Faktiora

1. Randrialahy ( 21/04/2006 14:49)
Mpianatra mpikaroka izy.

Mieritreritra ny handoavany ny hofan-trano @ faran'ny volana indray izy io.:?:

Tsy te hidi-trosa intsony! ny teo aza efa saika tsy voalohany!:?

Tia olon-kafa izy.

Naman'izy roa tao an-trano ihany io lasa olon-tiany io.

Hisaraka amiko hono izy ankehitriny fa sao tratra eo izahay ny farany.

Ny fikarohana izay ataony ao am laboratoran'ny oniversité tsy hita izay fandehany, sady tsy mampidi-bola no mandreraka azy ny mamaky ireto artikla.

Ny tena tsy mandray bourse anefa.

Manenjika azy ny eritreriny raha mihevitra ny hanao mokon-doha fotsiny izy.
Lafo fiainana tsinona ny toerana hipetrahany! vao mihetika de vola.

Maty aho rahavako ...
NB: Io zay roa: :* ilay namana lasa sipa io an! fa tsy ilay taloha akory.
novalian'i Fiffi ny 22/04/2006 06:29
2. Fiffi ( 21/04/2006 14:56)
marina aloha fa ny faktiora rehetra dia mafy rehefa mandray azy an!
Hisaraka amiko hono izy ankehitriny fa sao tratra eo izahay ny farany.
ka maninona raha hambara @ ireo namana ny zava-miseho ? mampalahelo tokoa izany mijery sy ny mahazo izany faktiora zany an!
3. zazakely ( 21/04/2006 15:12)
sady refa mandlo io dia sarotra be fa revena milay sady mandoa na tsisy aza
4. Fiffi ( 21/04/2006 15:37)
sady mandoa na tsy misy aza ? :roll:
5. Herimiafina ( 21/04/2006 18:38)
Tena mitovy ny olana mahazo ahy mihintsy ity olana iray ity klé. le mpikaroka no tiako tenenina an. hummm :@
6. diamondra27 ( 22/04/2006 05:27)
mampiritreritra ihany zany manampy olona izany raha tahaka izao an! tentation be
7. Fiffi ( 22/04/2006 06:29)
ahoana re zany eh ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4371