sakafo tsy misy hena

21. kala ( 06/04/2006 10:24)
merciiiiiiiiiiiiiiiii fa efa izay daholo zany ka! sady zà tsy manas hihinana fa de zà rery ihany no:miam::miam::miam::miam:
22. rurik ( 06/04/2006 10:55)
kala an samy manome kely ny hainy eto dia mahita maro ihany ndry ny farany .
23. kinaoly ( 06/04/2006 17:10)
kala> ka io tenenin'i herimiafina io le izy wa, misy proteine tsy hita afa-tsy anaty hena, mety azo soloina amin-javatra hafa fa tsy mitovy ny zava-tso entiny e :°)
24. LazaRandri ( 06/04/2006 22:18)
kala> milay be zany patinao zany! hahaha
25. kala ( 07/04/2006 05:26)
Laza > 8)8)8)8)

mbola miandry :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4483