misy courrier ho anao ao

21. mamzelkely ( 06/04/2006 09:25)
fiffi aa bdb ngeh ny définition anzany hohanina zany ee:lol:8)
22. vale ( 06/04/2006 10:08)
mamzelk::-D:-D:-D
23. kala ( 06/04/2006 12:13)
ari > =D=D=D=D=D=D f'angaha detena mitovy @ belge ihany reny blonde reny raha izany knou...
andraso fa misy courier koa ny anà io : angamba blagy belge ndray io zao (tsy hoela):wink:

HM > :-w:-w:-w

mifenty > :roll::roll:

mamzel > njy ty an =))=))=)):-*
24. Mifenty ( 06/04/2006 12:26)


ka ny belza tena tia mambotra labera be mitsy kou


finana mitsy le blonde k. Misy misotro aza reny kou

:-D:-D:-D
25. mamzelkely ( 06/04/2006 12:39)
hihihihi hitako ry zareo no mitovitovy ry Mifenty ra izany l'ty (blond sy belge) :-D:-D
26. andry08 ( 06/04/2006 14:43)
Ary raha toa ka sady belge blond dia ahoana ?
27. kala ( 06/04/2006 15:40)
andraso hoe jereko iny belge mandalo iny ry andry08:wink::idea:
28. andry08 ( 06/04/2006 16:41)
le mpihinana frity sa ilay mpisotro labiera?:?::?:
29. onjah ( 06/04/2006 17:16)
:-D
30. sasa ( 07/04/2006 06:01)
kala hi hihihih hi :-D:-D:-D:-D
31. Mifenty ( 07/04/2006 06:53)
mamz tena tsisy valaka reo
32. ari.malala ( 07/04/2006 07:14)
iza no efa nohaninareo d iza no tsara?
33. kala ( 07/04/2006 07:27)
ari < ini ndray no tsy nampoiziko klé :-*:-*:-*

mifentyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy > valio leisty io f'aza ilaozan'elà mi-feinte eo:-D:-D:-D
34. mamzelkely ( 07/04/2006 08:32)
Mifenty sô de mitovy fa ts sahala :lol:
35. kala ( 07/04/2006 10:40)
mamzel > mety hitovy fa ny tsirony no mety mifanohitra ihany ka:oops:

aleo hiandry ny spesialista ka:wink:
36. ari.malala ( 07/04/2006 11:04)
tsssssss, lôzanareo mifanilaka fotsiny ve ranga fa ni fanotanianay ts valianareo! tssss! nareo ranga a! natao lasaosy ve wa sa noritina, d iza no tsara kokoa?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
37. mamzelkely ( 07/04/2006 11:23)
ts haiko akia ry ari aaa miankina am insiraka io :-D:-D

kala fa ossible mety ho samy ratsy tsiro veuu :roll::-D:-D
38. mandrindra ( 07/04/2006 13:38)
andry08:

Hazo fihinam-boa ve sa ?????=))=))=))=))=))=))
Aiza koa?

an3, tsy fihinamboa ny blonde fa mpihinana voa

ari.malala a, ny blonde tsy afaka ritina fa mpandritra

39. kiali ( 07/04/2006 16:59)
de ahona zany ny sigara blonde??
40. kala ( 07/04/2006 18:35)
mamzel > de tsy haiko ange akia ê!:wink::oops::oops::oops:
andraso antsoina ry HM & mifenty hanazava an'io

ooooooooooooooooooooooooooooo ry zalahy â! avia aty de hazavao ny tsirony ê!:-D:-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2611