Dada ah!
1. Fiffi
(
04/04/2006 19:18)
-Dada ah! hitanao ve itsy fiara itsy ?
-Ie ! hitako ka !
-Dada ah! hitanao ve itsy ramatoa itsy ?
-Ie ! hitako ka !
-Dada ah! hitanao ve io pankarta io ?
-IE !!! hitako waaaaaaa!!!!
-Dada ah! hitanao ve io t.....
-HIATAKO WAAAAAAAA !!!!!!!!!!
-Ko maninona no nitsahanao io t... alika io ?

novalian'i Fiffi ny 11/04/2006 07:26
4. juliot
(
04/04/2006 20:04)
Boy kely niara nandro voalohany an'i Dadany :roll:
-Dada ah! Dada toa lava volo be?
-Eny anaka
-Dada ah!Dada toa be volom-bava?
-Eny anaka
-Dada ah!Dada toa be volon-kelika?
-Eny anaka
-Dada ah! Dada toa be volo tratra?
-Eny anaka
-Dada ah! Dada toa be volo fôtra?
-Eny anaka
-Dada ah! Dada toa..
-Aok'izay anaka
-Dada ah! Dada toa lava volo be?
-Eny anaka
-Dada ah!Dada toa be volom-bava?
-Eny anaka
-Dada ah!Dada toa be volon-kelika?
-Eny anaka
-Dada ah! Dada toa be volo tratra?
-Eny anaka
-Dada ah! Dada toa be volo fôtra?
-Eny anaka
-Dada ah! Dada toa..
-Aok'izay anaka
10. Fiffi
(
05/04/2006 05:26)
fa maninona tokoa hoa no hatao foana hoe "dada" eh ? dadany zany fa tsy mba mamany zany ? :-D:-D:-D:-D
14. Fiffi
(
05/04/2006 07:01)
:-D:-D:-D:-D mba dadany indray iny an! toa mi-rime be ko le izy koh! :-D:-D:-D:-D:-D
15. andry44
(
05/04/2006 08:34)
ary raha atao hoe mamany tokoa ilay niaran'andro t@zanany voalohany!
Mama toa misy volo sy misy mibokomboikona........:-D:-D:-D
Mama toa misy volo sy misy mibokomboikona........:-D:-D:-D
19. Herimiafina
(
05/04/2006 18:40)
ahummm ahummm :-w:-w
Interressant! interressant!
Ny volo dia entina hiarovana ny fitaovana amin,ny fiovan'ny temperatjure tampoka, ny aretin-koditra any amin'ny toerana manify hoditra rehetra, sns.
Ahummmm ahummm :-w:-w
Interressant! interressant!
Ny volo dia entina hiarovana ny fitaovana amin,ny fiovan'ny temperatjure tampoka, ny aretin-koditra any amin'ny toerana manify hoditra rehetra, sns.
Ahummmm ahummm :-w:-w
20. Mifenty
(
05/04/2006 18:53)
sipakely niara napandroin' maman tam kofa kely
Sipakely :mama fa maninn no lava ny voloko
Mama :satria vevavy enao anaka
S : ar maninn nenazy no fohy
M : natiora zany anaka
s : fa maninn no lavahana ny sofiko
M : satria vevavy enao anaka
s : maninn no maninn...;
M : satria vevavy enao anaka ....
....
satria vevavy enao anaka.
farany:
S : inn oa ry neny io afovoany io ny azy misy mitarozaka fa nenà tsisy
M : satria vevavy enao anaka
...
S : mama oa, omeo otran'io mitarozaka io koa za
M : ra endry tsar enao anaka d ahazo anakiray mafatifaty otran'io refa lebé, fa ra maditra kosa de ahazo sy ahita bdb otran'io
satria vevavy enao anaka