Possible ve?
21. Fiffi
(
13/04/2006 06:01)
kay ve mbola tsy any eh! dia ataovy zany ary! :)
22. MOORE007
(
07/05/2006 08:52)
Ka mividy dia mametaka piesy mandeha amin'ny volant à gauche fotsiny anie izany eh!
23. andrianjaka
(
10/10/2006 13:07)
Allo allo, izaho efa nanatanteraka io zavatra io tamina camionnette mazda izay, eo amin'ny herinandro teo no nanaovanay azy, misy zavatra mila vidiana aloha
raha liana antsoy ny 0331218849
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.3854