rahoviana ingahy Ravalo vao hanaja ny lalàna velona?
21. Herimiafina
(
19/04/2006 21:19)
Hay ve resaka Sehatra politika avo e! pouvoir central ihany.
Hain'ny tambanivohitra ve io zavatra io sa dia adin'ny ngeza sy ny mpangoronkarena mandeha mercedes sy 4x4?
Nampahantra ny firy isanjato io, ary nampanankarena ny firy isanjato raha tsy voahitsakitsaka? :@

22. miarilala
(
21/04/2006 23:07)
Nampahantra ny firy isanjato io, ary nampanankarena ny firy isanjato raha tsy voahitsakitsaka?
Za aloha tsy TDM fa saingy ny gasy iray manotolo aty dago akoatran'ny eo @ fitondrana sy izay efa nanangona t@ fitondrana teo aloha d mahantra daholo eh!
Na ny jiro tokony hanaovana activite tsy mandeha ara-dalana

23. xxx
(
22/04/2006 00:11)
Misy foana ny manana ka, aza mba fataliste fa miezaha, jereo ohatra ny Olona avy any Ambatolampy.
24. fijo
(
22/04/2006 21:28)
TDM an,ary ilay raika lahytaloha ve nanaja io lalana fototra io???????
izay kely vita tao anatin'ny 4 taona ve,dia hosimbainareo ao anatin'ny firy volana inday????
aza Tonga De Manimba toa io fa ratsy e
izay kely vita tao anatin'ny 4 taona ve,dia hosimbainareo ao anatin'ny firy volana inday????
aza Tonga De Manimba toa io fa ratsy e
25. Rainikarabo
(
23/04/2006 05:48)
Tonga Dia Manimba sy Tonga Dia Manonofy ry zalahy zany, ho eo amin'ny fitondrana hono amin'ny faran'ity taona ity ha ha ha
26. fijo
(
24/04/2006 03:26)
raha mba mijanona ho nofy anie tsy maninona e,fa le manimba zavatra no loza
27. mandrindra
(
24/04/2006 14:55)
ny nofy anie gratos e !!!
fijo, marina fa ilay pôkamaso taloha tsy nanaja an'io lalàna fototra io. fa tsy ny ratsy nataon'ny taloha kosa amiko no tokony ampitahana amin'ny fomba fiasan' ny ankehitriny. rehefa tsy mety dia tokony ho ekena hoe tsy mety. ny marina dia marina hatrany na iza na iza mitondra eo, ka ny tanjona amiko dia ny ahafahana manakaiky ny marina araka izay izy fa tsy hoe hanao ny tsy mety fa kelikely kokoa noho ny taloha.

28. fijo
(
28/04/2006 19:45)
ekeko io,saingy ilaina ampahatsiahivina izay efa nanao raha toa ka izy no miezaka mba mananatra
29. Roch
(
29/04/2006 00:31)
Aza omena tsiny Ra8 raha tsy manaja ze lalana nareo any "Lozan'izay mahafantatra nefa minia tsy mahalala"
Ka i Ra8 tsy omena tsiny satria tsy alahôteran'ny @izany izy, noho izany lèseletrankil. Minoa fotsiny ihany ry lery e.
Ka i Ra8 tsy omena tsiny satria tsy alahôteran'ny @izany izy, noho izany lèseletrankil. Minoa fotsiny ihany ry lery e.
31. mino18
(
08/05/2006 14:53)
TSY HAINY TSINONA LE IZY: rehefa tsy mahafanta javatra de sahisahy.ny constutition , lalana voalohany eto no voahitsaka. aiza ny provinces autonomes? aiza ao amy lalampanorenana no misy ny régions.tsy matotra oi.miangavy ny malagasy mba hahay mifidy amizay.efa imbetsaka isika no diso fanantenana.ampy zay