KORANAN\'ny ex-LYCEE MODERNE AMPEFILOHA aty Frantsa .

1. nyeja ( 12/04/2006 06:36)
Manasa antsika rehetra ex-LMA rehetra aty frantsa hiaraka hikorana ao amin\'ny \"RESTAURANT MON TANA \" CRETEIL
amin\'ny 07 mai 2006 izao amin\'ny 1 ora dia misokatra ny buffet self service ary tolankandro mahafinaritra iarahana amin\'ireo mpianatra fahiny, hisy sary, sy sangan\'asan\'ireo ex Lma mahaliana anao ka dia tongava fa ny masoandro maty no mampalahelo .
Tsy maintsy atao ny famandrihana ny latabatra
tel:06 67 24 52 72 na koa ny
: 06 73 03 89 94
fandraisana anjara 18 euros/olona
novalian'i Evah ny 30/06/2006 09:28
2. Fiffi ( 12/04/2006 06:56)
Manasa antsika rehetra ex-LMA rehetra aty frantsa hiaraka hikorana
isakin'ny mahita an'izao fanasana izao aho dia lasa foana ny heritreritro hoe "natokana ho an'ny ex-LMA " na ny hafa foana ilay fihantsohina. Asa re raha toa ka mba misy fihaonana tahak'izao raha mba tokony hatao hoe "manasa antsika rehetra tsy hakanavaka" ary hiafara hoe "Manasa antsika rehetra ex-LMA rehetra aty frantsa hiaraka hikorana mba heritreritra ny ahy an! :)
3. ainaheri ( 12/04/2006 07:48)
Fiffi>> tsy eritreritra ny anao fa tena marina,fa de aona lotra re?? d aona zany ny tsy nianatra tany dago??iza no asainy ny mpiaramianatra taminy taty?? SAO DIA MBA TSY RARINY LAHY!!
4. nyeja ( 12/04/2006 08:04)
Manasa antsika rehetra rehetra re e tongava daholo , na ex LMA na tsia fa dia ny adidy ho vita ny fahafinaretana ho azo e .Tongava daholo isika rehetra tsy ankanavaka e
5. nyeja ( 12/04/2006 08:16)
ainaheri sy fiffi> asaiko manokana ho tonga ao creteil an dia aza manahy fa azo atao fihaonantsika gasy rehetra ange io e zany an
6. Fiffi ( 12/04/2006 08:29)
ainaheri: "sao dia mba tsy rariny lahy" hoy ianao , izany hoe raha tena ny hevitro manokana aloha dia samy manana ny "inviteny" ny tsirairay ary libra koa ny tsirairay hanasa izay hasainy fa ny ahy kosa aloha dia rehefa mahita an'ireny fanasana ireny aho dia azy zany ireny fa tsy hidirako fa diso koa ary aho namaly raha ny tena fahitako azy ka dia hialako tsiny fa @ manaraka raha toa ka mba hanao fihetsika tahak'izao aho hoe fanasana dia ny hataoko angamba dia ny manao fihantsohina hoe izahay mpianatra fahiny tao @ ..... dia faly manasa antsika rehetra tsy hakanavaka hikorana sns....
nyeja: voaray ny fanasana fa dia isaorana anao ka dia alefa zany fihantsohina ry namana rehetra tsy ankanavaka fa manasa antsika rehetra mba hilalonana ao @ resto "mon tana" zay ve ? :):):):)
7. Fiffi ( 12/04/2006 08:35)
Manasa antsika rehetra ex-LMA rehetra aty frantsa hiaraka hikorana ao amin'ny "RESTAURANT MON TANA " CRETEIL
amin'ny 07 mai 2006 izao amin'ny 1 ora dia misokatra ny buffet self service ary tolankandro mahafinaritra iarahana amin'ireo mpianatra fahiny, hisy sary, sy sangan'asan'ireo ex Lma mahaliana anao ka dia tongava fa ny masoandro maty no mampalahelo .
Tsy maintsy atao ny famandrihana ny latabatra
tel:06 67 24 52 72 na koa ny
: 06 73 03 89 94
fandraisana anjara 18 euros/olona


Dia tongava maro hono eh! fa hikorana sy hisakafo :miam::miam::miam::miam: be zany , :miam:sady :miam::miam::miam: koa ny sakafo ao an! fa efa tany manko aho! ka mampirisika antsika rehetra ho any fa tsy hanenenana mihintsy ! marina io an! :):):)
8. ericgael ( 12/04/2006 11:34)
mazotoa ry reto zay nibôss tao @ LMA t@ terminale (1998) fa zay aty dago é
milaza vaovao :D
9. Herimiafina ( 13/04/2006 13:04)
Mpianats'i maman daholo zany nareo klé! ahan :@
10. pissoa ( 13/04/2006 14:41)
:-D:-D:-D:-D:-D
11. Fiffi ( 13/04/2006 15:10)
zah aloha mety tena ho any fa milay ry zareo ny sakafo ao an! :miam::miam::miam::miam:
12. ftma ( 13/04/2006 21:31)
Herimiafina za mpianatra i mamanjy t@ njy mbola tany @ EPP:wink:
Mazoto daholo fa zahay lavitra loatra na ex LMA aza ko
13. Fiffi ( 14/04/2006 05:36)
hay ? :)
14. pissoa ( 14/04/2006 06:05)
Herimiafina, zah mpianatry i neninao tamin-droky efa tany Canada :°):°):-D:-D:-D
15. Fiffi ( 15/04/2006 04:05)
dia ho any koa zany dry ry pissoa ?
16. nyeja ( 20/04/2006 07:17)
tongava avokoa isika rehetra e dia hisy sary fahatsiarovana ao an dia izao koa aza adino ny mihira ilay hira hoe lycée ampefiloha no reharehanay ...fa atao maredona be io ao an
mba antsoy moa ireo tompon'andraikitra hanomanana ny table ka mila mandefa ny reservation avant 1 mai isika rehetra .
17. Fiffi ( 23/04/2006 05:45)
dia izao koa aza adino ny mihira ilay hira hoe lycée ampefiloha no reharehanay ...fa atao maredona be io ao an
de ahoana indray zany izay tsy mpianatra lycée io ka tsy mahay ny hiranareo ?
18. xxx ( 24/04/2006 06:12)
fiffi : de ahoana indray zany izay tsy mpianatra lycée io ka tsy mahay ny hiranareo ?

dia tonga ianao mihinan-kanina sy mihaino hira (ny sakafo ao ngéh tsara be ééééééééééééééé ?? ah ah ah ah
LMA LMA rabe simon rabe simon ... raboribory raboribory ........maman' i HM maman' i HM ..... sniff sniff
19. Fiffi ( 24/04/2006 11:52)
ééééééééééééééé ?? ah ah ah ah
LMA LMA rabe simon rabe simon ... raboribory raboribory ........maman' i HM maman' i HM ..... sniff sniff
:roll::roll:
20. Herimiafina ( 27/04/2006 18:32)
ftma:

Herimiafina za mpianatra i mamanjy t@ njy mbola tany @ EPP:wink:

De taty aoriana nefa dia efa mpianatr'i mamanay kou zah de efa afaka bacc daholo de mitovy ihany izany tsika sy njy. Ny toerana misy antsika amin'izao fotsiny no tsy mampitovy antsika! hehehehe=))=))

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6722