Fanabeazana sa taona no maha-matotra?

21. Fiffi ( 10/04/2006 13:18)
efa hitako fa efa tena matotra @ zay Herimiafina ka! :)
22. Herimiafina ( 10/04/2006 13:20)
Ahan :@:@
Ahoana indray ny mikasika ny lehilahy? (tsy azo atao ohatra i herimiafina, hahaha)


Dia ahoana io? ahan :@:@
23. pissoa ( 10/04/2006 13:52)
Fiffi - ntsssss :-D:-D:-D

Herimiafina - Io tsy matotra mhitsy, de ndroky koa tsy matotra ;-) ahan :@:@
24. Fiffi ( 12/04/2006 16:51)
pissoa: :-D:-D:-D:-D ka iza no mahita koh! :-D:-D:-D
25. Herimiafina ( 12/04/2006 20:45)
Mba hampisy equilibra eto antany de tsy maintsy misy ny matotra ary tsy maintsy misy koa ny tsy matotra, manjary mitongilana mantsy de tsisy dikany ny fiainana fa manjavona ny tanjona.
De zah anisan'ilay tsy matotra volontera fa nareo mety le miezaka ny ho matotar avokoa! Mba fantatrareo ve hoe inona no tanjona kendrenareo amin'izany? Ny ahy mantsy le tanjona kendreko refa matotar mbola tsy haiko ka aleoko aloha mionona amin'ny tsy fahamatorana. ahan :@:@
26. Fiffi ( 13/04/2006 04:32)
Herimiafina: inona aloha akia ity " matotar " ?
27. pissoa ( 13/04/2006 05:38)
Herimiafina, ialahy ity bandy tsy matotra tsssss :-D:-D:-D

Raha hitarina kely,dia lasa hoe tsy maintsy misy tsara dia tsy maintsy misy ratsy. (Tsy haiko na ny matotra na ny tsy matotra no tsara eto.) Dia ahoana koa izany? Angaha tsy maintsy ilaina ilay equilibre alou e ... maninn raha tonga dia tsara be tsotra izao :roll::roll:
28. Fiffi ( 13/04/2006 15:08)
hay ve matotra eh! :wink:
29. Herimiafina ( 14/04/2006 20:24)
pissoa:

Herimiafina, ialahy ity bandy tsy matotra tsssss :-D:-D:-D

Raha hitarina kely,dia lasa hoe tsy maintsy misy tsara dia tsy maintsy misy ratsy. (Tsy haiko na ny matotra na ny tsy matotra no tsara eto.) Dia ahoana koa izany? Angaha tsy maintsy ilaina ilay equilibre alou e ... maninn raha tonga dia tsara be tsotra izao :roll::roll:

tsy mety izany fa raha lasa paritera daholo ny olona rehetra de iza indray no hatao mpiangona sy diakona, mpamelona lakolosy? ary ilay adala be sasatry ny hanarina? ahan :@:@

30. Herimiafina ( 14/04/2006 20:24)
Pasitera mantsy e! :@
31. Fiffi ( 15/04/2006 04:10)
Atao inona fahamatorana, raha hikaramana de d'accord zah, Herimiafina : ary ny hafa ?
32. Herimiafina ( 15/04/2006 15:32)
Mino marimarina zah fa raha hanontaniako aza ianareo hoe inona moa no antsoina hoe fahamatorana dia hizarazara be ny hevitrareo eto, ka zah tsy ho matotra mihintsy raha hizarazara hevitra ianareo hananatra ahy!
Zah ihany no mahalala izay ataoko hoe matotra! Ahan :@
33. pissoa ( 15/04/2006 15:55)
Herimiafina:

Mino marimarina zah fa raha hanontaniako aza ianareo hoe inona moa no antsoina hoe fahamatorana dia hizarazara be ny hevitrareo eto, ka zah tsy ho matotra mihintsy raha hizarazara hevitra ianareo hananatra ahy!
Zah ihany no mahalala izay ataoko hoe matotra! Ahan :@

pissoa:
Fa inona nefa no tianareo tenenina amin'ny hoe matotra?

Rehefa miresaka mantsy matetika dia rehefa tsy mitovy fijery amin'ny tena ny olona iray dia sokajiana avy hatrany ao amin'io hoe tsy matotra io (matetika hoy aho)
Ahan :@ :-D:-D:-D
34. pissoa ( 15/04/2006 15:59)
Herimiafina:
tsy mety izany fa raha lasa paritera daholo ny olona rehetra de iza indray no hatao mpiangona sy diakona, mpamelona lakolosy? ary ilay adala be sasatry ny hanarina? ahan :@:@
Way kosa izany ialahy e! Fa angaha ny pasitera ihany no tsara (na ratsy) no hoe raha lasa pasitera daholo ny olona rehetra :roll::roll::roll:
35. cutie ( 15/04/2006 17:00)
za lou haiko fa tsy matotra e :-D:-D:-D:-D
36. Herimiafina ( 15/04/2006 20:06)
pissoa:

Way kosa izany ialahy e! Fa angaha ny pasitera ihany no tsara (na ratsy) no hoe raha lasa pasitera daholo ny olona rehetra :roll::roll::roll:

Sarisarin'hevitra io ranabavy! Parabole. Ny tiana hambara teo dia ilay valin'ny fanontanianao momba ny equilibra!

tsy hoe matotra pasitera fa raha ohatra ka mpananatra daholo ny olona rehetra dia iza indray no hanarina? Raha lasa direktera daholo ny olona rehetra dia iza no ho entina sy ho tanatanina? Raha lasa mpivaro-kena daholo ny olona dia iza no mpividy hena?

de torak'izany koa, raha lazaina fa matotra daholo de tsy maintsy misy tsy matotra koa eo anivon'ny fiaraha-monina! Ahan :@
37. Fiffi ( 16/04/2006 05:04)
ka zah tsy ho matotra mihintsy raha hizarazara hevitra ianareo hananatra ahy!
tsy misy nilaza anie hoe andeha hananatra anao eh! olon-dehibe ianao ary ianao irery hiany no mahafantatra ny tokony hataonao , tsy zazakely akory ianao ka andeha hoe ao hanarina , sady tsy anjaranay namana koa no hananatra anao , eny na dia mba manimpy teny kely mety ahasoa aza!
Zah ihany no mahalala izay ataoko hoe matotra!
marina ny anao ! en tout cas ! tsy zah aloha no ahafantatra an'izany koa ! sady tsy misy idirako koa ny fahafantarana hoe matotra ve ianao na tsia fa samy manana ny fiainany ny tsirairay.
38. Herimiafina ( 16/04/2006 21:07)
Siora amin'izany ve ianao? ahan :@
39. Fiffi ( 17/04/2006 04:20)
fa nahoana aho no tsy siora @ zany ? fiainanao io koh! nga azo hidiran'ny olona ny fiainanao ? ianao hiany no nilaza hoe "Zah ihany no mahalala izay ataoko hoe matotra!" ka inona no tsy maha-siora ahy @ izany ?
40. pissoa ( 17/04/2006 18:24)
Herimiafina:
Sarisarin'hevitra io ranabavy! Parabole. Ny tiana hambara teo dia ilay valin'ny fanontanianao momba ny equilibra!
Ataovy mazava tsara rehefa miteny ianao ranadahy :@ :-D:-D:-D:-D:-D

Samy hafa le ohatra omen'ialahy. Fa ilay "mpananatra sy anarina" io no hitako hoe mifanakaiky indrindra amin'ny matotra sy tsy matotra.

Herimiafina:
raha ohatra ka mpananatra daholo ny olona rehetra dia iza indray no hanarina?
Raha zaraina roa "anarina" sy "mpananatra" ny olona eo amin'ny fiaraha-monina, dia midika io fa tsy ilaina ilay equilibre. Ny fananarana mantsy dia kendrena hampita ny "anarina" any amin'ny "mpananatra" ... Izany hoe mitsaoka ny equilibre ny fiaraha-monina, ka mi-converge any amin'ny fiaraha-monina "mpananatra" fotsiny :roll::roll: Donky, ny valin'ny fanontaniako hoe
Angaha tsy maintsy ilaina ilay equilibre alou e
dia tsia! Ny fiaraha-monina aza miezaka mitsaoka azy.

Ny ohatra hafa no comment.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7744