ambassade / consulat / consulat honoraire

1. LazaRandri ( 03/04/2006 00:42)
misy representation diplomatique gasy ve ao Penang? Inona no mety ho tombontsoa azon'ireny consul honoraire ireny?
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 04:32
2. Fiffi ( 03/04/2006 04:44)
tsy mahafantatra!
3. Ralay ( 03/04/2006 07:39)
Tombotsoa inona moa no tian'i LazaRandri lazaina eto tombotsoany ve sa tombotsoan'ny firenena? Samy misy daholomantsy ireo.
4. Fiffi ( 03/04/2006 07:40)
5. LazaRandri ( 03/04/2006 08:21)
Dia inona daholo ilay izy Ralay?
6. Fiffi ( 03/04/2006 08:33)
jereo sao dia ahitanao valiny eto.
http://www.voyage.gc.ca/main/foreign/fordest/foreign_view_client-fr.asp
7. LazaRandri ( 03/04/2006 08:43)
Fi> Misaotra, representation diplomatique gasy ao Penang no tiako fantarina fa tsy ny Kebany ka.

Dia tsy milaza tombontsoa (resaka consulat honoraire) koa io site io fa Ralay izao no andrasana hanazava misimisy.
8. Fiffi ( 03/04/2006 11:08)
9. fijo ( 04/04/2006 19:50)
aiza le "penang" fa tsy haiko???
marihiko aloha fa ny consul,dia tsy voatery ho teratany avy amin'ilay tany soloiny tena.
oh,ny consul gasy tao afrika atsimo taloha dia tsy gasy fa maurisianina ngamba izy izay.
matetika koa ny firenena tavaratra"danemark finland,norvege ary suede,dia consul iray ihany no misolo tena azy.
ny consul dia misahana ny raharaha civily sy arabarotra mikasika ny firenena soloiny tena.ohatra raha gasy teraka any canada dia ny consul gasy any no anaovana ny fanoratana ny zaza,ny mariazy,ny fahafatesana sns.anjarany koano mitady lalam barotra hoan'io firenena soloiny tena io.
le tombotsoa tiana lazaina eto tsy azoko fa azavao tsara;
10. Fiffi ( 04/04/2006 20:08)
any malaisie io penang io ry fijo an!
11. LazaRandri ( 04/04/2006 22:22)
fijo> misaotra. Consul honoraire no anontaniko fa tsy consul ka. Fantatro tsara fa tsimaintsy tompon-tany ny consul honoraire fa tsy gasy. Fa nankaiza teo indray Ralay e? hahaha
12. Fiffi ( 05/04/2006 04:32)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2175