Mitady an'Atoa Joel ANDRIANARINOSY

1. Nickovy ( 08/04/2006 11:35)
Misy namako mitady maika an'Atoa Joel ANDRIANARINOSY teraka tao Manaratsandry Marovoay (56 taona). Na fara faharatsiny olona mahafantatra azy na ny fianakaviany. Dia miandry anareo hanampy an'io namako io fa tena mampalahelo mihitsy izy. Misaotra mialoha.
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 19:54
2. Fiffi ( 08/04/2006 13:24)
tena tsy mahafantatra fa miala tsiny! :(
3. dadabe ( 08/04/2006 14:35)
koboko io fa tadavo eto
http://photos.wildmadagascar.org/images/Dylan/Antananarivo.shtml
4. Fiffi ( 08/04/2006 14:37)
fa aiza kay io ry dadabe ?
5. dadabe ( 08/04/2006 14:51)
anjemantsooo :{:{ Fiffi kay tsy zanak'Antananarivo de tsy mahalala io toerana io :@

lozaity marina mafyy

anjeneeeestoooo :miam:
6. Nickovy ( 08/04/2006 15:21)
=D=D=D=D=D=D=D=D Tratran'i Dadabe indray aho leaza. Fa tena serieux io an!
dadabe:

koboko io fa tadavo eto
http://photos.wildmadagascar.org/images/Dylan/Antananarivo.shtml



7. Herimiafina ( 08/04/2006 15:57)
Fa inona no manjo an'io sakaiza io leity ry Nickovy? iza io sakaiza io? ahan :-w:-w
8. cutie ( 08/04/2006 17:38)
za koa tsy mahafantatra:?:
9. dadabe ( 09/04/2006 03:29)
wanted io sakaiza io zareo a :^)
10. Fiffi ( 09/04/2006 04:35)
dadabe: tsy hoa tsy zanak'antaninarivo zah ka! fa tsy tadidiko fotsiny hoe aiza io toerana io!
11. Nickovy ( 09/04/2006 19:30)
Herimiafina:

Fa inona no manjo an'io sakaiza io leity ry Nickovy? iza io sakaiza io? ahan :-w:-w

Toa hoe fianakams-n'ilay akamako io fa tsy hita mihitsy hono nefa ny zanany mitady azy. Tsy koboko aloha io sakaiza io ka izany no angatahako fanampiana eto. Fantatra fotsiny fa toa hoe misy baviny hono mipetraka ao Tana ao saingy tsy fantatra mazava izay lavatranony.

12. Fiffi ( 09/04/2006 19:54)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6766