Inn ny ady klé.

121. pissoa ( 27/04/2006 17:45)
Tsy nitranga intsony totofy :cry::-D:-D:-D
122. watafon ( 27/04/2006 17:49)
pissoa: sô d nafenjy izy ? :-D:-D
123. pissoa ( 27/04/2006 18:00)
Kalou jereko sao ao anaty arimoara ao :-D:-D:-D
124. watafon ( 27/04/2006 18:07)
sô d tototry ny akanjo ao ary ? :-D:-D
125. totofy ( 27/04/2006 18:42)
=))=))=))=))=))
aiza daholo aza , fa ity totofy ....tsy ao anaty armoara aho é , mampimé daholo nareo vô tsy miseho tapa-kandro totofy dé makotaba ny iray vohitra =D=D=D=D=D
126. watafon ( 27/04/2006 18:46)
kou efa zatra nahita n'i totofy zay kou !!!!:-D:-D:-D
127. totofy ( 27/04/2006 19:05)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
zelkely : aiza ô , faly be za tatananao (l)(l)(l)
128. sasa ( 28/04/2006 04:18)
totofy hi hihihihih lazainay d tena lasa elah koa, ato anie misy avis d recherche foana raha vao tsy hita ny 1 e:-D:-D:-D:-D
129. pissoa ( 28/04/2006 05:13)
Sady ngo de tena nisy nanatotra tany less elah totofy an :roll::roll::-D:-D:-D
130. mamzelkely ( 28/04/2006 07:05)
totofy efa saika nanao annonce mits zah nitady anao klé :roll::-D:-D:-D avy aza klou atao bzou ee [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0035.gif[/IMG]:-D:-D
131. pissoa ( 28/04/2006 08:28)
:roll::roll::roll:
132. Mifenty ( 28/04/2006 08:33)


tototra tany zay totofy le
133. totofy ( 28/04/2006 08:36)
pissoa , sasa , zelkely : :snif::snif::snif: merchiiii mahatsiaro , io za fa tonga , tsy henonareo t@ MBS sy RLI ve lé zaza very totofy kely =))=))tsy totofy junior an!
iny mbola ho jerena miaraka @ zelkely :*:* hoe ahoana :-w:-w
134. mamzelkely ( 28/04/2006 08:47)
ny inn no mbola hojerena miaraka amiko ry totofy :°)
135. totofy ( 28/04/2006 08:48)
zelkeky mody fanina indray an : ny fanaovana an' i totofy junior :-D:-D:-D:-D
136. mamzelkely ( 28/04/2006 08:53)
hay veuu ts eto kosa aloh zany eee aleo ary ambadika ary :wink::-D:-D
137. totofy ( 28/04/2006 08:59)
sekiré vé :?:
138. mamzelkely ( 28/04/2006 09:03)
ieuu :wink: sa kosa ve avôkako eto :-w ts mety zany ka :-D:-D
139. totofy ( 28/04/2006 09:12)
ahan aza avoka mintsy atao mangingina =))=))=))=))
140. mamzelkely ( 28/04/2006 09:14)
zah nge efa niteny we ts azo avôka eto zany wa eee:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086