miseho ny zanany kely o!!!

21. fijo ( 05/04/2006 17:52)
manja marina le kala kle.tsy maha virja io kty
22. Fiffi ( 05/04/2006 18:08)
fijo: :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
23. kiali ( 05/04/2006 18:19)
fa maninona wa io tady io ? nareo ve be marenina eh!! :twisted::twisted::twisted:
24. Herimiafina ( 05/04/2006 19:59)
Ra-Philomena va no mahataitra ato e? ahumm ahummm :-w
25. sakaizakely ( 05/04/2006 20:03)
ô ry reto a ! azavao an'i kiali io tady io fa averiny fa tsy misasa sofina daholo nareo :{ :{ :{
26. Herimiafina ( 05/04/2006 20:04)
Tadin'entana io, labasy fitazonana azy sao dia jifan,ny rivotra refa mandalo Johhny rapida! ahumm ahummm:-w:-w
27. Fiffi ( 06/04/2006 04:33)
fa manja kosa eh! zany ny lamaodinay vhv ry zalaha ah! :)
28. andry08 ( 06/04/2006 07:11)
Tena mety @ andro mafana an!Manja e!
29. ikalakintina ( 06/04/2006 07:31)
tadikely kiali le mora vahana a!
fa inona reto no iran'izany tarika tinondia zany!, sa za ve tara be?
rafilomena sy razoky alou no tena itako be e!
30. little ( 06/04/2006 07:33)
Nareo ko de mandany andro amzany eo, efa hita fa manja io ko. Tiako aloha e ! Misimisy no ahatrizao ho jerena @ manaraka indray. Tsy manin ra eo ko ry zalah fou hehy:D:D:D
31. dadabe ( 06/04/2006 07:46)
tsy misy hita akory le
32. lemenakely ( 06/04/2006 13:22)
eo @ ilay hoe jereo eto io no clickéna bedada a
33. ravakamalala ( 06/04/2006 14:54)
ka ny an dadabe anie zavatra hafa no nantenainy e! ooo, vasoka ndray!! hi hi hi
34. Fiffi ( 06/04/2006 16:36)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
35. kiali ( 06/04/2006 17:40)
Herimiafina:

Tadin'entana io, labasy fitazonana azy sao dia jifan,ny rivotra refa mandalo Johhny rapida! ahumm ahummm:-w:-w



entana inona lesy no voatazon'io le!! fa zany oe moa alana kosa aloh izy amin'io eh!!:D:D:D
36. Fiffi ( 06/04/2006 17:58)
mba fanidiana an'ilay akanjo kosa io eh! dia @ zay tsy latsaka ilay akanjo ko! :wink:
37. ZOVOM ( 15/04/2006 06:02)
refa manao fitafy sud izy no tena milay sady tsisy maquillage.(l)
38. Fiffi ( 15/04/2006 06:03)
:roll: inona zany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5705