Mofo gasy !!!!
1. Vaika
(
10/04/2006 11:09)
Aiza ny recette-na mofo gasy ry zareo fa manana lasitra izahay e ? Sao dia harafesina ao fotsiny na dia aluminium aza.
Mety ve ny farine de riz novidiana tany amin'ny épicerie chinoise ?
Mety ve ny farine de riz novidiana tany amin'ny épicerie chinoise ?
novalian'i Fiffi ny 20/04/2006 16:47
11. Falzar
(
13/04/2006 12:04)
Ary tena mahay mahandro mints ane ry Fiffi 'zany e!
Mety hanao cours de cuisine @ndry ia in-1 andro any. Sa aona ho'zndry?
Mety hanao cours de cuisine @ndry ia in-1 andro any. Sa aona ho'zndry?
12. Fiffi
(
15/04/2006 04:37)
ka iza ary no efa nanandrana nanao an'io eh ? mba omeo vao2 eh! dia nanao ahoana ny tao ? :)
13. Fiffi
(
17/04/2006 06:00)
aiza eh ? iza no nanao ilay mofo gasy ? nanao ahoana izy tao ? mba omeo vao2 eh !
14. rurik
(
20/04/2006 11:34)
za tsy manana lasitra fa ny tiko anotaniana koa dia sao mba mahay manao ilay mofo katsaka atao @ vilia mo izy iny.
15. soanja
(
20/04/2006 14:07)
Ny mofogasinay dia mety tsara ary tena ilay izilay mihitsy. Raha lasitra vaovao no ampiasaina dia mbola tsy mety aloha amin'ny voloany fa mila folahina matetika izay vao mamoka ilay mofo gasy lafatra.
16. Fiffi
(
20/04/2006 16:47)
Ary tena mahay mahandro mints ane ry Fiffi 'zany e!:-D:-D:-D tongava fa tsy olana zany an! :)
Mety hanao cours de cuisine @ndry ia in-1 andro any. Sa aona ho'zndry?