Arriel Sharon!!

1. ainaheri ( 24/03/2006 11:34)
Fa to tsy heno tsony na maty na velona???
novalian'i Fiffi ny 02/04/2006 13:28
2. Veloo ( 24/03/2006 18:09)
tazomina mba tsy ho faty fotsiny satria raha vo maty eo dia guerra be no ho avy entre les deux pays
3. Herimiafina ( 24/03/2006 20:12)
Les deux pays iza avy ry Veloo fa tsy azoko.
Ny état de vegetation (coma)dia mety haharitra ora vitsy kanefa koa mety haharitra taona maro, 15 taona, 20 taona, sns.
4. fijo ( 24/03/2006 20:47)
politika io e,mandrapahita izay tena hafaka hisolo azy dia afenina aloha ny zavatra rehetra.
5. Rafotsy ( 25/03/2006 16:59)
Maty io rehefa vita ny élections législatives e !
6. Fiffi ( 25/03/2006 17:58)
:roll:
7. Rafotsy ( 25/03/2006 20:04)
Fiffi, ny tiako ho lazaina dia rehefa vita tsara ny fifidianana e , nareo koa:oops:
8. Veloo ( 26/03/2006 01:51)
rafotsy a zany mihitsy retsy a.:wink:
mety doly retsy na teny frantsay na gasy a:-*

9. jamal ( 27/03/2006 04:54)
Mbola velona be io.Jereo miakatra be ny côte de popularité an'lé parti vaovao taritin"i ehud olmert.
10. mandrindra ( 27/03/2006 09:22)
ka ny hilancer-na an'io antoko politika vao noforonin'i lery io mihitsy no hitazomana ny ainy. raha izy vao niditra lôpitaly iny no nolazaina hoe vita ny aminy dia vita koa ny amin'ilay antoko. izao aloha mihamahazo vahana tsikelikely ilay antoko, rehefa manomboka mafimafy orina io antoko io dia veloma amin'izay i ariel be.
11. fijo ( 28/03/2006 21:05)
io voalazan'i mandrindra io mihintsy no misy izao.
12. Stone ( 28/03/2006 22:30)
Sharon Stone!
13. fijo ( 29/03/2006 20:04)
rehefa alevina izy dia ao anaty stone ihany ka
14. Fiffi ( 02/04/2006 13:28)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.125