Rivo-baovao mitsoka

21. toubib ( 01/05/2006 05:45)
Misy dia misy tkou ny olana ara-pitenenana ka:ohatra zao ny "frein dela langue",ny "paralysie partielle du nerf récurrent",ny "anomalien'ny corde vocale",ny "tumeur", ny "pharyngite chronique"... fa dia fantatra ihany ange ny "setroka sy ny tomany" e! misy tena fantatra fa misy fahavoazana fa ny manao fanahiniana no betsaka.
22. sonwin ( 01/05/2006 17:06)
23. Fiffi ( 01/05/2006 18:05)
24. pitchou ( 02/05/2006 23:47)
marina zany
25. toovs ( 08/06/2006 16:40)
toubib:

Mba mahagaga ahy mihitsy tato anatin'ny 10 na 15 taona zay dia lasa miova ny fanononana ny tenintsika malagasy. Indrindra mo ilay "r" izany. Ny tena mahagaga dia hoe takian'ny fandrosoana ve izy io, ary ny vehivavy na ny tovovavy no tena iantraikan'izy io. Misy ohatra olona fantatra izao fa mahay manonona ny "r" toy ny fanononantsika gasy azy hatramin'izay, tsy badalela, tsy misy "frein de la langue" fa nony injay mahazo sehatra eo amin'ny haino aman-jery na resaka serasera, indrindra "commerciale" dia miova tsikelikey ho any amin'ilay fanononana "r" toy ny teny frantsay. Raha ny fijeriko manokana mantsy toa mba tsy taratra amin'izy ireny ilay "r" rehefa miteny espaniola na italiana na anglisy fa dia mandeha tsara izao.

Ekena fa izay no mety hampiakatra ny "côte"n'ilay olona miteny azy amin'ny ilana azy saingy izaho mahita hoe tsy izay no mahatonga ilay olona ho "mahafatifaty" fa na ny "physique"-ny sy ny "timbre vocal" ananany dia efa ampy dia ampy tokoa.. Soa ihany fa maro amin'ireo mpiasa matihanina amin'ireny haino aman-jery ireny no mba hentitra ihany amin'ny fifantenana ny mpiasa miandraikitra serasera ao amindrizareo.Hafa kosa indray mantsy raha tena efa izay no fomba fiteniny. Fantatra ihany mantsy izy ireny raha amboarina ilay satria indraindray tsy tsaroana ilay izy dia misy misolifatra ihany.

Fa tsara ange le miteny malagasy madio tsy misy pentina e raha mbola hita ihany ny itenenana azy! Na koa miteny frantsay tsy misy pentina. Fa izay no maha izy azy ny tenimpirenena tsirairay


amiko aloha de olona matimatin'ny frantsay ny olona mirouler r e. raha gasy badalela tsy mirouler r toy ny frantsay zany kosa fa somary mitovitovy kely amin'ny r anglisy e. izany hoe tsy sahala ny handrehoka izany fa tsy mahay mampivibre ny lelany fotsiny izy.
tsy misy frantsay hanaiky mainty fa ho frantsay izany koa ange ry reto e, mainty mizaka zom-pirenena frantsay no ekendreo fa tsy mainty frantsay izany e. izay taranaka gaulois ihany no ekeny fa ho frantsay sy izay farafaharatsiny manam bolokoditra toy ny an'ny frantsay e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1872