrindra ( 24/04/2006 14:05)
fiffi, toy ny fitsangatsanganana anie ny dinika eto satria sady mahalina no mahasondrina e.
25. Fiffi ( 24/04/2006 14:50)
mandrindra: hay tokoa moa an! :oops: noheveriko indray hoe hiala eto ka andeha asa ho aiza ? wadrayyy kosa zany heritreritro zany an!
26. sasa ( 25/04/2006 04:39)
Tonga soa i Honorine
F'angaha tsy nentinao koa i Jeanine
Miha-mitomba ny ekipa
hiaraka hanao fikafika

Fiffi sy Pissoa
Tena mahay mampiresaka
Sy mizara ny mahasoa
ka satry foana ny hiresaka


Ilay dinika aloha d milay
Avia daholo hiaraka aminay
Indrindra ireo any finda
Tongava mba ho ekipa solida

Sasa:-*:-*:-*
27. rapala ( 25/04/2006 12:01)
:-*:-*
28. sakaizakely ( 25/04/2006 21:12)
tongasoa ary e !
29. sasa ( 26/04/2006 04:03)
:-*:-*:-*
30. ari.malala ( 26/04/2006 09:39)
weeeeee, ary sasa kosa kay poety mahay an :-*:-*:-*
31. miantra ( 26/04/2006 10:29)
Tonga soa i Honorine:D

sasa, pissoa, fiffi:=D
32. Fiffi ( 26/04/2006 15:42)
sasa: =D=D=D mahay an! :-*:-*:-*
miantra: tongasoa koa ndry an! satria zay zah vao nahita anao koa. :-*:-*:-*
33. miantra ( 27/04/2006 10:30)
Poikany koa!! efa niresaka momba ilay fitaizana be antitra isika , na dia tsy matetika loatra aza no miresaka eto satria tsy dia be teny.
Merci e!!!!!:D:D:D
34. ari.malala ( 27/04/2006 10:59)
miantra, manaova b teny ky fa mnajary ôtran'ny namana vavao njy a :-*:-*:-*
35. miantra ( 27/04/2006 11:39)
:lol::lol::lol:
36. baomijijy ( 27/04/2006 12:18)
fa maninon oa ny ol manokatr adievitr de avy eo tsy mamaly tsony eh, tsy hita oe lasa aiza sa lasa any @ ....:@
37. Fiffi ( 27/04/2006 12:39)
f'ita wa an! tsy fantatra na mba faly ry zareo na tsia na ahoana fa dia miandry eh! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3443