ADIN'NY MPIVADY, NOTSINDROMINY ANTSY NY ZANANY 3 TAONA

21. Fiffi ( 20/04/2006 10:39)
marina aloha fa tsy vao aingana no nisian'izao fa na izany aza dia tokony hisaina hiany aloha , fa dia asa aloha hoe inona no tokony hatao mba hialana @ io an!
22. ravatorano ( 20/04/2006 10:59)
:cry::cry::cry:tena henjana io kah:cry::cry::wink:
ity mba leoko ihany hoe namidiny 2500000fmg na 500000fmg ny zanany ary teny Itaosy no tratra ilay olona nividy anazy.
Tys hay intsony fa tena mivadika ambony ambany ny fiainana amizao hany ka mahavita zavatra tsy takatry ny fisainana miitsy ny olona sasany amizao.
Zanako v d ho vonoiko na misy inn aza mikapoka zaza aza enao reefa avieo mamirifiry indray any anaty any ka amin ny fomba aoana no hahafahanao mamono hahafaty azy fa tena efa tsy hay tsony eh
23. ari.malala ( 20/04/2006 11:54)
ka ny reny niteraka aza anie mahavita manary zaza any andavapiringa e! :( tsy hoe miaro ah akory sanatria fa miteny ny zavamisy! d mampalaelo e! fa fon'inona laotra!
24. mamzelkely ( 20/04/2006 12:01)
kay kay kay ts hitako zay lazaina fa tena mampalahelo zany k'ty :? :(
25. Fiffi ( 20/04/2006 12:41)
zah ry zareo de tena mbola kenda mihintsy an! :(:(
26. tiatsara ( 21/04/2006 05:09)
Alevina androany zoma ry namana ilay tsy manantsiny kely, mahonena ny mahita lay vatam-paty kely !

I rangahy ihany kay hono no niteny mialoha hoe hisaraka isika, dia dila koa madame fa leo be fa efa nivady ela nefa na ny fomba aza tsy mbola vita, dia efa nanao sipa ; izy mivady rehefa mifankahita dia miresaka tsara tsy misy ady mihitsy.

Hay izany ingahy niova hevitra dia nampody 3 andro nisesy fa tsy nanaiky intsony i madame, dia ny fahefatr'andro no namonoany ilay zaza ;
somary nentiny hoe hitsangatsangan dia nampatoriany hono dia teo no nanatanterahany ny habibiany, HERY TSY MITOVY ANEFA !
ny maharikoriko dia nilaza rangahy fa nisotro asidra hono, dia nalefa t@ hopitaly, dia notsipahan'ny teny tafaran'ny désintoxication fa tsy misy zavatra toxique mihitsy hita fa avereno @ police any, ny olona koa moa efa romotra aminy daholo.

Ny mampalahelo hafa koa dia vadikeliny kay ilay reninjaza ity, fa izy efa manana vady amana-janaka talohan'io, izay indrisy fa ho voatondro molotra eo @ fiaraha-monina h@ zafikeliny izao hoe : ireo ny taranak'ilay nahoda nanatsatok'antsy ny zanany iny.

Fiainan'olona maro no indray potika tao anatin'ny indray mipi-maso.
Tsy inona ny antony hamoahana itony fa mavesatra ny fo e ! ratsy ny fiaraha-monina, ary tsy zaka kotrehina ny toy itony fa aleo hivoaka mba ho anatra ho an'ny hafa raha sanatria misy ny mieritreritra zavatra hafahafa @ SOMBIN'NY AINY.
27. ari.malala ( 21/04/2006 05:24)
mendrika an'ilay rangahy io mihintsy ny peine de mort ka! :(:x:evil:marikoriko b nytoetsainy!!!
28. mamzelkely ( 21/04/2006 05:37)
ny olona ts afaka manana zanaka aza ry reto ts fidiny ko shhhhhh matsiravina ko zany le ty eee:evil:
29. Fiffi ( 21/04/2006 05:48)
mamz: marina akia ny andry an! fa indrisy anefa fa dia misy mihintsy ny mpanao zany fahabibina izany!
izay indrisy fa ho voatondro molotra eo @ fiaraha-monina h@ zafikeliny izao hoe : ireo ny taranak'ilay nahoda nanatsatok'antsy ny zanany iny.
indrisy marina fa na dia eo aza ny zavatra tena nampalahelo dia mbola vitan'ny olona hiany ny hanao an'izany!
30. ravatorano ( 21/04/2006 07:37)
mbola peine de mort koa v fa tsy avy d atao gli
zay miitsy nenah no efa nametrahako teto tamin ny lohahevitra samihafa niseho teto fa tsara raha izay olona hita fa tena nahavita heloka b vava nahafaty olona ka voaporofo tsara ny momba izany dia tokony avy d vizanina miitsy zany hoe vonoina koa fa tsy asiana alaharo.
Za aloha faly amin ny ataon ny polisy amizao hoe diny d mitifitra amin ireo jiolahy matevi koditra zatra ny lalan dririnina ireo ka vao mivoaka ny fonja d iny fa manao ny asa ratsiny syu mamono olona indray.
31. tiatsara ( 21/04/2006 07:46)
Na koa hoe avela ho velona ihany fa ampijaliana koa izy isan'andro, ohatra hoe dorana kely @ courant hahatsapany fangirifiriana.

Tena mampiteniteny foana hoy aho ireny resaka vono-olona, fanolanana, fikasihan-tanana vehivavy ireny.
Asa aloha ianareo raha mbola mahatana ilay hoe sang froid, fa izaho efa tena mi-chauffe be @ zavatra toy ireny e !

Soa ihany aho fa tsy mpanao LALANA (Loi) sy tsy police, fa mety efa be ny vitako matavy.
32. ari.malala ( 21/04/2006 12:23)
3 zany tsika no mitovy hvt @ tokony amonoana ny mpanao ratsy e! tokony ajedaka tsisy atakandro any mints!
33. tiatsara ( 21/04/2006 12:33)
16h15 no nandeha nalevina lay zaza leiretsy.
Mahonena, mampangitakitaka ny nijery ilay izy, ny fihiakiakan'ny olona rehetra tomany azy, ny fidodododoan'ny fiaraha-monina nanotrona azy farany, tena marary, tsy voafaritro hoe ahoana.

Fa ny nampiakatra ny hatezerana dia nisy fausse alerte t@ 14h hoe ho entin'ny police teo hono ilay papany hijery azy farany.
Fahasahiana loatra, sa inona no antony.

Na ny biby aza tsy mamono ny zanany !
34. vale ( 21/04/2006 21:27)
an3 efa tena "lasa adala"izy kah!! tsy nahatanty ilay problème teo @ izy mivady dia "ni-péter plombs"!! tsy ola normal intsony io!
35. Herimiafina ( 21/04/2006 21:29)
Tsy mety kosa izany e! Maninona no nanamboatra zaza raha hotsindromina antsy izy avy eo e! Misy olona tsara velesina karavasy mihintsy klé. :twisted:
36. fijo ( 22/04/2006 03:23)
very fanahy lery izany ,ka izao no niafarany.ilay zaza no mampalaelo.
mino aho fa tsy hoafaka maina ilay rangahy.
37. diamondra27 ( 22/04/2006 05:54)
alohan'ny hahalasa adala ny olona iray de misy fomba fihetsika tsy maintsy fantatrao efa nataony (oh hoe: lasa violent be lery= agressif sns...) fa tsy tonga de oe: tsatokantsy izany

io dispute io izao de efa azo ilazàna fa nanome azy diso fanantenana de tokony nohenoina ny taimbavany fa tsy nohamaivanina? ETC.... de izao miafar @ famonoan'olona zao no niafarany
Resaka jalousie io teo @izy mpivady , de any @le zaza le izy no miantefa satria le zaza no tian'ilay madame fa tsy le ramose . Mazava ho azy izany.

Tandremo fotsiny @ manaraka fa raha misy olona très jaloux de mila manao thérapie ihany le izy an!= jalousie maladive= miafara @ vono olona
38. ari.malala ( 24/04/2006 08:32)
fa ts raison amonoany ny zananya nie zany ry Diamondra na in fahatezerany @ le ramato na in e! tokony izy sy le ramatoa no niezaka nifandamina fa ts ny zaza ts manantsiny no vonoina! nga mo iny zaza iny nangataka ny hotonga? sa in ny fahotan'le zaza? amiko tena adalana tanteraka ny anle ranga ary ts mendrika ny antosina ho ray aokry zany!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2762