Fitaizana Hazo fihinamboa.

21. Herimiafina ( 10/06/2006 12:26)
Ny bouillie bordelaise ry Fiffi toa chimique ihany an na dia organique aza no iantsoana azy amin'izay confusion izay.
Eken'ny ECOCERT anfe any fampiasana azy amin'ny fambolena biolojika na dia izanya za noho ny risque kely azo avy aminy.

Ny toro-hevitro dai tsotra.

Paraky totoina asiana rano dia afangaro savony gasy, izay no fanaon'ny olona any ambanivohitra.
Totoina naty rano 1litatra ny paraky ary asaina savony gasy kely koa dia atao ny pulverisation.

Azo ampiasaina ihany koa ny vonina NEEM (Azadiracta Indica) na voandelaka vazaha ,a doroina dia ny lavenona no angonina atao anaty rano 1litatra dia pulveriser-na.

Ny NEEM dia misy principe actif antsoina hoe AZADIRACTINE mamono ny biby kely rehetra.

Mazotoa e!
22. cutie ( 10/06/2006 22:39)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 10-06-2006 11:20:46
Lohateny : Re : Fitaizana Hazo fihinamboa.
cutie: fa maninona nefa no tsy hatao eto ? @ zay mba manampy ny namana zay mba mila torohevitra ?

ka mampime be le fanafodiny :-D:-D:-D:-D
23. Tsytaitra ( 13/06/2006 19:12)
Cutie : tena mbola mime a hatr@zao...

Fiffi : efa henonkenoko ilay "bouillie bordelaise", fa ho handramako e. Asa na aiza no hahita ravina ortie.

Ilay hevitry Herimiafina koa tsara, saingy tsy misy paraky sy savony gasy aty aminay. Moa ila voandelaka vazaha tsy fantatro loatra.
24. Herimiafina ( 13/06/2006 20:34)
Fa aiza moa ny misy an'i Tsytaitra e?:roll:
25. Herimiafina ( 13/06/2006 20:37)
Hay Marseille?
Ny tsara atao angamba dia ny manantona an'ireny centre phytosanitaire ireny dia mividy insecticide.
Rehefa mampiasa anÙ'io dia jereo tsara ny remanence (faharetan'ny fanafody mandrapahalevony), ny delai de carence, ny fotoana alohan'ny hamokarana ny vokatra.
26. cutie ( 13/06/2006 21:38)
Mpandefa : Tsytaitra [ Valio ] 14-06-2006 00:12:29
Lohateny : Re : Fitaizana Hazo fihinamboa.
Cutie : tena mbola mime a hatr@zao...

ka efa nandraman-jy ve?
:-D:-D:-D:-D
sady haingana anie io e, toy zay reo hevitra hafa ambony reo :-D:-D
sady zao koa, kay afangaro @ rano hono le izy hihihihihi
ohtra we 1/2 vera an;'le izy,de 3 vera rano.
De mampiasa spray bottle njy
27. Tsytaitra ( 14/06/2006 08:58)
Mbola handramamako moramora ato ry Cutie a, mbola miandry a refa za rery no ato an-trano.
Herimiafina : Ary tena mahalala tsara ny momba ny fambolena anie ianao zany. Fa aiza no misy anao, sao mba misy paraky sy savony gasy aminareo any.
28. cutie ( 14/06/2006 11:19)
ok:lol:
29. Herimiafina ( 19/06/2006 16:47)
Tsy taitra, io indray rehefa tsy misy paraky dia ny taintsigara sy ny baorika no angonina dia afngaro savony.
Ny savony mantsy na misy NaOH (soude) na misy KOH (potasse).
Dia ireo no ampiasaina, fa ny savony gasy no tena be potasse dia izay fotsiny no hoe mahatsara azy.

Tandremo ny manao fanafody vita avy amin
30. Fiffi ( 25/06/2006 15:37)
Tsytaitra: ny ortie aloha de maniriniry foana hahitana azy hatraiza hatraiza , fa tandremo fotsiny manaova gant fa heu....tena marary ny tsilo avy aminy an!
31. grominet ( 30/06/2006 19:22)
izaho mipropose an-ratahx hoe voasary hoe andramana na mahabibo f'ireny zao mety maniry any tsara. Mianatra grefy(ra tsy efa mahay) de maka variété matanjaka (oh: voasarin'ala na le voasary makirana be ireny) de apetaka @ izay ny greffon)
Fanontaniana @ le NEEM: le voandelaka melia azedarach ve tsy mahasolo azy? le azadiracta indica tsinona tsy d ehita firy sa misy mivarotra zanany aty? Antananarivo Madagasikara no misy ahy.
Misaotra
32. Herimiafina ( 07/07/2006 14:53)
Salut Grominet! tena i grosminet le akamako ao antanin'andro ve io e? :wink:

le voandelaka tsotra na melia io koa leisy dai tena misy azo ampiasana azy ihany koa fa tsy dia haiko loatra.
fa ny Neem na azadiracta mantsy no tena be mpampiasa de izay no nandrosoako an'io.
Efa feno an'io any dago any kah! :wink:
33. Fiffi ( 01/08/2006 09:18)
Herimiafina: inona ary no mba azo hatao fa de tena nampalahelo tokoa fa tsy mba afaka nanararaotra nihinana cerises t@ ity taona ity fa raha vao latsaka ny orana voalohany de lasa feno biby kely fotsifotsy ireny ny cerise ?
Alohan'ny nalatsahan'ny orana aloha de mba afaka nanararaotra ery nihinana , kanjo vao tonga ny orana de vita hatreo ny fihinanana !! :evil::evil:
34. andry08 ( 01/08/2006 11:53)
asio colle , hamidy eny @ magasin ireny
35. Fiffi ( 01/08/2006 15:06)
36. Herimiafina ( 05/08/2006 16:30)
Fiffi> na indry:
-Mividy insecticide dia mampiasa saingy jereo tsara ny delai de remanence, hajao ny fotoana manelanelana ny pulverisation sy ny fihinanana azy.
-Mampiasa an'io savony sy parakintsigara io.
-Mampiasa plante piege toy ny voatabia ohatra. ampanirian eo akaikiny. :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.112