Tsy mety tonga ny Investisseurs

1. yehel ( 03/04/2006 11:20)
Et oui.tsy mbola mirohitra aty dago mihitsy ny investisseurs hatram zao.Fa nahoana aza???
Sao dia kosa ny opérateurs éconq eto an-toerana mihitsy no manakana satria efa lovian-dry zalahy irery ka hanelingelina be nyany.
Jereo ange : ny grads secteur éconq rehetra e : pétrolier (frantsay);grade distribut°(frantsay);banky(ry zalahy ihany);BTP(frantsay);fanondranan'entana(malagasy,frantsay,môrisinanina,..);sns

Maro ny associat°,cercle,comité ,syndicats,groupements eto milaza fa mitady ny fandrosoana an'mada fa tsy izany mihitsy lé izy ka...Vao maika ary fiarovana ny vilany sy lovia fihinana isan'andro no jerena sans considerer fara faharatsiny ny condit° sociales ny mpiasa sy ny manodidina.
novalian'i prime ny 31/10/2006 13:55
2. andry44 ( 03/04/2006 15:09)
ny marina de fitadiavana tombotsoa manokana ho an-drakoto na rabe no misy ka raha tsy mahazo izay ry zalahy na ny ekipany de any zany!
3. Herimiafina ( 03/04/2006 16:07)
Raha mbola misy ny insecurité sy risque ary ambany ny assurance dia tsy afaka ny ho any hono ry leirony. Lasa Haiti 2 i Madagasikara raha mbola misy fiadivantseza ao, dia iza koa no hanary vola any hono hoy ry zalahy. Liste noire! 8)
4. kally ( 03/04/2006 17:21)
Ny jiro tapaka lava, ny lalana mbola tsy ampy, ny kolikoly be loatra,hampitombo vola ny alehany any fa tsy hanao soa ka rehefa mbola mahafaty antoka azy tsy ho avy izy!
5. Fiffi ( 03/04/2006 19:36)
marina mihintsy zany ry Herimiafina sy kally! jereo fotsiny aza ireo vahiny nody very maina fotsiny nefa hoe fanampiana ny nahatongavany tany nohon'ny fahatapahan'ny courant matetika , noho io fotsiny an!
6. ampitiavanabe ( 06/05/2006 16:12)
tsapako fa ny ankabeazanareo manoratra eto de intelligents daholo ka indraindray mijery lavitra loatra. Efa mba nadalo tao antsainreo ve hoe misy m/gasy de nature tsy tia tanindrazana. Inoako fa tsia no valiny. Apetraho ary fanontaniana AIZA ARY NO TENA FOTOTRY NY OLANA. samy miaina tanteraka @ sehatry ny teknolojy internet isika, samia mba mikaroka hoe IZA MARINA ITY M/CAR ITY eo anatrehan'izao tontolo zao. Formation ray natrehako tao frantsa no nahalalako fa i M/car anisa'ny DOM TOM fransay fakosa manana statut particulier. tena talanjona ny tena hoe ahoana zany. Tsy afka nanome valiny anefa le formatrice satria tsy fantany hono. t@ alalan'ny site ray "droit francophone" no nahitako fa isika dia sous administration française. Azonareo amgamba ny olantsika. zany hoe misy certaine(s)domaine(s)(1 na maro2) ze la frantsa no mibaiko ka ra mitady hanao zavatra sika dia simba ny tombontsoany. Zany hoe ny fanontaniana lehibe tokony hamakina loha dia hoe AHOANA NY FOMBA IALANA TSY HO EO AMBANY FIFEHEZAN'NY LA FRANTSA ? dia mande ho azy ny rehetra. misaotra ô !
7. prime ( 31/10/2006 13:55)
ampitiavanabe> voalazanao ny fototry ny olana anisan'ny goavana b... fa mbola tena nofy2 mihitsy no iheverana fa ho tafala eo ambany vahoan'ny frantsa isika...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.521