Misy androny ny sipa

41. mamzelkely ( 06/04/2006 13:04)
ts haiko tr tadidiko trony ky ko mila miverina mamaky zah fa mbola kamokamo zao :°) :-D:-D
42. kala ( 06/04/2006 16:30)
fasaly > kou ny sipa lazainy misy androny fa ny bandy aza no tena gravy â!:-$:wink::-D:-D

njy ve de tsy mbola nahita lhl hoatr'izany mitsy??? manondrana ry zalahy 8)

mamzel > efa te ho vendredi manifika angaha:?:
43. fasaly ( 06/04/2006 16:49)
kala: marina beuh aky zany a!:P mbola gravy noho ny sipa reoi ka:wink::lol:
44. Herimiafina ( 06/04/2006 18:53)
Sipa aloha zao no resahana fa aleo ny bandy ho any e! hehehehe=))=))
45. ravakamalala ( 06/04/2006 19:20)
ny blem anie ry herimiafina rah mikoty saipa eo amin ny 14e jour enao, d mety ahazaka ihany fa izao koa fantaro, zavatra iray ihany no tadiavin ilay sipa amin iny, ka raha tsy mahatoraka ianao d tavela eo!8-)
46. mamzelkely ( 07/04/2006 08:58)
kala ieuuuuuuuu sady handrery ambondrona rariva [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Respect/R_CHAM%7E1.GIF[/IMG]
47. Fiffi ( 07/04/2006 12:19)
Herimiafina: andeha ho aiza hono ?
mamz: de nanao ahoana hono ny tany akia ?
48. nolalaina ( 07/04/2006 12:20)
labomba:

Lisany ve tsy mahita?



zay lé oé "T hanao @ (sipa) eo kou"!! hihihihihi
:wink:
Vô ny androny sy ny orany fotsiny zany!! :-P
49. ari.malala ( 07/04/2006 13:11)
:-D:-D
50. kala ( 07/04/2006 13:17)
mamzel > bonne ambiansy ndry ê! de tandremo fa misy mpangalatra madmzel any an!:wink: fa nenà zao o^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^o no fanalana azy
sa ahoana ry fasaly :-*:-*:-*:-*:-*:-* dôly ê!

nolalaina > aiza izy refa tena ahan!!!:-$:-$:-$

HM > :-w:-w:-w:-$
51. Herimiafina ( 07/04/2006 15:12)
Tsy misy zavatra fixe izany ry reto eto ambonin'ny tany fa miovaova daholo an! Isika fotsiny no mety tsy mahita fa misy fiovana ny zavatra rehetra arakaraky ny fotoana, dia toa izany koa ny sipa, ny bandy sns. :-w:-w
52. labomba ( 07/04/2006 17:56)
Ny bandy njay tsy misy andro zany fa saingy misy famataranandro fotsiny. Surtout rehefa midi zay ny andro, tena hita be mintsy hihihihih
nolalaina> bonjouuuur! za ara efa elabe no tsy nanao aminy ko.
53. nolalaina ( 08/04/2006 06:20)
kala : asany kou!! hihihihi mbola aiza marina refa...... :-$

labomba : bôzouuuuurrr!! ça vaaaaaaa?? hihihihi :-P aza kivy lesy é!! mbola ho avy lé androny hanaovanareo ndray!!! :wink: fa ndana klou mijery dadaraB sô dé tsy mety lé androny!! hihihihi

:-*
54. lanto ( 08/04/2006 08:49)
Ntonalééééé toky re izao eeee 'Tesa aho alohanareo :wink:
55. RodsyFanja ( 08/04/2006 11:52)
labomba:

Lisany ve tsy mahita?



Soloy anlé mitovy andro @nao re a

hoy ny fitenenana hoe "1 no lasa , 10 no tonga na hita eo"
56. Fiffi ( 08/04/2006 12:40)
misy andro kosa aloha ny ahy eh! :-D:-D:-D rehefa falifaly be iny zah de tena c'est mon jour aujourd'hui hoy aho :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D zany hoe nahazo vintana angamba :-D:-D:-D
57. Herimiafina ( 08/04/2006 15:48)
Ary tena interressant ity sujet iray ity an! azo hanaovana these d'état klé, ahan, :-w:-w
58. lanto ( 08/04/2006 16:07)
Famintinana : misy fotoanany ny vehivavy, ary miasa saina ny lehilahy mandritra io fotoana io.:lol:
59. vegas ( 08/04/2006 19:15)
Fanontanina mipetraka amin'izay: inona no tokony hatao mba ahatsara ilay andron'ny vehivavy?
60. fasaly ( 08/04/2006 20:43)
:roll::roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2002