Isika gasy ve mba afaka hiketrika ?

1. sahonfra ( 08/04/2006 01:20)
Michael Dell, fondateur du groupe informatique Dell Inc.

Fortune : 17,1 milliards de dollars en 2006
Age : 41 ans
Nationalité : Américain

En 1984, Michael Dell a seulement 19 ans quand il quitte l'université du Texas à Austin pour fonder son entreprise de micro-ordinateurs "Dell" avec 1 000 dollars. Son idée est simple mais révolutionnaire : créer une relation directe avec les clients sans passer par les détaillants. Leader aux Etats-Unis, Dell produit aujourd'hui, dans ses sept usines 1 ordinateur sur 5 vendus dans le monde
En 1992, Michaël Dell devient le plus jeune PDG d'une entreprise du classement "Fortune" des 500 sociétés américaines aux plus gros chiffre d'affaires.
Avec une fortune personnelle estimée à 17,1 milliards de dollars en 2006, Michaël Dell se classe selon Forbes au 12ème rang des milliardaires. C'est la 4ème plus grande fortune américaine.
novalian'i fabio ny 13/10/2006 08:19
2. dadabe ( 08/04/2006 06:54)
hummmm:roll::roll:
3. ako ( 08/04/2006 13:26)
izany hoe tsika aza ra mahita zavatra keluy mbola toa mampisalasala ny sasany koa ohatra PR zaranaina:?::?::?:
4. Tokinao ( 08/04/2006 13:45)
de asa tokoa re !
5. sahonfra ( 08/04/2006 15:30)
Ako a! Matoa izay zavatra vitantsika mampisalasala ny sasany dia satria isika tsy manana CONVICTION na manandranandrana fotsiny na tsy manaraka norme. Sady na mba mahavita aza dia ezahin'ny sasany hofinganina satria toa hoe: miseo MILAY na koa sao mi-doublé.Efa mba 3eme millénaire moa izao é. Andao ranagahy hivotra a izay tsy vitantsika mba tohizan' ny génération manaraka indray a."La vie c'est une pérpetuelle invention à chacun de savoir la saisir".
6. armazomann ( 02/06/2006 20:13)
afaka miketrika ny gasy ary tena miketrika:idea: mihitsy aza saingy tsy afa-manoatra :?
7. tsoupou ( 22/07/2006 06:09)
Izahay zao manana logiciel de gestion (nataonay mianakavy io an) efa hampiasan'ny société maromaro mantanjaka eto am tanàna fa refa misy marché goavana dé tsy maintsy misy condition fôna ao oe logiciel éprouvé dans le monde (efa malaza be).
Aiza no hihetsehana amzany, zay alou tsy kivy e, aleo mihinankely to izay mandry fotsy e ???
8. rix ( 11/09/2006 12:56)
Ny olana de zao ny tsy fahatakarantsika ny vidin'ny matériel tokony ilaintsika mba hiketrehana tsara;nefa isika koa ange mahay be mihoatra ny garamaso e. Misy olona iray ohatra sur aho fa mety hahavita logiciel tsara izy nefa tsy misy ny marché an'izany.
9. fabio ( 13/10/2006 08:19)
Ny entimanana no manakana atsika matetika ny miketrika tsy misy atoraka nefa tsy misy mpanosika koa izy ireny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1341