Fa misy inona ?

21. Fiffi ( 31/03/2006 19:22)
dia mahaiza mifanaraka ao ianareo ry Herimiafina sy Kala fa tsy misy mikasika ahy izany resakareo zany an! sady tsy mahay miteny wawawawawa :(:(:(:(:-D
F'angaha tsy amaray @ 7 ora ilay izy fa n'avancer-na anio misasakalina indray Fiffi?
wadrayyy ! ko manomboka @ 12 ora alina ny 1er avril ko ! sa tsy zany ? mba kotio kely we :-D:-D:-D:-D
22. kala ( 31/03/2006 19:23)
zà tsy mila itsikian'ny vintana fa zà no mila mitsiky aminy :roll::roll::roll::roll:
23. Herimiafina ( 31/03/2006 19:26)
hehehehe! Izay zah vao nahita olona mitsiky amin'ny vintana izany klé. mety hahafinaritra be izao izany o? :-D:-D
24. Fiffi ( 31/03/2006 19:44)
ao moa akia ry Kala mba mitsikia fa aza hatao poisson d'avril kosa eh! :-D:-D:-D:-D :-*:-*:-*kambo ndry an!
25. Fiffi ( 31/03/2006 19:54)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/0064.gif[/IMG] :-D:-D:-D:-D:-D
26. Veloo ( 31/03/2006 21:15)
kala njy ty be resaka an :-D:-D:-*:-*
27. marozevo ( 31/03/2006 23:35)
Eto no toerana tsara ho an'ny LAINGA sy ny poisson d'avril fa tsy ary amin'ilay iray ary....
28. Fiffi ( 01/04/2006 04:40)
marozevo: :-D:-D:-D:-D:-D:-D
29. Fiffi ( 01/04/2006 04:43)
[size=7]N[/size][size=8]y[/size][size=9] [/size][size=10]v[/size][size=11]a[/size][size=12]l[/size][size=13]i[/size][size=14]n[/size][size=15]y[/size][size=16] [/size][size=17]?[/size][size=18] [/size][size=19]P[/size][size=20]O[/size][size=21]I[/size][size=22]S[/size][size=23]S[/size][size=24]O[/size][size=25]N[/size][size=26] [/size][size=27]D[/size][size=28]'[/size][size=29]A[/size][size=28]V[/size][size=27]R[/size][size=26]I[/size][size=25]L[/size][size=24] [/size][size=23]![/size][size=22]![/size][size=21]![/size][size=20]![/size][size=19] [/size][size=18]a[/size][size=17]h[/size][size=16]a[/size][size=15]h[/size][size=14]a[/size][size=13]h[/size][size=12]a[/size][size=11]h[/size][size=10]a[/size][size=9]h[/size][size=8]a[/size][size=7]h[/size][size=8]a[/size][size=9]h[/size][size=10]a[/size]
30. sasa ( 01/04/2006 04:47)
Be resaka be daholo rehefa TRONDRO NY APRILY :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
31. Fiffi ( 01/04/2006 06:54)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
32. pissoa ( 01/04/2006 06:56)
:roll::roll::roll:
33. Fiffi ( 01/04/2006 07:02)
gaga be indray pissoa an! :-D:-D:-D
34. rurik ( 01/04/2006 08:18)
=D=D=D=D Fiffi fa tandremo fa gadrainy Hery eo ndry an=))=))=))=))=))=))
35. kala ( 01/04/2006 08:37)
veloo > ao ary fa tsy hiteniteny tsony zà ê!:oops::oops: posy an! de :-*:-*

le HM io ange tena mampisy :twisted: miresaka ê!

36. Fiffi ( 01/04/2006 09:50)
Kala: ndry an! de trondro ngezabe ve no azoko tao ?:-D:-D:-D:-D
rurik: kay kay kay aleo hitsaoka dien'ny mbola matanjaka raha izany :-D:-D:-D:-D
37. kala ( 01/04/2006 10:05)
pissoa >aza mitsoaka ndry fa ndehana maka lapoaly hanendasatsika zay tratra eo:wink::-D:-D:-D
38. lapino ( 01/04/2006 11:01)
sasa:
Be resaka be daholo rehefa TRONDRO NY APRILY :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

Rehefa tonga hono ny lohataona dia mihetsika ny hadalana ko! Tsy haiko izany raha mihatra koa amin'ny tsonjo :-D:-D:-D
39. pissoa ( 01/04/2006 11:16)
Mila labiera kely zah zany fa tsy mahazo resaka foana kle :roll::roll:

Fiffi, ka tsy azo, tsy hay, tsy araka intsony le resaka kle

Maninn tsara zah ry kala an :roll::roll:

Herimiafina :twisted::twisted::roll:

lapino, tsonjo ve sa trondro ny fiteny e :roll::roll::°)
40. lapino ( 01/04/2006 11:27)
trondro rehefa poisson ka :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2602