Iza no iza

41. pissoa ( 20/04/2006 13:49)
lapino:
pissoa, ka tsy mitranga ilay lanitra hifanarahana ko
Andramo anaovana antso avo :roll::roll:
42. lapino ( 20/04/2006 14:20)
Ry lanitra ô!! :-D:-D:-D

mamzelkely, misy an'ilay tononkalo io hoe tokony mitranga koa ny lanitra :wink:
Ny masonao no itiavako iny habakabaka iny
Sa ny masonao no tiako dia ny habakaba-manga?
Asa izany fa ny foko dia mihira ny hafaliany
Anoloan'ny masonao sy ny lanitra mitranga!
43. mamzelkely ( 20/04/2006 14:23)
tsara kosa aaaa!! omenao anah njay zao io ry lapino eeeee :lol::°):-D:-D:-D
44. Herimiafina ( 20/04/2006 14:28)
Ary nisy sarin'nyu mason'i mamzelkely tao an! hummmmmmmmmmmm (l):*:*:*:*(l) Io ziao no milay ninja ao, hehehe:-D
45. pissoa ( 20/04/2006 14:32)
lapino, ho avy eo ony izy fa andrandraso kely fotsiny :-D:-D:-D

zelkely :-D:-D:-D
46. lapino ( 20/04/2006 14:32)
Ie, anoloan'ny masonao sy ny lanitra mitranga :wink::°):°)
47. lapino ( 20/04/2006 14:33)
pissoa, :-D:-D:-D
48. pissoa ( 20/04/2006 14:38)
lapino, ary efa henon'ialahy ity?

Lainga lainga,
fa tamin'izaho
Nahita anareo voalohany :)
Tsy ny masonareo no hitako
:-D:-D:-D:-D
49. mamzelkely ( 20/04/2006 14:38)
Herimiafina aiza aza ny masoko ôôôôô :wink:bzou klou ee:*:*:*(l)

lapino aiza ny lanitra mitranga eo 8)
50. lapino ( 20/04/2006 16:00)
pissoa, mbola tsy henoko io! Tsy mba "les yeux dans les yeux" zany fa ... :-w:-D:-D:-D
mamzelkely, ka tsy omeko indray zany :P8)
51. kiali ( 20/04/2006 17:19)
tsara maso daholo nareo eh!
52. kiali ( 20/04/2006 17:21)
de aiza wa ny mason'i fiffi sy diams sy ry kala sy ry lapino eh?? ouais saika adinoko pissou
53. lapino ( 20/04/2006 17:38)
kiali, tena aleo ny masom-bokaka ihany aloo no jerena kle! :-D:-D:-D
54. pissoa ( 20/04/2006 17:39)
ari.malala:

hahaha! tena mamparary kibo ky zany tsaramlaso zany sady mahabe kibo a
Ary izay vao haiko ny naha-bekibo an'i ari.malala :-w:-w=))=))
55. pissoa ( 20/04/2006 17:42)
lapino, masom-bokaka angaha, http://static.flickr.com/24/48104384_ef702ee57b_t.jpg kanjony ny mason'i lapino ry kiali an :roll::roll:
56. lapino ( 20/04/2006 17:56)
Zay koa ny an'i pissoa dia navoaka le izy! tsss
Fa aiza aloo le masom-pissoa e? :wink:
57. pissoa ( 20/04/2006 18:05)
Anjekaky oo :{:{ ngah mou iny tokony ho sekire :roll::roll:

Izany masom-pissoa angaha tsy ohatran'ny masom-bokaka rehetra ihany :roll::-D:-D
58. kiali ( 20/04/2006 18:05)
pissoa:

lapino, masom-bokaka angaha, http://static.flickr.com/24/48104384_ef702ee57b_t.jpg kanjony ny mason'i lapino ry kiali an :roll::roll:


kay le! aleo hilamina marina
59. watafon ( 21/04/2006 04:25)
:roll::roll:
60. diamondra27 ( 21/04/2006 04:56)
kiali: he he he ny ahy ny masoko mbola tavela any @ salle d'opération hanaovana cobaye hihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0552