le plus vieux métiers du monde?hono ka hoe...

21. fijo ( 20/04/2006 21:31)
avelao ny olona hirevy fa efa lehibe e.
22. Fiffi ( 21/04/2006 05:12)
samy manao izay mahamety sy mahatsara ny fianany ko!
23. kiali ( 21/04/2006 13:54)
aingon'ny tanana wa reny le mijorojoro eny @ trotoire reny ry fiffi an!
24. Fiffi ( 22/04/2006 06:33)
kiali: haingo ratsy zany ! :wink:
25. pitchou ( 23/04/2006 14:44)
fa olana ve klou le fisiany sa tsy olana e?
26. Fiffi ( 24/04/2006 04:35)
olona ka!
27. mamy23 ( 24/04/2006 07:10)
Ka raha mampiasa fimailo ve izy dia inona ny olana ? izay mantsy no fenentanana @ ady @ Sida. De ahoana ?
28. Fiffi ( 24/04/2006 07:15)
de tsy aiko fa dia tsara aloha rehefa mampiasa an'ireny fa dia izay hevitrin'ny hafa aloha aleo andrasana.
29. pitchou ( 25/04/2006 18:22)
ka efa we ny kil no entanina tsy hisy ho eny intsony d @zay maty le orinasa kou! sa mitombo njay ve ny sômazy?
30. mandrindra ( 26/04/2006 07:43)
sarotra be izany ry pitchou a, tsy maintsy misy foana ny mandeha eny
31. mamy23 ( 27/04/2006 07:02)


Ka izany anie no mbola maha-tonga azy ho le plus vieux metier du monde e! tsy mbola fongana hatra@ izao
32. tiatsara ( 27/04/2006 09:03)
Sarotra ihany ny mino fa ho foana lay asa, miankina @ zavatra marobe sy olo-marobe :

- raha tsy tody fianarana ny ankizy iray, miseho matetika io eto Toliara, dia lasa any ny asany ;

- raha te hahazo vazaha io, satria eto izao dia ny manambady vazaha no tso-drano raha vao vavy ny aterakao, dia any izy no mandeha satria any no be vazaha azo @ fomba mora indrindra ;

- raha vao tsy satisfait ao antrano ny lehilahy iray manambady vita mariazy, na sendra tsy eo i madama, dia any izy no mameno ny banga ;

- raha lasa sômera tampoka ny vehivavy tokantena mamelon'anaka, mandrapahitany asa vao² dia any izy no mifatratra fa manjary tsy mihinana ny zaza ;

- sns, tsy voatanisako e ! fa betsaka

Ny fahendrena dia izao :
- tezao @ fahitsiana ny zaza raha mbola kely : matahotr'Atra sy ny didiny, dia hitandrina izy : mbola azo atao tsara io an !
- ampitondray fimailo lay lehilahy rehefa hisaraka ela² e ! sarotra anefa hatreho ;
- ampianaro ny zanakao mba hahazo asa matotra na dia tsy miafy aza ianao vao mahavita izany ;

Raha diso aho hahitsio.
Zava-misy eto Toliara ireo an ! tsy voatery hitovy daholo akory.
33. pitchou ( 27/04/2006 16:58)
raha azoko tsara zany d tsy te tsy hoi any ny lehilahy an! na kou we ny mankany mintsy no tena tian'ny lehilahy?:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6623