manomé ohatra ratsy @ vahoaka ny mpitondra !!!
1. petsambava
(
12/04/2006 19:15)
Raha ny zavatra hita mandrak'ankehitriny aloha raha aty MADAGASIKARA dia ny mpitondra mihintsy no manome môdely ratsy ka mahatonga ny halatra etsy écolage eroa didi-antsy ,fitiavan-kely ,....Tsy ho fongana mihintsy io raha tsy ny mpitondra no manomé môdely ..ASA RE RAHOVIANA?rehefa IADAMALANDY angamba no lasa filoham-pirenena.
novalian'i Fiffi ny 17/04/2006 06:36
2. Fiffi
(
12/04/2006 19:31)
Raha ny zavatra hita mandrak'ankehitriny aloha raha aty MADAGASIKARA dia ny mpitondra mihintsy no manome môdely ratsy ka mahatonga ny halatramba azavao misi2 kely hoe! hitan'iza aloha io ? hevitri'ny olona firy sa olon-tokana hiany izay nahatsikaritra ?
3. ainga
(
12/04/2006 19:56)
raha vao tsy misy intsony ny fahatokisan'ny vahoaka satria tsy manome ohatra ny mpitondra dia izay no vita !
Teoria anefa io ka asa ...?
Teoria anefa io ka asa ...?
4. petsambava
(
12/04/2006 20:00)
ka ny afera ataon'ny mpitondra rehetra nifanesy mandrakankehitrio dia mangalatra daholo ka mahatonga ny olona manao hoe ny mpitondra aza mangalatra koa maika fa izahay mbà mankanesa anie ohatra ao @ contribution directe ao FARAVOHITRA ao e izay mahitahita sy manabola no raisina voalohany fa ny tsy manana écolage miandry eo!!!
6. ainaheri
(
13/04/2006 12:00)
d za mba gaga zay no demokrasia ry zama aa antsoy mpanao gazety na ilazao reo mpanoatra reo anaramaso an'zany,kanefa na izany aza tsy ho araka voaramasondra8 daolo zany fa zay mahita no mitorokee!!!
7. fijo
(
13/04/2006 19:33)
marina mihintsy io fanamariana io.tsy hoaraky ny filoha daholo izay rehetra misy eny anelakelan trano sy any anaty birao any.fa dia anjaran tsika koa no mba mihezaka miady amin'izany
tany tamatavy aho efa sendra olana toa io ,tao amin'ny douane.nandalo le karana,avy dia niditra fa maika hono ,de nefa izahay olona misy efa ho roapolo no miandry ny anjaranay eo.
fa nosakanako.dia le mpiasa koa amin'izay miaro ery satria saosy io,fa tsy nekeko.
"asa wa raha hanaiky ireo olona hafa ireo,fa za aloha fantatro fa teo alohan'io olona io,ka raha handray azy nareo,dia za aloha raisina"
hozy le mpiasa hoe:"izy anie olona maika sady fiara betsaka no avoakany e"
"izay isany wa tsy haiko,fa ny ahy koa fiara no avoakako,aryza koa maika,ka ny hafa tsy haiko fa za aloha tsy manaiky ny hidiran'io alohako"
dia noraisiny aho,ary tsoriko fa haingana be aho no tao,satria izy maika handray le tao aorinako.
ka izay no ataoko hoe aza manaiky fa mitabataba,fa matahotra anie ireo rehefa henon'ny rehetra ny zavatra ataony e

8. Fiffi
(
14/04/2006 04:06)
ka ny afera ataon'ny mpitondra rehetra nifanesy mandrakankehitrio dia mangalatra daholo ka mahatonga ny olona manao hoe ny mpitondra aza mangalatra koa maika fa izahayraha ohatra ary ka marina io voalaza io an! raha ohatra hoy aho , eny eh! nisy mihintsy aloha ny nanao an'izany ary nahitana porofo tsy azo lavina , ireny fety be nataon'i ra8 t@ annif ny zanany princesse ohatra , ohatra fotsiny io an! ka raha nisy aza izany , nahoana ary no tokony hanao an'izany ny sasany ? nahoana no hamoaka izany vava izany ny olona ? dia indreny koa fa hanaraka angalatra sns.....?
9. fijo
(
14/04/2006 19:36)
le hoe mangalatra "daholo" laviko.za mahafantatra olona minisitra tamin'ny andron'i ratsiraka,avy any avaratra any izy.fa olona tena tsy mba miraika amin'izany hangalatra sy hanalika olona izany.izao koa misy minisitra tsy hitako hoe inona no efa nangalariny,fa ny zanany aza mandeha taxi be mandeha mianatra.
ka aza atao bambaray
ka aza atao bambaray
10. Fiffi
(
17/04/2006 06:36)
tena diso zah fa miala-tsiny ô ! :oops: tsy ilay hoe fety be nanaovan'ny Ra8 fa ratsiraka no tiako lazaina.
fijo: marina ny anao an! satria tsy ny rehetra kosa aloha no hoe nangalatra an! fa ilay izy koa anie dia rehefa tsy tian'ny sasany intsony ny mpitondra dia lazaina an'izao sy izao na dia tsy mari-pototra aza eh!
Fa izao fotsiny hiany hoa no mba tiako lazaina an! tsy mora ny mitondra ny firenena , indrindra fa ny hanarina azy nohon'ny zava-bita rehetra .