raikitsa ny kombaka
86. ari.malala
(
30/03/2006 06:25)
mamzelkely, anontanio an'i dadabe aky fa izy no tena mahay an'le izy a( le spidermanina io an), sa aôna cheri?;)
87. kala
(
30/03/2006 07:16)
mbola mibôsy be le dadabe de tsy mandalo angamba sa tsy izany ry ari :?::oops:
mamzel > tsika tsy miasa saina izay hikômbaka any fa ny fantatsika de mijery8)8)8)8) sa tsy izany ry veloo:wink:
mamzel > tsika tsy miasa saina izay hikômbaka any fa ny fantatsika de mijery8)8)8)8) sa tsy izany ry veloo:wink:
88. mamzelkely
(
30/03/2006 07:36)
kala zay kocha aloh eee de inn njay no hanitsika mandritsa ny kombaka manaraka :-D:-D
dadaba sy ari< nareo kosa ts namako ee tsy misy miteny anah we inn zany spiderman zny :(:-D:-D
dadaba sy ari< nareo kosa ts namako ee tsy misy miteny anah we inn zany spiderman zny :(:-D:-D
91. kala
(
30/03/2006 12:00)
mamzel > aza mety kambo fa ndao njy hividianako chocolat sy in re!!!
Eritrereto eo de teneno anà fa mbola misy madinika aty ê!:wink::-*
Eritrereto eo de teneno anà fa mbola misy madinika aty ê!:wink::-*
92. mamzelkely
(
30/03/2006 12:34)
kala ts mety angah ra ts madinika no apesaina :-D:-D sady za ko ngeh ts hanao bah azy fa sandoka oi ee ra ts sandoka io de nataoko mitry ary nataoko mamy beuuuuuu:*:-D:-D:-D:-D:-D
93. Veloo
(
30/03/2006 21:12)
mamzel > tsika tsy miasa saina izay hikômbaka any fa ny fantatsika de mijery sa tsy izany ry veloo
zany mihitsy retsy ry kala a:-D:-D:-*
mamzel 8O