Fitandremana @ gripa aviaire

21. watafon ( 29/04/2006 03:37)
merci toubib !
Fiffi: raha ny henoko farany d hoe misy 20 mahery any ny karazana vorona mety handalo aty dago amty saison ity fa izany oe araka ireo voalazan'i toubib ireo d mila mailo ftsn e! tsy tokony hihinana vorona maty oazy ! d handrahoina tsara ny vollailles e!
22. Fiffi ( 29/04/2006 05:27)
wata: fa enganie ka tsy ho tonga any io an!
Fa somary nanintona ahy hiany aloha io haretina io an! fa inona no maha-samy hafa azy @ barika ? miheritreritra zaho hoe toa barika hiany izy io fa ny vahiny no tsy mahafantatra azy na mbola tsy voan'io. Nefa ny barika dia haretina mahafaty tokoa raha minana ireny vorona voa ireny. Saingy ny mahatsara ny any dago kosa aloha de rehefa mahandro sakafo ny any toa handrahohina ela be ? de maty ho azy ny haretina?
23. watafon ( 29/04/2006 17:23)
Fiffi: tsy mitovy ireo k ! ny barika ange peste aviaire no fiantso azy e! ary avy amina bacterie izy izay !
24. Fiffi ( 30/04/2006 14:18)
wata: toa mbola tsy nahare an'io akia zah taty an! nefa ve ahitana an'io hatraiza hatraiza sa misy firenena tsy mba azon'io ? ny vorona moa izany an!
25. fijo ( 30/04/2006 18:45)
wata ka taty anie ka io" peste aviaire" io no nolazaindry zareo fa teny siantifika momba le gripam borona e????
26. Fiffi ( 01/05/2006 04:06)
fa misy hifandraisany hiany ve aloha izany satria samy "aviaire" ?
27. toubib ( 05/05/2006 05:25)
iƩ ! samy aretin'ny manan'elatra!
28. watafon ( 05/05/2006 17:12)
fa ny otrik'aretina mitondra azy tsy mitovy fa ny fisehony no misy hitovizana !
fijo: d tsy haiko ndray lesy zany kle
29. Fiffi ( 05/05/2006 20:26)
nahazo aina daholo ny mpiompy aty fa nahazo navoaka @ zay ny vorona rehetra. Tapitra t@ 1er may teo ny fanidiana azy.
30. watafon ( 06/05/2006 17:28)
zany v ! ndry koa angaha miompy ?
31. Fiffi ( 06/05/2006 18:02)
an3 ! fa manaraka vao2 zah kah! le coq mitabataba be @ 4 maraina io aza efa tsy zakako :-D:-D:-D:-D:-D
32. fijo ( 06/05/2006 20:16)
wata tena izay no henoko ka,dokoteram biby no nilaza io tamin'ny radio taty.
33. Fiffi ( 07/05/2006 04:03)
fijo: midika zany fa tsy misy hatahorana intsony ny grippe aviaire eh ?
34. watafon ( 07/05/2006 17:09)
hay v lesy ? ary mety efa betsaka ihany zany no matin'izy io taty fa tsy fantatra raha izany no izy kou !
35. Fiffi ( 07/05/2006 19:19)
zah aloha hatramizao mbola tsy sahy mihinana an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3003